tsy hita ra rasalop fa voan'ny peste pocine
1. xxx
(
27/04/2009 13:13)
misy namantsika mpisera iray izay eto komika sady mpanao hatsikana malaza tsy hita2 hatramin'izay nivohan'ny peste porcine tany mexique izay ka mba manontany tena ihany
snif snif tchouf
snif snif tchouf
novalian'i pikatti ny 28/04/2009 23:34
4. Oay
(
27/04/2009 13:33)
XXX a! mahazaka kosa démokrasia é, satria i Goth mbola mitaiza zaza, i Francis mbola sahirana d aleo rangah mba ho an'i salopard ny fanafanana ny hatsikana miaro tsindrompaingotra eto @ serasera fa ilaintsika izany a! Mitondra voandalana letsy ra-salopard a! andraso fa koziko i Rajoba raha ohatra ka afaka hi-produire an'elah d atombokintsika ao @ tranompokonola Analakely ny kozy sa ahoana?
5. andrywui
(
27/04/2009 13:33)
inona ary ty resa kisoa ty fa tsy ny hampandrosoana ny firenena heverina haingana zay hevitry ny maro mahatakadavitra !!!!!!
6. xxx
(
27/04/2009 13:34)
grippe porcine fa tsy peste pocine kay,dia tsy hay f'efa any espagne ,manahy be aho an'i lery :roll: :roll: :roll:
7. andrywui
(
27/04/2009 13:41)
Makanesa letsy salopard aty france tsika rah any espagne zany elah fa tadiavindr zalah reto ozonina amzan gripa sy peste zan elah a!!! akaiky io , de aty isika miara manafay ny TIM ato a!
8. penguin
(
27/04/2009 13:52)
ry salopard sy andrywui kay variana mametaveta kisoa hany ka miteniteny foana. TGVendrana =)) =)) =))
9. andrywui
(
27/04/2009 13:55)
raha eny ampandehanana aminlé 4x4 gris eny aho aloha no tazako penguin de tena sahirana mihitsy e !!!!
10. xxx
(
27/04/2009 13:56)
andrywui:
inona ary ty resa kisoa ty fa tsy ny hampandrosoana ny firenena heverina haingana zay hevitry ny maro mahatakadavitra !!!!!!
Anjaran'i Andry ny fampandrosoana, izy hono mahay izy ... la preuve, izao mandroso mankany aoriana izao
11. penguin
(
27/04/2009 13:59)
olona andrywui mametaveta kisoa vé hampandroso inona fa ny HITIFITR'OLONA NO FATANY satria tsy sahalan'ny kisoa ny olona =)) =)) =)) =))
12. andrywui
(
27/04/2009 14:04)
Raha penguin io zao no hitako sary a !! ka tazako eny ambonin'ilay 4x4 gris eny de tena laniako amin penguin mihitsy ny cartouche iray !!! sa azon'i toi omena ny sarin'i toi ve za ry penguin ?!!!
13. pikatti
(
28/04/2009 23:34)
de tsy menatra lesy elah ry andrywui manangana loha hevitra mamely an'i salopard de mody hifandamina aminy eto ndray klé, tena samy kisoaloha lisany é :-D :-D :-D :-D