AMPAMOAKA

1. xxx ( 24/04/2009 22:07)
Grand déballage à Mahazoarivo. De nombreux dossiers brûlants ont été évoqués lors de l’ « Ampamoaka » organisé par les membres du Gouvernement Roindefo.
Des scandales révélés

Des dossiers scandaleux ont été révélés lors de la première journée de déballage qui s’est tenue au Palais d’Etat de Mahazoarivo hier. Outre le Premier ministre Monja Roindefo, 15 membres du Gouvernement de transition ont révélés différents dossiers concernant les pratiques illicites réalisées par l’ancien président Ravalomanana et ses proches collaborateurs. Acquisition illicite de terrains appartenant à des particuliers ou à l’Etat au profit de la Société Magro ou du Groupe Tiko ; abus de pouvoir et usurpation de fonction ; monopolisation des importations de PPN (huile, riz, sucre, farine, produits laitiers…) ; exportation de bois précieux, pierres fines et précieuses au profit des Sociétés appartenant à l’ancien président Ravalomanana ; ainsi que le détournement de fonds et de biens publics. Ce sont entre autres, les différents dossiers évoqués lors de cette première journée de déballage. 
Détournement. D’après le ministre de la Justice Razanamahasoa Christine, « certaines affaires sont actuellement devant les tribunaux ». Et de citer entre autres, l’affaire opposant le Ministère public à Razafimahefa Herimanitra, représentant de la Société Agri et ALMA, concernant le remblayage de terrain à Andohatapenaka où l’Etat a du supporté toutes les charges financières résultants des travaux de remblai dudit terrain s’élevant à 3 654 140 000Ar ; l’achat de Force One II d’un montant de 110,4 Milliards d’Ar dont 63 Milliards d’Ar payés par le compte courant du Trésor Public et 47,4 Milliards d’Ar par le compte spécial de la Compagnie d’assurance ARO et du Port de Tamatave, ainsi que le détournement de bois précieux saisi dans la Région SAVA et découvert à Sambaina. Par ailleurs, les investigations se poursuivent concernant d'autres dossiers. Pour sa part, le Premier ministre Monja Roindefo a promis que « les responsables seront punis conformément à leurs actes ». Déclaration soutenue par le ministre de la Défense Nationale, Rakotonandrasana Noël qui a annoncé que « les forces de l’ordre feront tout pour appréhender les réfractaires ». A l’occasion, Monja Roindefo a également expliqué la décision 3-HCC / DD émanant de la Haute Cour Constitutionnelle qui apporte des éléments d’explication sur la suspension du Sénat et de l’Assemblée nationale au cours de la période de transition.
Davis R
Midi du 25-04-09


Saika nahitana fanodinkodinam-bola ny minisitera rehetra

Samy nanazava ny endriky ny tsy fanarahan-dalàna tsikariny ny minisitra tsirairay, teo anoloan’ny lehiben’ny governemanta sy ny mpanao gazety omaly.
Ampamoaka manodidina ny fitantanana tsy nahomby sy fanodinkodinana ny volam-panjakana, araka ny fandaharam-potoana efa napetraka mialoha no notanterahina, teny Mahazoarivo, omaly. Saika nahitana ireo fandikan-dalàna 2 ireo avokoa ny minisitera rehetra, fa ny endrika nisehoan’izany no tsy nitovy. Ny ao amin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zadarimaria ohatra dia fangalàna tany sy fandrodanana ny «caserne» eny Ivato ary fanomezana ny tanin’ny zandary any Antsiranana sy Toliara ho an’ny Magro no anisan’ny endrika nisehoan’izany. Toy izany koa ny an’ny minisiteran’ny Fizahan-tany izay nogiazan’ny Filoha teo aloha ny ankabeazan’ny tany manamorina ny ranomasina. 
Ny minisiteran’ny Asam-panjakana dia fandikan-dalàna tsikaritry ny tetezamita ny fanaovana kiantranoantrano ny fanomezana vatsim-pianarana any ivelany sy ny nanaovana akamakama ny fivarotana ireo fiara heverin’ny tompon’andraikitra fa efa tsy azo ampiasaina intsony. Ny minisiteran’ny Fahasalamana dia anisan’ny endrika nisehoan’izany ny fitantanana tsy araka ny tokony ho izy ny famatsiam-bola avy any ivelany momba ny fandaharan’asa iadiana amin’ny Sida sy ny nitantanana ny fitaovana momba ny fitsaboana avy any ivelany. 
Mikasika ny minisiteran’ny Atitany dia nanamarika ny minisitra fa tsy ara-dalàna ny nandroahana an’i môpera Sylvain Urfère ary afaka miverina eto izy amin’ny fotoana itiavany azy. Ny minisiteran’ny Fitaterana dia nomarihin’ny minisitra mpiahy fa namidin’ny fanjakana teo aloha ny biraon’ny ambasady roa any Parisy sy fiaramanidina. Arak any nambaran’ny minisitry ny Fitsarana dia efa betsaka ireo dosie ireo no eo am-pelatanan’ny fitsarana.
V.R.
Gazetiko du 25-04-09
novalian'i klitika ny 26/04/2009 04:46
2. ravalotgv ( 24/04/2009 22:18)
hihihihi
traigo ao koa zany zao le bex tsy voaloha vola reny sa tsy quoi

snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. xxx ( 24/04/2009 22:57)
Ary ahoana hono ity fangalana hazo ao Maroantsetra ankehitriny ity. Ao amin'ny ampamoaka ve io?

Ary ireo basy miodina avy atsy amin'ny Nosy rahavavy?

Ary ry Sarah ve mba tratra tao koa?
4. patrick2002 ( 25/04/2009 00:00)
ary ny contrat t@ onjan'i tinondia tsy voalohan'i Ravalo :-D :-D :-D
5. xxx ( 25/04/2009 01:47)
Ary le taolam-paty nangalirin'ny Katolika ananganana fiangonana karan-doha?

http://www.bisbeemedia.com/2008/10/czech-republic-skeleton-church-a-work-of-art-for-the-living-to-remember-the-dead/
6. essera ( 25/04/2009 04:35)
Mbola aiza ity miandry an lah ra8. Zah tsy hiteny we tohizo fa efa tapaka ny tenda... mazava ???
7. sitlo ( 25/04/2009 04:44)
Voaloha aloha: angaha tsy nisy fomba tsotra ankoatra ny basy? Ataoko fa ny mpamatsy vola ange efa nametraka io fanontaniana io.

Faharoa: Betsaka ange no mpitondra no efa voaheloka aty aoriana.

Fahatelo: hoy Monja Roindefo :-@

Ary farany: Be ny nanontany hoe nahoana no nitifitra tamin'ny nakeny amin'ny zone rouge ny 7 feb nefa tsy nitifitra taty aoriana. Ny antony, raha izaho no mpitondra, dia ny tahaka izao mihitsy. Ny dossier tao dia tahaka ny ankandriamaso. Tsy maintsy nasiana sauveguarde izany. Raha mbola izay aferaferan'ny AVI sy Fanavaozana izany dia efa taratra tamin'ny 1992.

Cite 67 ha?
Cite des profs?
Cite des etudiants LTI, Ankatso I Ankatso II...

Ny hita maso manodidina ao Antananarivo ireo fa ny tany amin'ny faritany?

Valiny: atsipy any amin'i Zafy Albert sy Ratsiraka tamin'izany, atsipy any amin'ny Tiko ny Flamco. Ny volan'ny gara sy ny Jirama sy ny Air Mad? Atsipy any amin'ny hoe nirodana ny URSS sy ny devaluation fmg...
Raha resaka grand dossier izany, tsy ireo olona ireo mihitsy no hohenoiko.
8. essera ( 25/04/2009 05:04)
sitlo, te ho tratra farany eo koa ?
9. klitika ( 26/04/2009 04:46)
Aza matahotra izany ry stilo an, nga essera no mpitantana ny serasera ka ahalala ny IPn'la

Koa raha tsy doma ny ol koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1891