Fanjakà n'adala! misambotsambopoana!
1. ari.malala
(
06/05/2009 07:19)
Amparafaravola: Miaramila tsy mazava saika hisava toeram-piasana
(06-05-2009) - Nanambara moa ilay tao amin'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Manamboninahitra avy ao amin'ny miaramila miaraka amin'ireo mpikambana TGV Amparafaravola dimy mirahalahy no tonga tao amin'ny orinasa SCAA Andranobe Amparafaravola.
Tsy nahatratra ny talen'ny orinasa izy ireo fa ny tomponandraikitra tao amin'ny ozinina no tratrany .Nanazava moa ity farany sy nitaky ny taratasy hahafahan'izy ireo misava ny toeram-piasana. Nanambara ireo miaramila fa iraka haka ny fitaovam-panjakana ao dia «tracteur» 3 sy fiara tsy mataho-dalana 8 . Nanambara moa ilay tao amin'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Tsy nanaiky ireo olona fa nilaza hoe «ianao no tsy maintsy hoentina mandra-pahatonga ny talenareo» . Avy hatrany dia nakarina itsy farany ka lasan'ireo miaramila . Nifanena tamin'ilay tale jeneraly izy ireo rehefa nivoaka ny tanana ka niverina tany amin'ny toerana misy ilay orinasa . Nitaky taratasy ihany koa ilay tale kanefa tsy nisy namoaka izy ireo. Raikitra ny fifamaliana ka nanambara ilay tale jeneraly : «efa nandalo teo ny CNME (Commission Nationale Mixte d'Enquéte ) nanome taratasy mazava amin'ny asa ataony ka dia navelanay hanao ny asany ara-dalana. Tonga indray ianareo ka aiza izay taratasy hahafahanareo manao izany» . Resy lahatra ireto farany ka hany hery niverina sady namotsotra ilay tomponandraikitra tao amin'ny ozinina ary nilaza fa mbola hiverina haka ireo fitaovam-panjakana izay nolazain'izy ireo. Marihina fa ny sabotsy 02 mey 2009 teo tamin'ny 4 ora hariva no nisehoan'izany tranga izany. Telo mirahalahy ireo miaramila nanao fanamiana sy nitondra fitaovam-piadiana toy ny «kalachknicov» miaraka amin'ny «chef de mission» iray manao fanamiana sivily.
Janus R
Gazetiko
Tsy misy organisation ve sa in no antony fa efa nisy nisava mbola misy misava fanindroany, amizay le misava fanindroany tsy manana taratasy mazava no mbola miseho manjakazaka iany koa! tsss
novalian'i tsiafoi1 ny 08/05/2009 10:15
2. xxx
(
06/05/2009 07:27)
Izao dia mbola effect-ny fisamboran'olona nataon-dra8 tamin'ireo mpanao gazety sy mpanao politika izay tsy nitovy hevitra taminy e! Nahazo fampianarana taminy ny ambanilanitra ka dia izao no vokany.
3. ari.malala
(
06/05/2009 07:31)
k adala dool nge zany le mpanara-drenirano e! raha sanatria v ra8 natory teo ambony tain'omby d hatory eo dool kou nareo menakavy? :-D :-D mba alefa lavitra le saina fa ts hoe ze ataon dra8 d hatao dool! :-D :-D nataoko ian ts hime :lol: ko manin kou ts mivid air force nareo ra zay no nataondra 8? :-D :-D :-D
5. halloween
(
06/05/2009 08:06)
Misambotsambopoana hoy ianao ????
---ririnindasa tsy tsaroana ve sa fodiana faninnn tsotrizao ???
--- iza no nampianatra teto M/car voalo an'io misambotra ze hitany io !!!
-- Ratsiraka aloh tsy nanao e !! eny e ! nanao fa tsy betsaka toy an'ny sasany !!
---tsiranana no tsy haiko fa tsy mbola fantatro tsara ze fombany taloha tany !!
