Raha TIM na ara-dalana mora tohina aza mamaky an'ity !!!

21. zazangeza ( 07/05/2009 18:30)
fa i pit ve mihevitra fa vitsy no io isa omenao io ny nahita faisana tamindra-8?
raha tsy iresaka afa-tsy ny 3 fréres, ny quartz, m/car autruche,.. sy ireo gadra reetra sy ny fianakaviany. Io no tonga am'lay oe zay ataonao iany no mivaly ka de mahereza fa mbola be ny sisa
22. xxx ( 07/05/2009 18:50)
tsy raharahanay zay nataony rehetra tany, tsisy mpitondra tena nanao ny nety rehetra fa ny fantatray fotsiny d izy no lanim-bahoaka t@ fifidianana ara-dalana! 2011 tapitra ny mandat any afaka tsy mifidy azy tsony zay avy eo.
23. fijo ( 07/05/2009 20:06)
essera an,rehefa misaina an,mba mandiniha lavitra.izao mody tambazana PPN mora,fa rehefa azony ny ilainy,adala ve izy ka hivarotra aminao zavatra amin'ny vidiny latsaka be toa izany eo foana????sa rah aenao dia hanao izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067