Tena nahazo volabe marina ny capsat
1. Noue
(
28/04/2009 19:41)
aiza ve ka ny olona mijafajafa mitady zay ho hanina isan'andro, firy ny very asa noho ny fandorana sns zay niseho, fa kosa tsy manakana ny capsat hetsena eny @ gde surface zany ee! ao ny mividy meubles, sns! eny eee! faly ery ny mpivarotra toy ny Courts fa niakatra be ny chiffre d'affaire-ny
D’après des informations recueillies au voisinage du CAPSAT, ces officiers mutins ont vu leur pouvoir d’achat augmenter ces derniers temps au grand bonheur des commerçants environnants.
dray dray dray faly oa ny commerçants eee!
Selon des informations recueillies par La Lettre de l’Océan Indien , plusieurs de ces officiers sont venus chez Courts, y acheter des meubles, faisant ainsi remonter en flèche le chiffre d’affaires de ce magasin qui avait été victime de pillages, le 26 janvier dernier.
Par ailleurs de plus en plus d’officiers font leur apparition dans les grands supermarchés tels le Jumbo Score pour faire leurs courses contrastant avec les années passées.
[URL=http://img222.imageshack.us/my.php?image=militairescore040409.jpg][IMG]http://img222.imageshack.us/img222/6730/militairescore040409.jpg[/IMG][/URL]

répondu par pikatti le 28/04/2009 23:13
2. ravalotgv
(
28/04/2009 20:11)
ary be vinany ihany ry lerony zany fa jereo le kapa sy tenisy aloha sao de mba namidy ny kitro miaramila amizao aloha sa miandry le fananana hafa ndray klo
sa dikotra be ve ry zalahy de aleo mitady tsaky aloha
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sa dikotra be ve ry zalahy de aleo mitady tsaky aloha
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. Mio21
(
28/04/2009 20:21)
Be fialonana Noue, asaivo ampitomboan'Ingahy Manandafy ilay 25.000Fmg/jour zaraina eny Ambohijatovo fa kely loatra. efa tazana mihena ampitoerana toy ny fe an'antitra ihany ny olona eny mantsy.
4. fijo
(
28/04/2009 21:32)
izao ny capsat no atao hoe mihinana ny hazo.milay ka,maka kely ao amin'ny banky centraly indray rehefa lany ny eo
5. xxx
(
28/04/2009 21:45)
Mio21:
Be fialonana Noue, asaivo ampitomboan'Ingahy Manandafy ilay 25.000Fmg/jour zaraina eny Ambohijatovo fa kely loatra.
Tsy mialona anizany i Noue fa raha tiany Miou aza dia tokony mbola nampina ny nofon'ireny olona maty notifitifiriny ireny ny henany capsat raha tsy mbola ampy ny any @ supermarché
6. xxx
(
28/04/2009 22:46)
Mbola ho avy tsy ho ela ny tena atao hoe fitiavan- tanindrazana fa mahandrasa kely fotsiny.Ary mba mandiniha tsara raha té ho avotra .Vita !
7. ndenn
(
28/04/2009 23:01)
Alamino tsara ihany ry zareo ny fandehan- javatra fa tsy vitan' ny ady karajia ambony vavahady anié ny fiainam- pirenena !
8. pikatti
(
28/04/2009 23:13)
aleo lesy le olona hifanazava eto a, tsy mahafaty na hagoaka tsinay zay taim-bava ,fa arosoy foana zay vaovao hitanareo etsy sy eroa,inona ny olana