Ka iza hono ry TIM ty mpisambotra olona fahatany nianaran'ny sasany taty aoriana ty >???? asa ! hatao oe soa fianatsa ve ?? sa ze tsara hano fa zay mafaika aloavy ?? ha ha ha ha !! nitodian'ny nataony marina !! ha ha !! TAPITRA

8. xxx
(
06/05/2009 08:26)
aleo kosa hiasa charles e efaela anie lery iny no tsy nisy atao fa manamoly sy manao rami ao @ capsat ao e,izao mba miratrape ny temps perdu
misambotra2 eran'ny tanana hita mihitsy hoe bandy tsy misaina ,pur kokoa noho ireny milice any afrique ireny
misambotra2 eran'ny tanana hita mihitsy hoe bandy tsy misaina ,pur kokoa noho ireny milice any afrique ireny
9. ari.malala
(
06/05/2009 08:53)
K zay nge le ts azoko e, iza no nampianatra ahoana aza! raha sanatria v ze nanao anizany volou minana maloto d hinana daolo nareo menakavy hoa satria zay no nampianariny? mba ny soa ahay no tokony ianarana fa tsy zao fianana barbare @ antsoin'i mirananirina zao! fa ny tiko anontaniana fa mahavariana anà d atao in le oul samborina sa mitondra tombontsoa in le fisamborana andry zareo? sa refa mahasambotra oul d mitombo ny karama sa mitombo ny kapoakambary arotsaka?
10. KALACK
(
06/05/2009 08:55)
Misambotsambopoana hoy ianao ????
---ririnindasa tsy tsaroana ve sa fodiana faninnn tsotrizao ???
--- iza no nampianatra teto M/car voalo an'io misambotra ze hitany io !!!
-- Ratsiraka aloh tsy nanao e !! eny e ! nanao fa tsy betsaka toy an'ny sasany !!
---tsiranana no tsy haiko fa tsy mbola fantatro tsara ze fombany taloha tany !!
Ka iza hono ry TIM ty mpisambotra olona fahatany nianaran'ny sasany taty aoriana ty >???? asa ! hatao oe soa fianatsa ve ?? sa ze tsara hano fa zay mafaika aloavy ?? ha ha ha ha !! nitodian'ny nataony marina !! ha ha !! TAPITRA
Ny tim no nanomboka zany de ny tgv nanohy fotsiny ,
ka aleo tsy nanao zan taloh de tsy nataon'ny olona anzao ko
tena valimpiakarana fidinana marina ty zan
miareta petsa ry Tim fa lalana efa nofinidy io a !! mitomania mafy
11. ari.malala
(
06/05/2009 10:11)
KALACK:

Maivan-doha b nareo zany... mampalaelo!
12. mima5
(
06/05/2009 12:27)
ari.malala:

Fa anga raha nataony teo aloha dia tsy maintsy arahina ny aty orina ?
Ra nihinana .......... izany teo aloha dia ts maintsy Hinana .......koa izany ny aty aorina aminao . Miheritrereta aloha vao miteny
13. notron
(
06/05/2009 12:28)
Salut dôly!
Raha ny fahalalko azy dia tsy voatery ho in-1 mandeha ihany ny fisavana satria raha zavatra tsy azo tazonina na olona no anton'ny fisavana dia mety ho nesorina tao izy omaly ka averina indray rahampitso.
Mbola tsy dia manahirana noho ny fisavana teny @ aeroport Ivato taloha izany e!
Tena ary manala akanjo tanteraka kou!!!!! Dray dray dray!!!!!
Ka mba toroy hevitra re i Cdt Charles fa tsy mahay izy zany e!

