y zit: mitady vehivavy malagasy hiarahana...

1. artefy ( 05/05/2009 07:27)
To ny nofinofin'i y zit fa nahazaka sipa marobe mihitsy izy tetsy antsahamanitra, talohan'ny asabotsy manko dia nitady sipa malagasy hiarahana manala azy tetsy antsahamanitra izy sy marion ary shy'n ka de sipa marobe no namaly ny antsony, tsy sipa ihany no tonga tao fa kofa bobaka be koa, tsy omby mihitsy antsahamanitra...

oay azafady fa tsy tokony teto no nisy ity adihevitra ity fa tany amin'ny toeran-kafa...
novalian'i artefy ny 15/05/2009 10:17
2. Papoose ( 05/05/2009 22:47)
kozy ve!!! :lol:
3. ari.malala ( 06/05/2009 05:41)
:-D :-D :-D
4. Mirananirina ( 10/05/2009 11:21)
8O 8O 8O
5. ari.malala ( 11/05/2009 05:55)
oudry, in kou ty nampivandraka ny voamason Mirana? :-D :-D :-D :-D
6. ni81 ( 11/05/2009 05:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
7. Mirananirina ( 11/05/2009 12:18)
arimalala ka tsy azoko izany tianay hambara ko
8. Papoose ( 11/05/2009 19:01)
dia in no tohiny artefy a!
9. artefy ( 15/05/2009 10:17)
tohiny ahoana indray e??? efa io ny vokatr'ilay fampisehoana, tsy omby antsahamanitra de nody fotsiny ireo olona marobe tao ivelany...
eny am palais indray mijery zay am 24/05/2009 amin'ny 15h e...!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074