Ampidiro aloha ny tenimiafina
Naninona tsy nataon'i roindefo teny "Anglisy" ho an'i U.S.A.
1. penguin
(
12/05/2009 11:39)
Hahahaha toa mba niseho niteny Anglisy le roindefo tamin'ny andro nanoloran'i andry tgvendrana azy ho praiministra ka naninona raha nataony teny Anglisy ny hafatra sy vavabe nataony ho an'ny Ambasadaoro Amerikana. Tsy ny tany iray no mibaiko an'i Madagasikara hoy roindefo ary tsy olona iray no be resaka ary nanontany tena izy hoe naninona no tsy nody ty Ambasadaoro ity satria efa ela no nilaza tia hody ?
Ny vava no tsy atao be ry tgvendrana a. Samy mahalala daholo ny Malagasy hoe ampahafirin'ny Teti-bola Malagasy no avy ivelany.
Ny vava no tsy atao be ry tgvendrana a. Samy mahalala daholo ny Malagasy hoe ampahafirin'ny Teti-bola Malagasy no avy ivelany.
répondu par penguin le 13/05/2009 05:58
3. xxx
(
12/05/2009 11:45)
ka tsy azon'i ra8 raha teny anglisy no nataoiny e !
izay mintsy, =D>
I Niels Marquart anie manana mpandika teny e, fa i Le8 any Afrika Atsimo tsy manana pandika teny,
4. essera
(
12/05/2009 11:46)
Gasy ry penguin dondrona no nikabariany teo. Tena efa tsy ao tson ko penguin zan. Hisy azon'ny oul nihaino teo ve ny kabariny raha nataony tamin'ny teny anglisy. Ny mpanao gazety afaka rehefa mandefa ny vao2 mandika azy amin'ny teny gasy. Ravalo ihany ange teny am Radio lé may iny trilingue indray miteny (phrase iray = sady teny gasy, frantsay, anglisy). Asa izay nahatsiaro an'iny fa tena tapaka mits a tao atrano we gaigy be raha langue ity filohantsika ity (fahiny io).
Dia ity koa ry penguin : Monja Jaona no tsy ampy solaitra, fa i Monja Roindefo nataony nilona nilay be tamin'ny fianarana.
Dia ity koa ry penguin : Monja Jaona no tsy ampy solaitra, fa i Monja Roindefo nataony nilona nilay be tamin'ny fianarana.
6. essera
(
12/05/2009 12:00)
xxx:
Lohateny : Re : Naninona tsy nataon'i roindefo teny "Anglisy" ho an'i U
kay dondroan be le roindefo
diso fanonona fa :
kay dondroan be le penguin
7. penguin
(
12/05/2009 12:01)
"I Niels Marquart anie manana mpandika teny e, fa i Le8 any Afrika Atsimo tsy manana pandika teny,"
Tsy mifanaraka tamin'ny nataony teny @'ny 13 Mai izany resaka izany satria Malagasy koa ireo teo fa tia hiseho hoe mahay ingahy rainy. Sady mahay teny gasy koa ngah ny any Afrika Atsimo ?
Afaka nataony teny Malagasy na teny Antandroy aza dia mivadika everina teny Anglisy hiletehany tsara any amin'ny sain'ny Ambasadaoro Amerikanina sy ny Amerikana rehetra eran-tany. Ny KERE aza tsy hay ny mila aminy kounkoun

8. xxx
(
12/05/2009 12:02)
Jereo zay voasoratr'elah aho fa feno diso fa zany ve tsy mbola pira sa elaha mou le mahay be??
9. xxx
(
12/05/2009 12:06)
hoy i pinguin
ndana letsy karamao indray i roindefa hikabary @ teny anglisy a! kozio lery hoe tsy mazava @ malagasy hoe ny kabarina fa ataovy @ teny angalisy
Afaka nataony teny Malagasy na teny Antandroy aza dia mivadika everina teny Anglisy hiletehany tsara any amin'ny sain'ny Ambasadaoro Amerikanina sy ny Amerikana rehetra eran-tany.
ndana letsy karamao indray i roindefa hikabary @ teny anglisy a! kozio lery hoe tsy mazava @ malagasy hoe ny kabarina fa ataovy @ teny angalisy
10. xxx
(
12/05/2009 12:17)
inona zay essera zany olona tsy manakatao fa de mitango lalitra fotsiny eto ,
izy ndray zao io miafina xxx8 io, fozaorana
izy ndray zao io miafina xxx8 io, fozaorana
11. essera
(
12/05/2009 12:18)
D Penguin vé sur fa mahadona an'i Roindefo raha langue. Penguin mants mieritreritra foana hoe ny président fahiny ihany no mahay miteny anglisy sy frantsay.
Na ny fomba fi-s'exprimer-ni Ra8 aza ange rehefa miteny anglisy na frantsay tena mahamenatra be fa zan wé iny moa ny antsika tam zany fotoana d nekena fotsiny.
