Ny 21 Dec 2012
1. soanja
(
08/05/2009 00:19)
Araka ny famakafakana ireo faminaniana isan-karazany izay efa nisy, indrindra ny zavatra nitranga izay hita tamin'ireo faminaniana ireo ka nitranga tokoa. Dia nilaza ny mpahita zavatra alohan'ny fotoana fa ny 21 Dec 2012 izao hono no ho fara andro!
Ny kalendrie Inca rehefa kajiana dia mamoaka an'io. Ny faminanian'olo-malaza iray sinoa. Ary hafa maro tokoa. Ny ara-tsiansa aloha milaza fa hifanandrify amin'ny fiodinan'ny tany ny fihetsiky ny masoandro ary hitsivalana ny tany raha toa hisy tokoa io fiodinana io ka ny poly noro no handray ny toeran'ny ekoatera.
Mampita ny tenako ary mbola mandalina na ho marina io na tsia ny nakana izany fotoana izany. Tsy misy mahalala izay ho fitrangany fa dia asa na inoanareo io na tsia?

novalian'i gasyjean ny 27/06/2009 22:20
2. xxx
(
08/05/2009 06:42)
Tsy hisy ny farany raha tsy tapitra mahare ny filazantsara momba A/tra ny olona rehetra hoy ny SM. Sady ny olona anie mandinika fa tsy voatery marina zany e.
Efa nisy tranga oh io mantsy ka za manokana aloha de mivonona na de anio aza no farany e.
Mivonona de tsy hatahotra ianao .
Ny Tompo mahalala.

3. roxanaha
(
08/05/2009 09:09)
T@ za 6taona no naheno hoe @ l'an 2000 hono ny fara andro. Nefa tô tsy nisy n'inon'inona akory.
4. mmmhh
(
08/05/2009 12:46)
Ka le fara andro anie ka @ andro tsy ampoizina e,
Ka io andro io efa ampoizina de tsy io aloha zany no sur fa mety alohan'io na apres n'io fa tsy ho io mintsy,
Ka na i Jesosy anie (araka ny SM) tsy mahafantatra izany e,
De ny olombelona ndray ve no mahalala an'zany?
Asa aloha, Jehovah irery ihany no mahafantatra ny marina momba an'zany.

5. artefy
(
08/05/2009 13:05)
Ka i Pasitera Mailhol aza hono mbola ho prezidà amin'ny 2013 koh! sa misy fiandohana vaovao izany aorian'ny farandro 21/12/12... izany hoe misy tetezamita indray ny fanjakan'ny lanitra de rehefa tonga ny 2013 dia i Mailhol no prezidà :-D :-D :-D
6. sapele
(
08/05/2009 14:07)
Tsy misy mahatakatra ny fisainan'Atra ny olombelona fa na izay aza ny fahalalana takatry ny olombelona de hain' Atra ny manova izany reefa tsy izay no fitondrany azy.
7. Mirananirina
(
10/05/2009 11:14)
zany ve Soanja,de vita ny fiainana zany,mampalahelo,tsy hitondra fitondrana ela zany izay filoha ho lany eo.
8. ni81
(
10/05/2009 11:27)
Ka le fara andro anie ka @ andro tsy ampoizina e,
Ka io andro io efa ampoizina de tsy io aloha zany no sur fa mety alohan'io na apres n'io fa tsy ho io mintsy,
Ka na i Jesosy anie (araka ny SM) tsy mahafantatra izany e,
De ny olombelona ndray ve no mahalala an'zany?
Asa aloha, Jehovah irery ihany no mahafantatra ny marina momba an'zany.
9. Koditra
(
10/05/2009 19:54)
Raha resaka faminaniana alo dia sarotra ihany no inoana ilay izy fa ilay ara-tsiansa no azo eritreretina ihany tahakan'ny fahafantarana mialohan'ny fotoana an'reny ekilipsa ireny. Ny tsy voavinavina fotsiny dia zay tena mety ho fiantraikany eo @ zava-manan'aina rehetra eto ambonin'ny tany, sao dia mbola misy faritra tsy ho voatohitohina sy mety azo hiainana ihany mantsy.
Za zao anangombola dieny zao ataoko frais mankany @ poly noro @ 20 dec 2012 fa any zany no assuré oe ho tafa ny ampitso. Ndao zay mazoto hiaraka amiko. :lol:

