Tsy misy resa-pivavahana hoy andrywui?

21. andrywui ( 05/05/2009 13:50)
message


ka reraka aho rangah ty manazava resaka aminy hatry ny maraina a!!! tsy azony mihitsy , k aleo pehana kely ny lohany hihiratra !!
ary ianao ko hery miandrasa fa 2volana sisa de ho tonga ko ny anjaranao eto !!! ha ha ha !! azafady oooo TAPITRA
22. benkintana ( 05/05/2009 13:51)
Zay basikely iny darohako hatrany an-kaboné hoa elah fa ho aiza eo é
23. andrywui ( 05/05/2009 13:53)
tsisy andrywui hafa zan lets eo ry xxx19 fa za za ihany no mamaly eto a!
ary innnn ko moa xno hanarahanlah ahy lava eto miten anzay fotsn !!
tsy manakevitra tson ve ry TIM a !!
tsotra be le hevitro teo :: henoy tsar , vakio tsara manko e !! ze firenena rehetra te hiarahiasa amin M/car de raisina daholo na iza na iza satri mila mpiaramiombon'antoka na hampiasa vola ny firenena !! ny ankoatra izay de fanaratsian'ny very fitondrana sy voadaka teo Amboja daholo !!! azafadyoooo TAPITRA
24. xxx ( 05/05/2009 14:00)
Fa inona kosa ary no atahoranareo le xxx é, mba zany ny azy no pseudo koa anino elah hamono tena ve hamaly an'i xxx e,
aleo marina elah potehin'i bekintana eo refa leo ny miaina,vola mafia ve no tambazana ,mery mijery film loatra anie enao zany ndrematoa
25. iartistika ( 05/05/2009 14:06)
fialonana ny an'ra hery no tena betsaka eh! hita fa efa manomboka miainga ny fampandrosoana de oay ah oay!! i hery sy maihol no mitovy am le telo volana!! hihihi! mpaminany sandoka... :@ :-@ :-D ^:^ =D>
26. andrywui ( 05/05/2009 14:08)
hay ve bekintana ty manaraka ah lava eto ty e !
voadaka ambadika eo elah fa manarah eo ihany :!!
-ny firenena tsy maintsy mandroso na asiana hoditrakondro aza ny lalany !!
- ny firenena qhafa tsy maintsy mampiasa vola eto m/car fa ref ts faly ny TIM de dony am vato ny loha !! TAPITRA
27. xxx ( 05/05/2009 14:17)
Tsisy firenena mandroso tsy ampy saosy zany eo ary tadidio fa mirodana ho azy io ozy ny moloto zay
28. nancy ( 05/05/2009 15:33)
Tsy mahalala ny toe-tsain'ny arabo marina ireto ka mijabajabaka...sady tia vao izany raha olona...tsy mahalala izay hahafaty azy fa de faly hifandratra amin'ny anti-tgv tsotra zao fotsiny.
29. hery ( 05/05/2009 15:48)
Efa mba niteny ihany aho izay.

Lazao hoe faminaniana koa raha miteny aho hoe loza no hiafaran'ny firenena tohanan'ny arabo fotsiny. Tsy équilibré ny ty sy nday. Ny saina alefa alohan'ny fo ho'a. Ny resaka fialonana izany mbola resaka fo.
30. Noue ( 05/05/2009 15:51)
sady tsy hitako koa anie oe inona no hidiran'ny fialonana @ zany eee!
31. xxx ( 05/05/2009 16:54)
hoy i iartistika
manomboka miainga ny fampandrosoana de oay ah oay!
fa le tary ty miana any anaty lavaka fa tsy mahita zay mitranga eto @ tanàna é,
jerevo ny bilan fa tsy nisy président nahavita nanapotika an'i Madagasikara en temps récords hatr'izay naha Gasikara ny Gasikara
32. andrywui ( 05/05/2009 17:20)
efa mazava amiko koa anie fa rehefa oe torohevitra avy amin'ny TGV na zavatra hitan'ny TGVf fa hampandroso de tsipazana hoditrakondro zay fa rah ny tim zay io efa HOSANA ,HOSANA be no natao !!! oviana koa M/car ts niaraka tam arabo
33. fijo ( 05/05/2009 20:36)
mahagaga tokoa hoa rah aizao fotoan aizoa no tonga ry zalahy.fa amiko rah ahampihena ny fahorian'ny gasy izy aleo handany vola eo,fa tsipahan arehefa tonga ny ten afitondrana aoriann'y fifidianana.
io anie tsy fitondrana natao hisahana izany,fa natao hiampitana amina fitondrana mahefa e,nefa mahavariana ity fihetsiny.fa efa mihevitena ho ten afitondran amaharitra ry zalahy
34. xxx ( 05/05/2009 21:16)
Io ry zalahy misy lalàna daholo mifehy an'io a, tsy vitan'izany hoe tsipahina izany fotsiny refa azo ny saosy ,aleo tsipahina ny saosy maloto dieny tsy mbola lasa lavitra, refa tsisy saosy ny HAT dia mialà fotsiny fa aza manantena tsy misy eo,
35. AndriambyII ( 05/05/2009 21:35)
Léannah , mbôla tsy drodrok'ilay alikalahy Khadafi iany vé ny pokona no mitady an' i Alibaba alibaba donne moi ce que tu as ? :twisted: Tena mbôla vraky ny foza ao @ tanàna ! gravy ' ty !!! :^) :^) o^o o^o
36. xxx ( 05/05/2009 21:54)
Kitaboz mintsy é,reo HAT (les 40 voleurs)reo efa tsisy saosy de mitonatonana sanabavy é
Mafy zany mampikarama capsat zany klé,inona marina moa io HAT io raha tsisy an'io herisetra io???
37. falyfenosoa ( 06/05/2009 05:00)
Aleo ny ho avy no hitsara.
Arabo no nanome fahendrena an'Andrianampoinimerina, sa misy sahy hiteny fa lainga izany?
Ny Amerikana te hanjakazaka nefa tsy mahalala ny tena toe-tsain'ny Malagasy tia tanindrazana, ka rehefa tsy azony fehezina dia anaovana ramatahora.
Hafatra ho antsika:
IIKorintiana 5:17 Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; Efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.

Izahay tompoko dia miara-miasa @ olon-drehetra, satria izay no maha kristiana malagasy anay.
38. iartistika ( 06/05/2009 07:46)
rehefa tsy milay zany le volan'ny arabo, de le an'ny mafia any italie no tokony hanapiana an'i dago!!sa??? sa ny volan'iza no madio rahery?? :?: :roll:
39. xxx ( 06/05/2009 13:36)
andrywui=iartistika mpanao mixage
karaman'elah lesy madio a,fa ny volo azao @ fivarotana dainy tsy madio
Fantatr-elah ve zany é,ny taliban no mpanondrana ny 90% cocaine dans le monde!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367