Vola iray baoritra kely miaramila 2 kamio

1. xxx ( 24/04/2009 22:52)
Tonga naka vola tao amin'ny BFM omaly ny miaramila roa kamio, CAPSAT sy CEMGAM.

Gaga anefa ny vahoaka fa vola iray baoritra kely ity nanaovana dia-be ity. Dia hoy ny mpiasa nifanaraby hoe tena navesatra kosa iny an
novalian'i klitika ny 26/04/2009 04:38
2. essera ( 25/04/2009 04:29)
Mba omeo hoe ny dimension-ilay izy ra-xxx ? Raha vao vola kosa aloh d aleo harovana tsara fa gaigy be ry gros bras satria efa noana b mihitsy izao.
:-D :-D :-D :-D
3. hery ( 25/04/2009 07:28)
Ka efa tsisy vola intsony ao. Iny izao no hifampizarandry zalahy any.

Amin'ity faran'ny volana ity dia ny miaramila sisa no mahazo karama fa ny mpiasam-panjakana hafa tsisy hahazo.

Dia marina ihany ilay hoe 3 volana no faharetan'ny HAT.

Volana 1. Fandraisan-karama volana voalohany izao dia efa tsy hahazo ny mpiasam-panjakana dia efa higrevy fa izany hoe tsy avelan'ny miaramila.

Volana 2. Faran'ny volana Mai, tsy hahazo vola be intsony ny mpikambana ao amin'ny HAT sy ireo mpiray saosy dia hanomboka hiala tsikelikely amin'ny TGV. Ny miaramila mbola eo dia mbola hizesta izy.

Volana 3. Faran'ny volana Jiona. Tsy hahazo ny vola fandrainy intsony ny CAPSAT dia hitroatra, i Andry anefa amin'io efa hitsoaka aty Frantsa mody hoe haka vola dia milentika, dia mikorontana ny CAPSAT dia rava ny HAT.

4. ravalotgv ( 25/04/2009 07:40)
mety hahazo vola avvy @ la frantsa ka afaka amidy ny lapan ambotsirohitra
afaka hamidy koa le 4x4 ny miaramila
afaka hamidy koa ny prison etsy antanimora
afaka ghamidy ny avion be an dra8

sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. essera ( 25/04/2009 07:41)
D mba afaka manome antontan'isa amin'io fanamarihana io ve Rahery :

1/ Ohatrinona no disponible ao am BCM ?
2/ Firy isan-jaton'io disponible io no lany isam-bolana ?
3/ Firy isan-jato-ny dépense teo aloha no hofehezin'ny HAT ?

Ny mahavariana mantsy dia izao, isika indray no tompony aloha. Tsy mandà mihitsy aho hoe : "vola tsy hoe tovozina toy ny rano ampatsakana" ny vola ao am bcm fa mbola maro ny dingana ny import/export, ny dts, ny impôts sns... raha tsy hilaza afa-tsy ireo aho.

Izany hoe tsy facteurs iray akory no hahalany na hampitombo be ny vola ao amin'ny BCM.

1/ Raha manara-baovao tsara isika dia mba anontaniako firy milliard no karaman'ny mpiasam-panjakana isam-bolana ?

2/ D mba anontaniako koa hoe ohatrinona no vidin'ny Air force One. Budget-na ministera maro2 io a. haaaaaaaa

6. ravalotgv ( 25/04/2009 07:49)
essera:

AZA ADINO NY SECRET BANCAIRE FA TSY DRADRADRADRAINA TO AMPAMOAKA AKORY IZY IO

sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
7. Oay ( 25/04/2009 07:57)
Mipetraka tsara ny fanontaniana ka ny mahay mitsikera d tokony hitondra valiny fa tsy mandrangitra fotsiny, lasa zary fanaon'i Rahery mantsy tato ato ity miditra kely ity d tsy hita intsony indray avy eo, ka d raiso ny andraikitra valio ireo fanontaniana napetrak'i essera ireo fa liana ny hahalala ny valiny ny mpisera é!
8. ravalotgv ( 25/04/2009 08:03)
i ra hery efa filoha fa any @ lery zao ny povoara ry oay fa mbay tany hono aa

sniff
tchrouff
omeo dozy kely aloha
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
9. reeves ( 25/04/2009 08:56)
essera , Oay >>> Ny hoe Budget anie tsy hoe salaire fotsiny e ! Mbola marobe ny depenses hafa ao am`budget tsy maintsy atao nefa , ny hetra izao hihena na tiana na tsy tiana ( Ireo Orinasa nodorana , voaroban`ni TGV ,..) , ny fanampiana ivelany tapaka , ... voatery izany tsy maintsy hanapasaka ny Tresorerie CNaPS , Aro , Jirama , ..sns indray . Zay ilay bonne gouvernance à la TGV ? Deshabiller Roindefo pour habiller Sareraka?
10. ravalotgv ( 25/04/2009 09:12)
reeves:

on deshabille roindefo après on deshabille sareraka après tout le monde se met à nus avec un ptit joit dans la bouche

sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. essera ( 25/04/2009 09:17)
Tena marina ny anao fa mba anontaniako ihany amin'ny tsy fahalalako :
bonne gouvernance à la TGV

1/ Iza no nitantana talohan'i Andry Rajoelina ?
2/ Ahoana no fomba nitantanany ny volam-panjakana ?
Ny tiako tena anontaniana an'i Reeves mantsy dia izao hoe adoboka ao amin'ilay HAT ny rihitra hoe tsy mahay mi-gérer no vendrana izay no tianao ahatongavana. Ra-Andry koa fetsy satria na vao niditra tao amin'ny CUA izy na teo amin'ny HAT dia tsy maintsy nasiany aloha ny AUDIT tamin'iray ary Ampamoaka tam faharoa.
Mba hialana amin'ny tenin-raHery hoe ry lerony mihitsy no tsy mahay mitantana fa teo i Dada nety nilay tsara io. Mbola ho gôka lavitra noho izao io kitapom-bolan-panjakana io raha mbola navela nisonanina i Dada. Lery koa tena fetsy satria omeny ny projet milay en apparence fa ilay tena fahantrana mianjady ange tsy tena nisy vahaolana e. Teneniko tsara anao Ra-reeves fa ny malagasy ange ny ankabeazany tapenana vary ray vilia dia mihatokatoka manao oui oui avy eo e. Zavatra efa fahita izany.
12. klitika ( 26/04/2009 04:38)
Aiza ilay vary 500 eh?

Sa koa hoe lanin-dRa-8?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0929