14. xxx
(
06/05/2009 13:10)
Zao kosa no lohan'elah ry notron koa aiza elah no tsy amboridana ,lohana tontakely
15. endrika01
(
06/05/2009 15:20)
ari.malala:Ka hoanireo mpiady seza,na ny efa eo,na ny vao manofinofy ho eo de zao,aza lany andro MISAMBOTSAMBOTRA ,fa ny vahoaka madinika very asa,tsy mahita atokona,kere,no asivo lanjany,fa ny film komando efa fahita foana any am Video,ka tsy mitondra makaiza fa manodidina ny corner iany.Hi hi lany andro am zavatra tssss
Amparafaravola: Miaramila tsy mazava saika hisava toeram-piasana (06-05-2009) - Nanambara moa ilay tao amin\'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Manamboninahitra avy ao amin\'ny miaramila miaraka amin\'ireo mpikambana TGV Amparafaravola dimy mirahalahy no tonga tao amin\'ny orinasa SCAA Andranobe Amparafaravola. Tsy nahatratra ny talen\'ny orinasa izy ireo fa ny tomponandraikitra tao amin\'ny ozinina no tratrany .Nanazava moa ity farany sy nitaky ny taratasy hahafahan\'izy ireo misava ny toeram-piasana. Nanambara ireo miaramila fa iraka haka ny fitaovam-panjakana ao dia \"tracteur\" 3 sy fiara tsy mataho-dalana 8 . Nanambara moa ilay tao amin\'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Tsy nanaiky ireo olona fa nilaza hoe \"ianao no tsy maintsy hoentina mandra-pahatonga ny talenareo\" . Avy hatrany dia nakarina itsy farany ka lasan\'ireo miaramila . Nifanena tamin\'ilay tale jeneraly izy ireo rehefa nivoaka ny tanana ka niverina tany amin\'ny toerana misy ilay orinasa . Nitaky taratasy ihany koa ilay tale kanefa tsy nisy namoaka izy ireo. Raikitra ny fifamaliana ka nanambara ilay tale jeneraly : \"efa nandalo teo ny CNME (Commission Nationale Mixte d\'Enquéte ) nanome taratasy mazava amin\'ny asa ataony ka dia navelanay hanao ny asany ara-dalana. Tonga indray ianareo ka aiza izay taratasy hahafahanareo manao izany\" . Resy lahatra ireto farany ka hany hery niverina sady namotsotra ilay tomponandraikitra tao amin\'ny ozinina ary nilaza fa mbola hiverina haka ireo fitaovam-panjakana izay nolazain\'izy ireo. Marihina fa ny sabotsy 02 mey 2009 teo tamin\'ny 4 ora hariva no nisehoan\'izany tranga izany. Telo mirahalahy ireo miaramila nanao fanamiana sy nitondra fitaovam-piadiana toy ny \"kalachknicov\" miaraka amin\'ny \"chef de mission\" iray manao fanamiana sivily. Janus R GazetikoTsy misy organisation ve sa in no antony fa efa nisy nisava mbola misy misava fanindroany, amizay le misava fanindroany tsy manana taratasy mazava no mbola miseho manjakazaka iany koa! tsss
16. fijo
(
06/05/2009 21:37)
milaza ny sasany hoe iza n onampianatra???hoadray.ka tsy izay fomba izay ve no nolazain afa tsy nekena teny amin'ny 13 mai e,nefa maninona no atao indray rehefa avy eo???rah ahaka tahak amantsy ,aleonay ilay ten ampanoa azy no manao toa izay le pakatahaka,fa le makatahak aio manaonao foana
17. razily1
(
06/05/2009 22:37)
tsara le samborina ka zay zao aty mantasoa mihinana kisoa sy ravitoto ary vary sy trondro maina
:^) :^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^) :^)
18. zazangeza
(
07/05/2009 18:40)
reveko b alo le fisamborana am'zay mba fay tsara reo TIM'reo e, niseo milay loatra nandritra izay 7 taona zay. Faly aho tena faly ary manakahery an'i Komanda Charle sy ny ékipany, ho ela velona anie isika reetra tsy voasambotra. :-D
19. xxx
(
07/05/2009 22:41)
zazatsyampy volana no tena tokony ho ps-nao satria tsy maharaka ny tena za-misy ianao,ary raha midoka anireny fomba capsat reny ianao dia hita fa tsy zazangeza zany fa tsy ampy fanahy,diniho anie raha ohatra ka ny dadanao no voadaroka toa ireny dia tsy hiteny hoe tim na tgv ianao
20. tsiafoi1
(
08/05/2009 10:15)
Kodiaran-tsarety ny fiainana an-tany ny ambony midina ambany, ary ny ambany miakatra ambony....
Ny soa atao mihodidina, ny ratsy atao mihodidina
Mbola ho avy ny tsy anaovan'ireo hoe TSY SITRAKO IZAO