Tsy manaiky faharesena ihany koa ny mpanao politika gasy !..

1. lemenakely ( 25/04/2009 11:00)
Tsy misy mihintsy izany atao hoe relances sy continuites de l Etat izany eto @ tanana .Rehefa tsy lany dia potehiko ny infrastructures rehetra , dia démerdez vous!...
Presque nanao io toe- tsaina io avokoa izy rehetra !

Dia avy eo midradradradra hoe tsy misy Democratie ,etc...Nefa io continuites io dia isan ny fototry ny démocratie

Aiza ny toe- karena no andeha ?
novalian'i andrywui ny 25/04/2009 21:04
2. Noue ( 25/04/2009 12:59)
ka io democratie io indrindra anie no misy tsy mahay ny dikany eee :^) :^)
3. lemenakely ( 25/04/2009 13:33)
Noue:

ka io democratie io indrindra anie no misy tsy mahay ny dikany eee :^) :^)



Amiko misy norme tsy maintsy arahina rehefa zavatra iraisam- pirenena izany ,rehefa Democratie no resahina dia tokony ampahafantarina tsara ny citoyens , ary koa ny fetrany !

Mba hialana ny ridicule , raha miteny ny communauté internationale avy eo hoe akoho io fa tsy vorona izany , dia isika no mafy loha hoe vorona io ka!...
4. ndenn ( 25/04/2009 13:59)
Eo @ ilay passation de pouvoir foana no miteraka probleme ho an' ny gasy ,satria tsy misy organe de controles ny suprastructure etatique .
Ny miaramila no tokony hiandraikitra izany ,nefa ny mahagaga dia toa tsy izany mihintsy no hita ao dago ao ,zara raha misy mijery ireny , jereo fotsiny ny hopitaly eo befeletanana ,tena degradé tanteraka ,ny secren ,sns ,izay ilay noteneniko tao ambadika tao hoe ,tsy logika mihintsy ny fihetsiky ny miaramila @ izao fotoana izao .Ohatry ny soavaly mahazo baiko fotsiny hoe anjaranareo ny miantoka ireto enceinte ireto dia adikan- dry zalahy ara- bakiteny hoe ambenana toy ny anankandriamaso ary tsy azo kitihina tsy azo amboarina raha misy simba.Hadinon' ireo officier ny anjara andraikiny @ ireny zavatra simba ireny ,na koa aza mety influencer- n' ny partie politika sasany ny ampahany @ ireny miaramila ireny hankato ny litige commercial misy @ concurence d' entreprises sy ny société sasantsasany ohatra.Nefa ny miaramila tsy tokony hanao politika velively,satria fitaovam- bahoaka. :wink:
5. bazylou ( 25/04/2009 16:26)
ka minoa ihanytim e!! ianareo tim izao no tsy matantyresy dia ahoana ??? :-D ^^ ^^
6. KALACK ( 25/04/2009 16:33)
Mila manana fahendrena kely mihitsy aloha ny Tim mba tsy hisian'ny martiora be loatra intsony fa raha ny hita de mbola mafanafana rà daholo na ny andaniny na ny ankilany !! nefa asa fa safidin'ny tsirairay io ! fa raha ny hevitro aloha de tsy tokony ho terena ho masaka toa voalobojaza mihitsy ny fakana fahefana
7. Noue ( 25/04/2009 19:34)
raha mba haroson'hat aingana dia aingana moa ny fifidianana eee?? tsisy afatsio ny vaha-olana
8. xxx ( 25/04/2009 20:54)
raha mba haroson'hat aingana dia aingana moa ny fifidianana eee?? tsisy afatsio ny vaha-olana
:-D :-D :-D :-D
Tena hita hoe may mihintsy ny endim-boanjon'i noue :-D :-D Fa angaha tena very fihinanana tanteraka mihintsy i noue e???

Dia raha atao @ herin'andro ambony ary ny fifidianana dia inona no hitranga hoy ianao???

-Hifampitifitra sy hifamono ary hiady an-trano ny vahoaka==> faty olona.
-Eo ampandatsahan-bato dia mbola hifamono koa===>faty olona
-Izay tsy lany eo na ny andaniny na ny ankilany dia tsy maintsy hitarana fa nisy hala-bato sns....===> ady koa.
- Tsy misy partie neutre atokosan'ny andaniny sy ankilany???

Tsy misy afatsy ny fialan'i ra8 sy andry no vahaolana. Ireo no ARETINA sy FAHA8 eto M/car ka mila sorohina .
9. andrywui ( 25/04/2009 21:04)
Mila manana fahendrena kely mihitsy aloha ny Tim mba tsy hisian'ny martiora be loatra intsony fa raha ny hita de mbola mafanafana rà daholo na ny andaniny na ny ankilany !! nefa asa fa safidin'ny tsirairay io ! fa raha ny hevitro aloha de tsy tokony ho terena ho masaka toa voalobojaza mihitsy ny fakana fahefana


mazava io !! tsisy ampiana tsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0716