10. fahamarinana
(
11/05/2009 10:43)
:arrow: Ny ahy manokana indray dia rehefa tonga ilay andro na aiza aho na aiza dia tsy dia olana loatra satria izay no efa voalahatra ! Na ara-tsiansa io na ara-pinoana ,na ara-vinavinan'olombelona ....
Amin'ny maha-Xna ahy dia tsy hoe ndeha hiambina ihany koa sao very fa efa ataoko isan'andro ny fiainam-bavako na androany aho no ho voa-antso na rahoviana ihany koa ! Tsy hoe vonona foana koa satria mbola miady varotra ihany mba ho eto hatrany satria mbola be adidy ihany koa !Mba mamiko koa anie eto an-tany e ! Mazava ho azy fa manaraka eny hatrany ny tsy fahalavorariako,ny tsy faha-tanterahako,ny fahotako sns sns tsy maha-mendrika ahy !
Fa za moa izay ary tsy itovizako aminareo ihany koa e ! :( (l)

11. niryna
(
12/05/2009 11:04)
fahamarinana:

=D> =D>
Misy olona anti-krista izay Harnold Camp no anarany,mampianatra tenin'Atra izy io an,afaka mianatra aminy daholo ny rehetra,ary teny ao amin'ny baiboly no tsongoiny,io lehilahy io no nanambara fa ho avy ny farandro tamin'ny 1994 na 97 izy izay ,dia io lehilahy io koa manana fandaharana lehibe ao amerika ao ary afangarony amin'ny fivavahana hafa ilay fandaharana ,manana forium izy ary ao no dradradrainy isan'andro io teny farandro io satria maka sopapa kely ao anaty baiboly izy andreseny lahatra izay tsy mahafantatra sy marivo saina ary io no manoro vohana ny olona fa tsy mila mankany am-piangonana intsony ny olona,ny dondrona sy nanaraka azy dia nanidy fiangonana ka nitory azy aza ny sasany taty aoriana fa tsy nitombona ny teniny,avy eo indray vao nanorina fiangonana rehefa diso lalana nanaraka azy .
Dia io indray koa no manely tsaho hoe ho avy ny farandro amin'ny 2012.
Io rangahy io no manao fidradradrana amin'ny radio isan'andro ary olona maro koa no manohitra azy ao amin'ny forium ary miboredika izy rehefa tratran'ny fanontaniana hoe maninona no lazainao hoe 1994 ny farandro taloha kanefa dia novainao hoe 2010 ?
Dia hoy ny navaliny hoe mbola tsy ampy fahalalana tsara aho tamin'izany.Dia milaza koa ny radio hafa izay misy fandaharana kristiana fa aza mihaino io rangahy io fa mpanoro-vohana izy io.Mino aho fa fantatr'i soanja tsara io rangahy io an.io irery aloha no henoko hatramin'izay nilaza io ka nanamparitaka izany izay naheno azy.
Andriamanitra irery no mahalala izany fotoana izany.
Araka ny tenin'i fahamarinana dia ampiko ihany koa fa mila mivonona fa tsy misy afaka ny anampy ny androntsika eto na iray aza .
Ny manana an'Atra ho tompo sy mpanjaka ary mpamonjy kosa dia tsy matahotra izany intsony na izao aza no alainy satria efa mino ny fiainana mandrakizay izy sy efa manana ilay mpamonjy azy.
Miambena, mivavaha ,mangataha famelankeloka sy fifonana ary famontsoran-keloka isan'andro ,fantaro ny fanahy izay miresaka sy mizara amintsika ,ataovy ny references ao anaty baiboly ohatra na manaova fikarahona fa misy tsy mino izany satria hevitr'olombelona no itondran'ny sasany azy ohatra dia mino tokoa isika.
