Mihamarin-toerana ny HAT

1. essera ( 29/04/2009 09:22)
Salama daholo a,

Dia mihagina andro aman'alina ny mpanara-dia ny filoha teo aloha satria mihatratra ombieny2 ireo mpanakorontana. Ary dia miharihary koa izao ny pointage natao tetsy Ambohijatovo. Maninona moa raha aloa tsotra ny volany raha resaka asa dia azy ny misafidy na mandà ny ho eny. Io ilay fika efa marikoriko.
Ny anisan'ny vaovao niseho mba nahavariana koa omaly dia ny nisehoan'ilay avocat tamin'ny tv izay mbola mitady ny pejy sy ny article alohan'ny hamaliana mpanao gazety. Tena mbola novice kosa izy roa vavy ireny fa mba teneno ihany ny mpisolovava ny akamanareo ry mpiondana. Sao vao mihasahirana raha ireny no fomba ataony. Mila bala rora be rehefa hiditra avocat fa tsy mbola mitady hoe : "Article fahafiry moa izy teo..."
Ary dia tsy ho tratra koa ilay fanamby nalefan'ny raHery hoe telo volana dia vita ny tantara.
Koa dia arahabaina daholo isika satria efa manomboka tapaka ny lohan'ireo miafina manakorontana mpanendrikendrika ny capsat. Tena vao2 nahafinaritra mihitsy io. Ary irariana ny hiverenan'ny filaminana tanteraka rehefa tratra daholo ireo mpanafik'hoho mamely no manendrikendrika ireo.
Sa ahoana ry Noue sy Penguin ?
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 14:48
2. Noue ( 29/04/2009 09:30)
chaque chose a son temps
3. essera ( 29/04/2009 09:33)
Angaha mbola mieritreritra ny hitroatra ? Mandrasa ohatra ny nataon'ny ekipan-dRatsiraka fa tsy hoe rehefa tsy anay no mitondra dia nul, vendrana ...
4. xxx ( 29/04/2009 09:43)
vendrana(V) tg(V) :-D :-D :-D
5. Noue ( 29/04/2009 09:46)
essera:
vendrana ...
rehefa mahatsiaro tena i essera fa V dia tsaka ka! =)) =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> =D>


6. saranga ( 29/04/2009 09:48)
Tena diso be enao dadatoa a, angahaa mpanara-baovao nareo de Tena Gona Vendrana no tsy mba mahalala vaovao e, voaroaka ange i Hasina tany Addis-Abeba e, de efa reo koa ny Ministres ara-dalàna
7. essera ( 29/04/2009 09:57)
Mba andefaso an'ilay lien hoe ry saranga sy ny porofo hoe voaroaka tany Addis Abeba. Zah aloha tena faly mihitsy ho'aho rehefa mikiakiaka sy miakatr'afo ny mpiondana amin'ilay hoe TGVendrana. Satria vendrana no nandrodana an'lé empire. D iza no tokony ho menatra amin'izay ? Ilay fetsy nefa vizana sa ilay vendrana nefa tafa ????
Ary ny tsapa koa dia ireo mpidradradradr izao no lasa ao aoriana rehefa nieritreritra izy nandritra ny efa-bolana teo hoe eo aloha foana.
Tsy fantany intsony ny position-ny amin'izao fa mbola mati-kambo be ihany hoe izahay ny rôle.
Aza manaraka ny adalan'i dadanareo intsony am'lé "Tsapao aloha ny hery". Efa hita le izy mantsy izao fa tsy ampy ka manaova mihitsy aloha fanazaran-tena e mba tsy hamerenana erreur intsony.
8. namanabe ( 29/04/2009 10:03)
Ny lalao mbola ho ela ny diavolankolava , mibaribary ny toetra ratsy nanandravalo ny fitondrana ambony no nahita an'io ary efa misy comisiona koa hanaramaso ny ho avy rehetra dia ity ny hoe" haut la main ! " tsy afaka hanao abus intsonyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
9. coucou2 ( 29/04/2009 10:05)
essera:

Salama daholo a,

Dia mihagina andro aman'alina ny mpanara-dia ny filoha teo aloha satria mihatratra ombieny2 ireo mpanakorontana. Ary dia miharihary koa izao ny pointage natao tetsy Ambohijatovo. Maninona moa raha aloa tsotra ny volany raha resaka asa dia azy ny misafidy na mandà ny ho eny. Io ilay fika efa marikoriko.
Ny anisan'ny vaovao niseho mba nahavariana koa omaly dia ny nisehoan'ilay avocat tamin'ny tv izay mbola mitady ny pejy sy ny article alohan'ny hamaliana mpanao gazety. Tena mbola novice kosa izy roa vavy ireny fa mba teneno ihany ny mpisolovava ny akamanareo ry mpiondana. Sao vao mihasahirana raha ireny no fomba ataony. Mila bala rora be rehefa hiditra avocat fa tsy mbola mitady hoe : "Article fahafiry moa izy teo..."
Ary dia tsy ho tratra koa ilay fanamby nalefan'ny raHery hoe telo volana dia vita ny tantara.
Koa dia arahabaina daholo isika satria efa manomboka tapaka ny lohan'ireo miafina manakorontana mpanendrikendrika ny capsat. Tena vao2 nahafinaritra mihitsy io. Ary irariana ny hiverenan'ny filaminana tanteraka rehefa tratra daholo ireo mpanafik'hoho mamely no manendrikendrika ireo.
Sa ahoana ry Noue sy Penguin ?


