Ireo vondron olona tsy tokony hanao politika intsony !

1. lemenakely ( 27/04/2009 19:07)
Raha ny fijeriko azy dia matoa mitarazoka matetika ny crise politique eto @ tanana dia misy antony !
Anisan izany ny fitsabahan ny antokon olona loatra ity resaka ity, singaniko manokana @ izany : ny mpitondra fivavahana, ny miaramila!

Ka amiko mila jerena akaiky io zavatra io!...
2. ndenn ( 27/04/2009 20:05)
Misy maha-marina azy izany teninao izany saingy indrisy theoriquement ihany no legal , fa raha en réalité , tsy ho voasakanao mihintsy ny olona @ izao vanim- potoana izao .Ankoatr' izay ra lemenakely dia mba andefaso an 'ilay rohy misy ilay reportage tany côte d' ivoire par web hoe raha azonao atao ?
3. lemenakely ( 27/04/2009 20:17)
Ok fa radem fa drodroka be e!..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473