Ampidiro aloha ny tenimiafina
do re mi
1. sitlo
(
03/05/2009 01:23)
Sao mia misy mahay mamadika Do Re Mi ho A B C D...
Ity hira ity no tiako atao amin'ny gitara. http://www.ien-lafertesousjouarre.ac-creteil.fr/spip/file/2scarabees.pdf
2. pirattack
(
03/05/2009 06:01)
mi -> E
fa -> F
sol -> G
aa -> A
si -> B
do -> C
re -> D
D mazotoa ary mihira eee!!Mba ataovy henonay hatraty!!!
3. xxx
(
03/05/2009 06:03)
La Si Do Re Mi Fa Sol = A B C D E F G
4. Mirananirina
(
03/05/2009 08:08)
eto aty mihitsy ny gitara ampianarako azy. :)
5. imeva
(
07/05/2009 13:54)
Misy karazany roa ilay izy. Do fixe sy Do mikisaka.
Ny Do fixe, izay mahazatra ny olona kokoa, dia ireo efa voalaza eo ambony ireo ihany.
Ny Do mikisaka indray dia ny clef no Do. Ohatra A ny clef dia A -> Do, B->Re, C-> Re#, ...