Afaka manova ny efa voasoratra ve ny VAVAKA ?
21. soanja
(
05/05/2009 13:39)
rakaroka:
[quote=soanja]
Manova betsaka kokoa ireo miara-miombom-bavaka ny vavaka noho ny asa atrehana heverina fa hanova izay lavitra
'za indray aloha dia tsy hampianatra olona toa izao mihitsy ! Dia hino tokoa ny kely saina rehetra fa vitan'ny vavaka tsy misy atrik'asa ity fiainana, ary
tompon'andraikitra @ tsy fandrosoan'ireo olona aho raha hampianatra toa izao. Ho ahy tsy sarahina ny mivavaka sy miasa :idea: !
Mampilamina ny ao anatintsika ny vavaka. Io vavaka io no fanalana ireo sahotaka sy tahotra mianjady ao an-tsaintsika ary manimba tokoa ny tenantsika. Manampy ny tsirairay manao izany ny vavaka ary mitondra filaminan-tsaina. Ka ny filaminan-tsaina ananao dia hitarika anao hiatrika fiainana feno fahavonona sy hery manova zavatra.
Mila arahim-bavaka ny asa atao. Mila miasa no sady mivavaka. Ny fisian'Andriamanitra amin'ny asa atao no mahasoa ny asa atao iray ary manome fahatsarana izay misy sy iafarany. Mila mino an'io roa miaraka io vao mandaitra izany.
Ianao mivavaka aloha no manana fahasoavana voalohany amin'ny vavaka , izay Fahatoniana sy fiombonana amin'Andriamanitra no azo, ary ny vavaka atao dia manampy anao hahazo fahafahana hanatsara zavatra eo amin'ny fiainanao sy ny manodidina anao, izay isehoany amin'ny alalan'ny asa. Mihaino Andriamanitra ary miahy Izy. Ny vavaka ataonao dia henony tokoa rehefa vokatry ny fo ary iasan'ny hizotrao. Misy teny ao amin'ny baiboly hoe " Izay mangataka no homena" Finoana tokoa io ary mandaitra fa andramo.
23. rakaroka
(
06/05/2009 04:38)
Ka izay indrindra mantsy no nilazako fa aza "varianina miondrika hivavaka ny olona" satria misy maro tsy miaina izany fa miatrika tsara ny fiainany ary
"miaina tsara koa rizareo fa tsy be "blem" tahaka ny mpivavaka maro hafa aza ny fiainan-drizareo!
Ny fanombananareo ftsn no milaza fa tsy any ireny olona ireny fa 'zareo koa
tsy misy "envié-ny" ny mivavaka mihitsy satria mandeha tsara ny fiainany!

24. rakapy
(
06/05/2009 05:28)
Amiko aloha dia tsy ny fivavahana irery ihany no any lalana ahazaoan'ny olona iray fitoaniam-po na fitonian-tsaina mba ahafanany manasoa ny tenany sy manodidina azy fa maro be ireo lalana hafa azo andehanana.
Raha vavaka no hitanao fa mahasoa anao dia ataovy izany nefa tsarovy fa ny kilaoty manendrikan'ny hafa tsy voatery hanendrika anao.
Raha vavaka no hitanao fa mahasoa anao dia ataovy izany nefa tsarovy fa ny kilaoty manendrikan'ny hafa tsy voatery hanendrika anao.
26. soanja
(
06/05/2009 13:33)
rakapy:
Amiko aloha dia tsy ny fivavahana irery ihany no any lalana ahazaoan'ny olona iray fitoaniam-po na fitonian-tsaina mba ahafanany manasoa ny tenany sy manodidina azy fa maro be ireo lalana hafa azo andehanana.
Raha vavaka no hitanao fa mahasoa anao dia ataovy izany nefa tsarovy fa ny kilaoty manendrikan'ny hafa tsy voatery hanendrika anao.
Ka vavaka sy ny fiantraikany no resahina eto aloha fa raha samy hitantara ny fomba isan-karazany ahitana fahatoniana dia manana betsaka tokoa aho azo haroso eto saingy ny fotoana no voafetra.
Mandaitra ny fivavahana ary tena manampy tokoa ireo izay mampiasa azy.
27. rakaroka
(
06/05/2009 18:34)
"Discutable BBBeee aloha ilay "vavaka sy ny fiatraikany e!"...Satria efa mba Bbbbbbe ihany kosa aloha izay mpivavaka nandany ny androny nitalaho mba ho "tahian'Atra" ohatra ny firenena , fa hé, hé :oops: :oops: :oops: :? :?
Hilaza ve 'za hoe tsy nivavaka t@ fony rizareo?....Oh tsia dia tsia kosa e,
koa tsysatry ve mba ho "sambatra" hivoatra ny fiainana, fa matoa ilay izy tsy tafa ....... 8O 8O :cry: :cry: :? dia ao "raha" :roll: :roll: 8O 8O 8O :-$
Ka 'zay no mahatonga ahy tsy manao "FILAZA TSOTRA LOATRA" mba tsy hampandrina "adrisa" fahatany ny mihaino!