Tsy misy mahalala izay fahatongavan'ny Tompo fa nanao fanoharana kosa izy toy ny zava-maniry rehefa tonga ny fotoana faniriany,dia toy izany koa ireo rapture,tribulation,anti-christ.Ny hafany ve? toy ny fihavian'ny mpangalatra no fihaviako....toy ny trano may io ka raha fantatra hoe ho may ve ny trano tsy efa nobataiko ny entako? dia toy izany koa ny fahatongavan'ny farandro amiko araka ny tenin'Atra no itondrako azy ,vita ny andronao izay angaha ka tsy fakako,fa miandry kosa ny paradisa na mivoha ny varavaran'ny lanitra ho an'izay mandray Azy.
Ny olona araky ny fanahy dia mahafantatra ny fanahy izay miresaka aminy fa ny olona tsy araka ny fanahy kosa dia tsy fantany izany fa heveriny ho adalana,izay no teny ao amin'ny baiboly mampahery antsika.
Raha resaka siansa indray no itondrana azy ,moa misy zavatra tsy vitan'Atra va? :D
12. xxx
(
14/05/2009 14:23)
Mirananirina:
zany ve Soanja,de vita ny fiainana zany,mampalahelo,tsy hitondra fitondrana ela zany izay filoha ho lany eo.
Déformation professionnelle sa ahoana ???
13. soanja
(
18/05/2009 11:48)
niryna:
Mino aho fa fantatr'i soanja tsara io rangahy io an.io irery aloha no henoko hatramin'izay nilaza io ka nanamparitaka izany izay naheno azy.
Tsia, tsy mahalala na mahafantatra na efa naheno izany olona izany aho. Aza dia minomino foana aloha na izany aza! Tsy mpihaino radio aho no sady tsy mbola naheno izany fandaharana izany.
Ny nahafantarako an'io dia tany ampianarana raha nianatra momba ny hisehoan'ny fara andro izahay ka nanadihady ny fahitan'ny kolontsaina sy ny finoana isan-karazany ny ho fisehoan'ny farandro.
Tsy misy mahalala ny ho avy fa ny fianarana kosa ny zavamisy efa fantatra dia azo trandarahana avokoa hanolotra anao ny mety ho fisehony.
15. LibrePenseur
(
08/06/2009 12:21)
Tena efa nahita documentaire mikasika io lazain'ny Soanja io aho, ny mahavariana dia misy solosaina antsoina hoe WEB BOT izay nahita io prévision io koa kanefa toa no-programmé-na hanao zavatra hafa mikasika ny bourse sy finance izy io.
izany hoe na ny siantifika, na ny prophète, na ny tatsinanana, na ny maya taloha be sy ny maro hafa dia saika NIFANAKAIKY tamin'io fotoana io daholo ilay hoe "fin du monde"
hevitro manokana: raha mandinika ny loza voajanahary amin'izao fotoana izao ianareo, raha mandinika ny fifamotehana sy fifamonoana ataon'ny firenena samihafa ianareo, manginy fotsiny ny aretina mitranga (sida, grippe porcine, sns) samy mbola tsy hahitam-panafana dia mety ho lasa saina ihany...
valiny: ilay fisehoany amin'ny endrika samihafa no azo eritreretina kanefa azo sorohina io raha ny hevitro satria isika olombelona dia:
manimba andro aman'alina ny tontolo iainana ka mikorontana daholo ny tokony hilamina

