marary i rajoelina
1. ravalotgv
(
30/04/2009 18:34)
tena marary hono lery (mitohana) fa tsy mety misy manaraka anazy ny olona satria ny heviny hono diso nefa lery efa mba nifoka niafina ihany dia mamela azy hono fa mba mamono kely fotsiny izy fa tsy bedebe otran ny an i ra8 ta@ black monday
sniff
tchrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
jereo ao @ sobika
sniff
tchrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
jereo ao @ sobika
novalian'i ravalotgv ny 01/05/2009 08:40
2. Ramarovany
(
30/04/2009 19:25)
Ndry!!!! Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny... :-D
4. Noue
(
30/04/2009 20:02)
hay zay no mahatonga an'lery tsy maharaka na inona na inona ?? :-D :-D :-D
5. xxx
(
30/04/2009 21:27)
fantatr'elah tsara zany ny aretiny fa samy mpifoka nareo , ary elah zany koa toa mitohana,aza manely tsaho ,fa ajanony raha tsy zaka
6. xxx
(
30/04/2009 22:01)
hihihi verezin i ra ndefo io ra ndefo eo ao tsara gneny
ndaty io moa ndefo ndesory any agnao prezida amizao
:-D :roll: :roll: :roll: :roll:
ndaty io moa ndefo ndesory any agnao prezida amizao
:-D :roll: :roll: :roll: :roll:
7. xxx
(
30/04/2009 22:04)
Niditra hopitaly omaly i ravalotgv fa tratran'ny gripenkisoa , samy ankanelitsaho ihany