28. xxx
(
07/05/2009 14:35)
Afaka manova ny efa voasoratra ve ny VAVAKA ?
Version fohy: Miankina ny valiny. Inona ny voasoratra, voasoratra aiza - ary inona ny mivavaka.
Version lava:
1 - Somary hafahafa ihany. Ny fiheverantsika an'Andriamanitra ve izany dia tena bibidia mihitsy ka na efa mitalaho aza isika dia ozy fotsiny hoe "Iareto eo fa efa izay no voasoratra" ? Voasoratra aiza koa nefa izany aloha e ?
2 - Ho an'ny mpivavaka mamaly ... Fa inona marina ity lazaina hoe "mivavaka" ity ? Ary amin'ny inona no mivavaka ? Amin'ny fo ve ? Tsy ampy izay raha izay fotsiny :lol: Efa voalaza matetika hoe tolona ny vavaka fa tsy sento. Ka tena mitolona tokoa ve isika mba hitsahatra ny fifandripahana ? Sao ny fitiavana na tsy fitiavana kokoa an'dada na bandy kely no betsaka ao amin'ny vavaka ?
Ary ho an'ny olona tsy mivavaka nefa mamaly eto. Inona kay izany mivavaka aminareo ? Ny tsy mivavaka na tsy mpino koa no tena hitako hoe manana io fiheverana fa sento io ny vavaka.
3 - Aza heverina hoe mpanao mazi mazi Andriamanitra, ary fikafika atao hampandaitra ny mazi-ny ny vavaka. (Matetika dia izay no tsapako amin'ny mpivavaka na mpino sasany eto ... fa tsapa indrindra indrindra koa amin'ireo tsy mpino.) Nomen'Andriamanitra safidy ny olombelona. Rehefa mbola betsaka noho ny misafidy ny tena hivavaka mitolona (tsy hoe mandeha eny amin'ny 13 mai manohana an'i Dada akory izany na manohana an'i TGV) ireo misafidy ny mody mivavaka, sy misafidy tsy hivavaka mihitsy fa manao ratsy (misy misafidy tsy hivavaka fa tsy hanao ratsy koa) - dia mbola hisy foana ny ratsy .. Na ny marina kokoa dia mbola hanjaka foana ny ratsy (miaraka amin'io pseudo-demokrasia ao amintiska io) ... Na voasoratra na tsia.

29. xxx
(
08/05/2009 11:11)
Mandinika ny korontana misy eto @ firenentsika ity zah de somary lasa ny saiko,
Matoa izao reetra izao mitranga dia efa voasoratra izany, ary efa voalazan'ny baiboly rahateo fa any am-parany hisy korontana , ady, sns e....
koa na hivavaka be tahaka ny ahoana ary ve zah / enao / isika dia mety hanova zavatra ve izany?
Raha eny, afaka miova zany ny efa voasoratra? tsy misy dikany izany ny maha-voasoratra ny tranga iray.
raha tsia kosa, tsy tokony hivavaka ho an'ny firenena / na olona iray zany isika?
Tsy mananihany zah fa tena mahalasa ny saiko kely fotsiny le izy,
Ny tenin'Andriamanitra dia omaly, tsy miova ary mandrakizay. Koa mazava raha voalaza tao fa "na ho levona aza ny tany, ny teniko de tsy ho levona mandrakizay", midika izay fa tsy maintsy ho tanteraka ny sitrapon'Andriamanitra sy ny teniny izay voasoratra ao anaty baiboly. Ny antony hivavahana kosa de finoana ary fanantenana, izay sao de mbola afaka manome prolongation ihany Andriamanitra mba hisy maro ireo hiova ary ho voavonjy.
30. popotame
(
08/06/2009 12:32)
ny malagasy rehetra no tokony ibebaka ka itodika @Tompo @zay fa tsy ande @heriny ny tenanay fotsiny.ny helokitsika no maatonga @Atra tsy mieno ny vavaka.mba azonareo antsaina mo mbola firy @malagasy no manompo sampy ,razana,zany no mamatonga @ madagasikara maantra lava zao.fa aoka isika samy hibebaka tsy o atsika iany fa o anireo pitondra sy ny piray firenena amitsika ka angataka ny fitahianAandriamanitra irotsaka eto @ firenena