16. gasyjean
(
27/06/2009 22:01)
roxanaha:
T@ za 6taona no naheno hoe @ l'an 2000 hono ny fara andro. Nefa tô tsy nisy n'inon'inona akory.
Roxanaha>>> Tsy ianao irery no nino io daty fa olona maro mihintsy,nefa ny ahy ny eritreritro dia mety mitombona io, eny na dia fotoana efa lasa;ny tiako ho lazaina dia izao: Ilay @ taona 2000 mety tsy voatery ho l'an 2000 boribory,mety hisy fihitarany kely,mety ho taona maro na mifamadika amin'izay ihany koa.Izany hoe ilay miandry daty iray dia tsy dia tsara loatra,mila mailo foana zany amin'ny fotoana rehetra,mara-baovao,sy mandinika tsara ny trangan-javatra rehetra.
Famintinana:Ny tiako tongavana zany dia:tsy tsara ny minomino foana.
17. gasyjean
(
27/06/2009 22:20)
niryna:
fahamarinana:
:arrow: Ny ahy manokana indray dia rehefa tonga ilay andro na aiza aho na aiza dia tsy dia olana loatra satria izay no efa voalahatra ! Na ara-tsiansa io na ara-pinoana ,na ara-vinavinan'olombelona ....
Amin'ny maha-Xna ahy dia tsy hoe ndeha hiambina ihany koa sao very fa efa ataoko isan'andro ny fiainam-bavako na androany aho no ho voa-antso na rahoviana ihany koa ! Tsy hoe vonona foana koa satria mbola miady varotra ihany mba ho eto hatrany satria mbola be adidy ihany koa !Mba mamiko koa anie eto an-tany e ! Mazava ho azy fa manaraka eny hatrany ny tsy fahalavorariako,ny tsy faha-tanterahako,ny fahotako sns sns tsy maha-mendrika ahy !
Fa za moa izay ary tsy itovizako aminareo ihany koa e ! :( (l)
=D> =D>
Misy olona anti-krista izay Harnold Camp no anarany,mampianatra tenin'Atra izy io an,afaka mianatra aminy daholo ny rehetra,ary teny ao amin'ny baiboly no tsongoiny,io lehilahy io no nanambara fa ho avy ny farandro tamin'ny 1994 na 97 izy izay ,dia io lehilahy io koa manana fandaharana lehibe ao amerika ao ary afangarony amin'ny fivavahana hafa ilay fandaharana ,manana forium izy ary ao no dradradrainy isan'andro io teny farandro io satria maka sopapa kely ao anaty baiboly izy andreseny lahatra izay tsy mahafantatra sy marivo saina ary io no manoro vohana ny olona fa tsy mila mankany am-piangonana intsony ny olona,ny dondrona sy nanaraka azy dia nanidy fiangonana ka nitory azy aza ny sasany taty aoriana fa tsy nitombona ny teniny,avy eo indray vao nanorina fiangonana rehefa diso lalana nanaraka azy .
Dia io indray koa no manely tsaho hoe ho avy ny farandro amin'ny 2012.
Io rangahy io no manao fidradradrana amin'ny radio isan'andro ary olona maro koa no manohitra azy ao amin'ny forium ary miboredika izy rehefa tratran'ny fanontaniana hoe maninona no lazainao hoe 1994 ny farandro taloha kanefa dia novainao hoe 2010 ?
Dia hoy ny navaliny hoe mbola tsy ampy fahalalana tsara aho tamin'izany.Dia milaza koa ny radio hafa izay misy fandaharana kristiana fa aza mihaino io rangahy io fa mpanoro-vohana izy io.Mino aho fa fantatr'i soanja tsara io rangahy io an.io irery aloha no henoko hatramin'izay nilaza io ka nanamparitaka izany izay naheno azy.
Andriamanitra irery no mahalala izany fotoana izany.
Araka ny tenin'i fahamarinana dia ampiko ihany koa fa mila mivonona fa tsy misy afaka ny anampy ny androntsika eto na iray aza .
Ny manana an'Atra ho tompo sy mpanjaka ary mpamonjy kosa dia tsy matahotra izany intsony na izao aza no alainy satria efa mino ny fiainana mandrakizay izy sy efa manana ilay mpamonjy azy.
Miambena, mivavaha ,mangataha famelankeloka sy fifonana ary famontsoran-keloka isan'andro ,fantaro ny fanahy izay miresaka sy mizara amintsika ,ataovy ny references ao anaty baiboly ohatra na manaova fikarahona fa misy tsy mino izany satria hevitr'olombelona no itondran'ny sasany azy ohatra dia mino tokoa isika.
Tsy misy mahalala izay fahatongavan'ny Tompo fa nanao fanoharana kosa izy toy ny zava-maniry rehefa tonga ny fotoana faniriany,dia toy izany koa ireo rapture,tribulation,anti-christ.Ny hafany ve? toy ny fihavian'ny mpangalatra no fihaviako....toy ny trano may io ka raha fantatra hoe ho may ve ny trano tsy efa nobataiko ny entako? dia toy izany koa ny fahatongavan'ny farandro amiko araka ny tenin'Atra no itondrako azy ,vita ny andronao izay angaha ka tsy fakako,fa miandry kosa ny paradisa na mivoha ny varavaran'ny lanitra ho an'izay mandray Azy.
Ny olona araky ny fanahy dia mahafantatra ny fanahy izay miresaka aminy fa ny olona tsy araka ny fanahy kosa dia tsy fantany izany fa heveriny ho adalana,izay no teny ao amin'ny baiboly mampahery antsika.
Raha resaka siansa indray no itondrana azy ,moa misy zavatra tsy vitan'Atra va? :D
Fa na ilay Andriamanitra izao koa aza anie toa mbola sarotra ihany ny hino azy hoe misy sa tsia ?
Fony mbola zaza aho no efa notezaina tamin'ny toriteny lava sy izao karazana zavatra rehetra izao,fihatsaram-belatsihy daholo,tsy misy olobelona tena manam-pinoana izany,fitaka sy lainga fotsiny.