Ny very asa lasa SDF, mitotongana ny ariary, rano tapaka!..

1. lemenakely ( 09/05/2009 15:17)
Ho aiza ary andeha ho aiza izany izao isika ?Toa rehefa dinihina @ saina tsy miangatra dia Manomboka mivarilavo ny fiainan ny gasy @ ankapobeny .

Hanova ny fiainan ny malagasy aho hoy i Andry , ary indrindra fa ny Democratie !
Aiza ho aiza izany Democratie TGV izany @ izao ? Toa niala an Akatso dia Ambohidempona ..Pire aza !Izao be ny very asa , ny ariary miha very lanja , be ny faritra tsy misy rano eto Antananarivo .Ny olombitsy ity no voky fa ny sarababem- bahoaka toa voa mafy .
novalian'i 08051972 ny 10/05/2009 14:55
2. bazylou ( 09/05/2009 15:41)
18h10 Le prix du riz rouge local est passé de 1050 ariary a 950 ariary le kilo. - 09/05.
orange.mg =D> =D> =D>
3. xxx ( 10/05/2009 12:18)
Raha toa ohatran'i lemenakely daholo ny gasy , tsy mahagaga raha toa izao ny mitranga eo amin'ny firenena .
Ny ilaina aloha dia ny tsikera mampandroso
Esorina ny fialonana ny namana
Dia tsy miteniteny foana rehefa mifanakalo hevitra fa mihaino tsara vao mamaly
fa tsy manakiana be fahatany
4. pikatti ( 10/05/2009 12:44)
Tsara raha midina ny vidim-bary ,vary avy aiza ?tsy efa nisy ve izany t@ andron'ny deba ? Nameno ny banga ny fanjakana t@ zany ;hatraiza? rava teo moa ny bloc de l'est(URSS zay mampanampy ny mpianany eran-tany) dia boriny ndray ny firenene Malagasy dia nanao virage 360° tany @ tandrefana kinanjo tara loatra ny vahoaka efa teny an-dalàna nampiseha ny hatezerany dia fantantsika ireny no niafarany
Tonga ndray io zao ny fitontongan'ny vola ariary ,lasa monaie de singe ozy le dicton ,ny dévises ritra ,ireo orinasa mampiasa vola eto Madagasikara ndray ty no vopotsitra hamerina ny dévisiny ,betsaka indray ny hiala eto Mada ireo entreprises ireo ary ny nantsoina aza ty tsy ho tonga ihany koa
Rava hoy aho fa tsisy ny saosay é
Diniho miaraka fa raharam-pirenena ny atao,tombontsoan-tsika Malagasy rehetra io
5. 08051972 ( 10/05/2009 14:55)
Slt! Daôlo e!
Ka ny mpitondrantsika hatr@ izay mihinintsy no tia tena daôlo! Nafenin'izy ireo antsika ny marina! Nampianarin'izireo hiankindoha lava @ tandrefana isika! Tsy mba nampianarina ny hahay hizaka tena irery! Ny pôlitika Sarkôzy ihany no ahatafavoahantsika @ fahantranaio: Travail+, gaingné+! Mbola malalaka ny tanindrazantsika mbola azo volena ka tsy tokony hoandry vahiny isika vao afaka mamboly! Ny fambolena sy nu fiompiana no nampiakatra ny harinkarenan'ny Renymalala! Tsy nanao magie ny mpitondratao aminy fa nampahery ny vahôkany hanjary ny TANY! Refa be ny vokatra misy ho azy ny usine panodina ireny vokatra ireny ka mapitombo asa ary farany afak mamokatra énergie vert!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473