Tsy Misy Mafy Be Satria Voahongana...

1. Oay ( 05/05/2009 15:52)
_"NY FAMPIHELEZANA NY HEVITRA MILAZA FA MAFY BE RY RATSIRAKA SY NY EKIPANY" d azoko adika ihany koa manao hoe:"MIPETRAHA TSARA IANAREO FA MAFY BE RY ZALAHY IREO KA IZAY TSY MIARAKA AMINY D TSY MAINTSY RAVA". Tsy namaly ana i milamm fa nilentika d tsy hita d io indray fa mamerina!

Mbola averiko fa tsy misy an'izany Ratsiraka sy ny ekipany mafy be izany, raha mafy be tokoa ry zareo maninn no voahongana t@ 1993 sy 2002?

_AMIN'IZAO FOTOANA IZAO INDRAY D LAZAINA FA TSY MISY MANDEHA ETO raha tsy MIVERINA i Ravalomanana midika koa izany fa MAFY BE KOA IZANY ITY FARANY ity, d Mbola lazaiko ihany koa fa raha mafy be tokoa i Ravalomanana d maninn en deux mois d voahongana!

Ny marina d izao: NY MPITONDRA MALAGASY Nifandimby d rehefa tonga eo @ Fahefana d CORROMPUS hatrany @ tsinay maintiny, hany ka very ny vola nanaovan'ny tandrefana investissement teto @ tanana noho izany d MIFANARAKA AVY EO NY TANDREFANA @ HANONGANANA ILAY MPITONDRA:


1993: nahenika ny 100% ny fitondrana ny tsolotra d nataon'ny Frantsay izay hanonganana an'i Ratsiraka!

2002:Niverina indray ny fangalarana sy famenoana paosy nataon'ny ekipa Ratsiraka d nifanaraka ny Frantsay sy ny Amerikana fa mila ahongana i Ratsiraka d iny nialan'ny Frantsay iny Ratsiraka d nasainy nanakombom-bava iny moa!

2009:Mifangaro ny fitatanana ny volampanjakana sy ny fananan'i Ravalomanana d nifanaraka indray ny FRantsay sy ny Amerikanina fa mila ahongana i Ravalomanana d iny moa efa nolazain'ingahy Ambasadoro ny be Kintana iny t@ Pasitera iny fa nametrampialana t@ fomba mihaja i Ravalomanana! i Oay anefa d efa niteny fa noteren'ny Amerikanina hametrampialana i Ravalomanana!

Ka hamaranako anazy d tsotra AOKA ISIKA MALAGASY TSY HANAIKY NY FANDEMENTSAINA IZAY MILAZA FA MAFY BE i ANONA KA HAMPANDEHA NY RAHARAHA D TSY MAINTSY MIARAKA AMINY FA RAHA TSY IZANY D TSY MAINTSU VOAHONGANA.

RAHA MAFY BE IRENY OLONA IRENY MANINN NO VOAHONGANA... ny saina no mahaolombelona ka ampiasao!!!!
novalian'i milamm ny 07/05/2009 15:52
2. Noue ( 05/05/2009 15:53)
"Oay":
Fehiny mbola averin'i Oay fa tsy mbola tonga ny fotoana hidirana lalina @ politika d mandeha eto aloha i Oay manala azy!
3. Oay ( 05/05/2009 15:59)
Noue a! ilay fanaovana politika tiako lazaina d ilay FANDRAISANA ANDRAIKITRA EO @ FITONDRAMPANJAKANA fa tsy ilay fanehoan-kevitra, ny fanehoan-kevitra d azo atao na aiza na aiza misy anao!