tena mahara-baovao kosa enao zany an! saingy nisy adinonao kely I hasina andriamanjato tany addis abbeba.Mba karohy kely oe ny momba io vaovao io dia mba lazao eto @ serasera mba ho hitan'ny be sy ny maro.
10. essera ( 29/04/2009 10:28)
tena mahara-baovao kosa enao zany an! saingy nisy adinonao kely I hasina andriamanjato tany addis abbeba.Mba karohy kely oe ny momba io vaovao io dia mba lazao eto @ serasera mba ho hitan'ny be sy ny maro.

Angaha tsy mamaky eo ambony ianareo izany fa maimaika b ? Izay nilaza an'ilay izy no tiako hanome porofo fa angah eto misy vendrana ka tsy hahay hiditra google d mametaka ny critère de recherche "Hasina + Addis Abeba etc...".
Fa tiako izy mihitsy no hanome ilay vaovao hoe : "Voaroaka tany Addis Abeba i Hasina." Omeo fa tonga dia hanaiky tsy handany andro akory hamaly aho rehefa hitany izay.
11. accolade ( 29/04/2009 10:31)
- Marina ve fa hoavy ihany ny miaramilan'ny SADEC nikabarian ' iDada teny Ambohijatovo e ? Toa lainga fotsiny ka !
- Efa niresaka t@ mpitondra firenena maro ange i Dada handefasana miaramila SADEC e !!!! Sa lainga fotsiny ka ???
- Noterena iDada hanao démission....Fangaha moa tsy t@ ireny fotoana ireny indrindra ilay hoe : tsy nisy na iray aza miaramila garde presdnt nandositra izany??? Sao dia lainga fotsiny ka !!!!!!??? ka norahonana ahoana ????
- Marina ve fa ara-dalàna i Manandafy sy ny tariny ??? Nahoana ary no mangataka sy miangavy fa tsy mandidy sy manapaka avy hatrany ??? nefa ara-dalàna ??? sa lainga fotsiny ka ??????
- Toa tsy misy afatsy lainga fotsiny izy izany ka !!!!!
- ny miaramila no mitifitra olona @ bala tena izy.... Hay lainga fotsiny koa !!!!
ary soa ihany fa tratra....
12. essera ( 29/04/2009 10:36)
Adalana miaro tsinjaka ny azy ry accolade. Ny ara-dalàna aza ange efa nanana sens hafa mihitsy tam zalah. Efa tenenina foana ka e e eeeeeeeee
13. Noue ( 29/04/2009 10:55)
ity ho an'i essera

La HAT indésirable à Addis-Abeba dia vakio tsara hatramy farany akia aa ! dia aza manambe eee :-D :-D :-D :-D

http://www.topmada.com/2009/04/la-hat-indesirable-a-addis-abeba/
14. essera ( 29/04/2009 11:01)
Hitako tsara ry Noue fa http://fr.allafrica.com/stories/200904280125.html
15. bazylou ( 29/04/2009 11:10)
marina mihitsyio ry essera, aleo himenomenona eo ihany ry tim fa tgv lasa foana e, tsy aky andry marary!!! :-D :-D
16. coucou2 ( 29/04/2009 11:21)
essera:

Hitako tsara ry Noue fa http://fr.allafrica.com/stories/200904280125.html



dia midika inona kay iny invitation iny?hihihi
17. jeanpierre ( 29/04/2009 11:25)
essera:

Hitako tsara ry Noue fa http://fr.allafrica.com/stories/200904280125.html


Mbola ny express de madagascar no nanoratra an'io ka tsy dia mino aho ra-essera
18. bazylou ( 29/04/2009 11:29)
http://www.hat.gov.mg/hatweb/index.php
19. Noue ( 29/04/2009 11:40)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ampio tosika aloha fa toa porte close ny an'i hasina andriamanjato fa dia aleo alefa any ko i

La ministre des Affaires Etrangères Elyett Rasendratsirofo partira aujourd’hui pour Addis-Abeba =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. Noue ( 29/04/2009 11:46)
ataon'i Elyett Rasendratsirofo mamay any io ny hasina io aaa!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0531