Aiza ianao Andriamiseza a ?

1. xxx ( 02/05/2009 15:39)
7 taona izay no lasa, fandaharana toa an’ny « Aoka hazava » na mivantana niarahana tamin’Ismaël Razafinarivo tamin’ny Antsiva no nahalalanan’ny olona an’Andriamiseza. Mahavaly ny fanontaniana izay hapetraka ary mari-toerana eo amin’ny fanohanana hevitra saingy rehefa miasa kosa dia mbola tena tsarain’ny karatra. Mafy ve ny migadra, tena marina tokoa fa raha mpitolona any am-ponja mety tsy misy ilana azy fa sarihiko ihany ny saintsika amin’ireto zavatra manaraka ireto :

- Raha izany tokoa ary no izy nahoana no midongy e ! Fa anagaha rehefa hoe Manandafy no PM dia tsy manao intsony ny havako e! Ary rehefa ho enti-dRaharinaivo any amin’izay hitondra azy any ny olona dia lasa mandeha! Fa inona ary ity? Efa mitsaoka ady sahady ve?
- Ataoko ary hoe mpamadika ny tolona ireo olona roa ireo. Azo heverina tokoa izany saingy izao e, ny dikan’ny teny hoe leader ange dia hoe mamaha ny olana amin’ny fotoana rehetra ilana azy e? Toa izay ve ianao ry havako? Manana créativité ange ilay toa leader ary manana qualité de rassembleur!Dia tsy mba ahita pitika hevitra na dia kely akory ary ve sa protestanta, azafady protagoniste invétéré ary e ?
- Izao izao aiza ny tolona? Aiza ianao e? tsy tokony ho vonjena ve ireo olona ireo e? Mifohaza malala a! Raha tsy izany dia lasa afo-mololo izy ity! Mitsnagana fa lehilahy e!

Izay iray olona a, ampitampitao e! Mitady ho faty ny afon’ny tolona !
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 07:36
2. xxx ( 02/05/2009 16:17)
Olona tsizy reny e! opportuniste fotsiny! mba olona hafa indray antsoina
3. bazylou ( 02/05/2009 16:40)
efa tgv ireny zao!!!!!!!!! :-P
4. serpent ( 02/05/2009 17:44)
Kou rah tsy adala hoatranareo izy kle, Aiza zay TIM @ io tolona io fa toa MFM no atao sorona ao. Tsy adala hoatran'ny MFM izy ka hanao sorona ny tenany Ho an'i TIM.
Courage foana nareo f'efa hanorimponenana any afrique du sud baininareo eh
5. ravalotgv ( 03/05/2009 07:36)
Andriamiseza nahazo seza fa ianareo no mahereza mivazavaza eto @ serasera

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2845