Fa rehefa hiditra @ ilay fitondrampanjakana indray d tsy maintsy dinihina tsara ireo olona hiarahana miasa d i Oay efa nisafidy fa ALEONY TSY MANAO TOA IZAY HANOHANA OLONA VENDRANA NOHO IZY!
4. xxx ( 05/05/2009 16:01)
Hay moa ny Sovietika tandrefana tamin'ny 91.
5. Oay ( 05/05/2009 16:11)
XXX a! raha toa ka mbola tsy ampy taona toa an'i Oay i XXX t@ 1989 d mba asaivo tantarain'ny zokinareo na dadanareo fa rehefa lany i Ratsiraka ka rava ny rindrina tany Berlin tany d niova ny rivotra politika ka nanomboka nanova famindra i Ratsiraka ka nanaiky ny hanaovana ilay libéralisation izay lasa sauvage moa taty aoriana, d anontanio i dadanareo hoe inn no nolazain'i François MITTERAND an' i Ratsiraka t@ 1991!
6. xxx ( 05/05/2009 16:18)
Nolazainy fa Monja Jaonina no mpamadika
7. xxx ( 05/05/2009 16:31)
Tonga de mipoka io lapakely io fa jereo ny vola miditra ry oay,ataon'ny benkintana mendy eo elah fa petsotsona eo ihany, fa aza mody fanina eo rangah ty a,sady ny analyse-nao tena kopy soroka be fotsiny @ zao ,tsy mitombina mintsy tena mbola zaza fanahy
8. Oay ( 06/05/2009 05:44)
xxx:


Tonga de mipoka io lapakely io fa jereo ny vola miditra ry oay,ataon'ny benkintana mendy eo elah fa petsotsona eo ihany, fa aza mody fanina eo rangah ty a,sady ny analyse-nao tena kopy soroka be fotsiny @ zao ,tsy mitombina mintsy tena mbola zaza fanahy



Tsy fehezan-teny anankiray no hamaliana ny analyse koposoroka fa mba mila fanazavana, fa raha toa moa ka tsy d AMPY SAINA LOATRA @ FANDINIHANA d MITADIAVA AFISY APETAKA.


9. essera ( 06/05/2009 06:28)
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-05-2009 18:31:58
Lohateny : Re : Tsy Misy Mafy Be Satria Voahongana...
Tonga de mipoka io lapakely io fa jereo ny vola miditra ry oay,ataon'ny benkintana mendy eo elah fa petsotsona eo ihany, fa aza mody fanina eo rangah ty a,sady ny analyse-nao tena kopy soroka be fotsiny @ zao ,tsy mitombina mintsy tena mbola zaza fanahy

Raha manana ny maha-ianao anao aloha ianao ka sahy mijoro amin'ny hevitra dia mampiseho ps to anay mbakan-dry oay ao. Izao mantsy azonao atao no mijapy tim avy eo ndray tgv. Le oul ao ambadiky xxx koa moa izany tsy mahay dissertation na développement fa valin-tenina kongoroty.
10. xxx ( 06/05/2009 12:53)
oay =essera=samy mankandoa ny dinika voalazany , mpanaraka ambokony ny capsat fotsiny @zao fandrobana sy herisetra izao
11. Mirananirina ( 06/05/2009 14:48)
oay =essera=samy mankandoa ny dinika voalazany , mpanaraka ambokony ny capsat fotsiny @zao fandrobana sy herisetra izao

Tsy hay intsony ty marina mo SA MAMORONA DAHOLO NAREO E/
Noue=pikatti
Andrywui=kalack
oay=essera
Mirana=iza???????
sns..........DE INONA KO E 8O 8O 8O
12. xxx ( 06/05/2009 14:59)
Mirana=nirina
ravalotgv=salopard
13. milamm ( 07/05/2009 15:52)
nihevitra aho fa mba afaka miresaka @olona mahay mandika sy manampahalalana sy manana tsangankevitra hanohanana izany fa tsy izay mahafaly ny saina kory no heverina fa izy anjaranao no mamakafaka ireo voalaza ireo dia vita ,samy teraka taorinany boky mena isika nefa ireo voalaza dia marimpototra mangala fanamarinana @ ireny chroniquer politique toa an'i M.T tao @ radio Antsiva dia ho azonao ny ambarako,efa nolazainy xxx1 fa tsy resaka hoe mafy be izay no antsoina hoe haute sphere politique olona efa nampijaly ny vahoaka 27 taona izany tsy azo atao tsinotsinona...oh.@ izany voaongana i ratsy iraka 1993 tafaverina ny 1996 fantaro ny atao hoe operation tao amintsika dia afaka manohy resaka isika ,efa programee daholo izay miseho hatr@ izao ,vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.038