Mahatsikaiky

1. artefy ( 05/05/2009 10:00)
Nisy ankizikely efa nahazohazo taona nanjono trondron-dranomasina tetsy amin'ny reniranon'i Marais Masay, gaga ery dadaben'i kaina sy abela nahita azy nahazo trondro maina mbola velona... tena pur porc le trondro an! natao vaki bal tetsy am braderien ny palais de sport moa ilay izy ny zoma hifoha alakamisy teo fa saka izany nitsidika azy zany an! biby alika aloha ireny saka ireny raha vao resaka trondro e...
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:11
2. JOSIAH ( 05/05/2009 19:05)
Tsy mampe :roll:
3. mmmhh ( 07/05/2009 14:11)
:( :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349