Na ny fomba fi-s'exprimer-ni Ra8 aza ange rehefa miteny anglisy na frantsay tena mahamenatra be fa zan wé iny moa ny antsika tam zany fotoana d nekena fotsiny.
12. xxx
(
12/05/2009 12:26)
teny malagasy aza tsy azon'elah ry essera koa inona no mahamaika,efa hoe resaka tsisy dikany ny resakao
13. essera
(
12/05/2009 13:05)
Raha zah no tsy mahay teny gasy d n dadan'lisany mbola dondrona no zah fa netiketin-javatra no naha-tafa an'azy nandritra ny fotoana voafetra. soa iany fa voafetra. Maty a sezako... tonga elah xxx io d ts mamaly an ty tson refa tsy mirevy an le resaka fa tsy miavo-tsy feno eo.
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
14. essera
(
12/05/2009 14:17)
Taiza les no mbola nisy TATEZANA vita izany teto Mcar fa Tetezana no vita teto. Izaho aloha hatramin'ny nidirako teto am forum mbola tsy nampiasa xxx na ny kodiny aza ary mbola tsy nitango lalitra fa nanoratra, fanampiny fantatra eny ihany ny mpiondana rehefa TOHINA kely izay. antôlaaaaaaaaanééééééé
15. xxx
(
12/05/2009 14:24)
Tsy mifanaraka tamin'ny nataony teny @'ny 13 Mai izany resaka izany satria Malagasy koa ireo teo fa tia hiseho hoe mahay ingahy rainy.
ka tamin'ireny anie lery mbola te hambabo ny fon'ny vahoaka hoe zany ka olombelona e, ..de babo ny olona... de zay, tsy mila mi-zesta tsony @ manaraka fa efa kopy zany nareo hoe mahay izy, mazava.?????????????
rah tsy izay zao i penguin tsy nahay hoe mahay miteny anglisy ty Roindefo ty,
16. xxx
(
12/05/2009 15:50)
Efa mitady hifamaly sahady Roindefo sy Ny Hasina satria fantatr`i Ny Hasina tsara fa tena fadin-drazana sy zava-doza izany hoe hifamaly @ be kintana izany ! Ohatran`ny hoe mifamaly amin`ny mpandoa-bary !!! Ka izany no alehany rehefa PM tsy misy fotiny sady tsy misy saina ! Inona moa izay mahay langue 150 raha ny fahendrena kely ohatran`ny silak`hoho aza tsy hanananao akory ?
17. Noue
(
12/05/2009 15:53)
mitsinjo an'ilay invitation any US izy ee ! ouainina be eo manko oe mitonatonana any US indray nefa jereo ity nataony ?? :^) :^) :^) :^)
19. rakaroka
(
12/05/2009 21:38)
xxx:
Efa mitady hifamaly sahady Roindefo sy Ny Hasina satria fantatr`i Ny Hasina tsara fa tena fadin-drazana sy zava-doza izany hoe hifamaly @ be kintana izany ! Ohatran`ny hoe mifamaly amin`ny mpandoa-bary !!! Ka izany no alehany rehefa PM tsy misy fotiny sady tsy misy saina ! Inona moa izay mahay langue 150 raha ny fahendrena kely ohatran`ny silak`hoho aza tsy hanananao akory ?
Tsapako "blem" ary tsy hi-reconnaisse-van´ny Internationaly ireto tgviste anefa dia i Hasina formation plutot Soviety! Ni Americain, ni Europeen izay
efa reseaun´ny Africain.
Ary rizareo ireo mora misera kokoa @ olona mahafolaka ny teniny sy ny sivilizasiony tahaka anà Ndefo! Na misy aza ny tsy fifanarahana mbola afaka mi se communique !
20. penguin
(
13/05/2009 05:58)
tgvendrana resaka barofo no nahatongavany teo saingy tsy manana hery hamaly ny barofo ny ara-dàlana satria tsy tafahomana ny tamin'izany fa variana mitady hevtra amin'ny fampandrosoana fotsiny. Ny naman'ny mpanao barofo niarahana niasa moa ny hoditr'ankondro no narosony ary ry zalahy ihany no tena manimba sy mamotika ny asa rehetra.
Ny HAFATRA HO AN'NY AMBASADAORO AMERIKANA fa tsy hoa an'ny Malagasy izay nolazain'i essera hoe dondrona. Miala tsiny fa Malagasy izahay ka raha lazain'i essera ho dondrona satria ianao safiotra na tsy hay sinoa na tsy fantatra inona dia midera anao tsy dondrona izahay. Ny mahagaga anefa dia resaka dondrona no tena aroson'ity essera ity eto.
ATAOVY TENY ANGLISY NY HAFATRA HO AN'IZAY TSY MAHAY TENY MALAGASY HILENTIKA TSARA FA MATANJAKA NY MPITONDRA HAT.