a mon ami FIJO

1. rabingogilabanga ( 24/04/2009 20:17)
Aoka ianao mba hipetraka @ maha zoky anao Mr FIJO.

Ny logique ny hoe iza no diso, iza no marina, iza no namono iza no tsy namono, logique de conflit izanny, ary ny any @ sahan'ny maternelle no manao ireny

ary alao ho an'ny NOUE sy Ry menalamba sy Bazilou sy ry ronaldo09 izany, fifandirana, fifandirana foana, IZAHO, IALAHY,etc... de izay mandava-taona, dia tononina ny anaran'olona, ny adiresiny, ny vady ama-janany. Hitanao fa izany no iafarany rehefa passion no mitondra fa tsy ny saina

Aoka ho toa an'ny zoky ravantorano isika , mba ny fitadiavana vahaolana no atao, mba tsy hisian'ny maty intsony,

Rehefa betsaka isika toa izany eto @ serasera, mety hilamina angamba ny firenena, ary aza tsinotsinoavina hoe bitika ny hevitrao

matoky anao aho ranamana......

novalian'i ravalotgv ny 25/04/2009 08:15
2. Noue ( 24/04/2009 20:19)
:-D :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 24/04/2009 20:22)
rabingogilabanga:

ary alao ho an'ny NOUE sy Ry menalamba sy Bazilou sy ry ronaldo09 izany, fifandirana, fifandirana foana, IZAHO, IALAHY,etc... de izay mandava-taona, dia tononina ny anaran'olona, ny adiresiny, ny vady ama-janany. Hitanao fa izany no iafarany rehefa passion no mitondra fa tsy ny saina
tena misy tsy mahazaka ny fahamarinana indray ato zany aaa! Ilazao ny capsat zay voavidy vola mba hanajanona ny famonoan'olona !! zay fotsiny eee


4. fijo ( 24/04/2009 20:22)
fa taiza aho no mbola hitanao namporisika ny ady teto??????,
ny zavatra tsy ekeko ,dia ny fanohanana ny fanonganam panjakana.fa amiko na i ratsiraka aza no mbola tafaverina eo,ka fifidiananano hiverenany eo ,dia keko.
5. milamm ( 24/04/2009 20:54)
mahakasika ny rehetra ny hevitra matoa aposaka ity ka raha izaho aloha dia mitsivalana tanteraka le resaka ratsy iraka sy ny namany noho ireo famonoana ankitsirano izay mbola tsy nahavoasazy azy hatrizao,manjary raraka an-tany ny ra-ny tsy mana-tsiny ary hosihosen'ny tsy valahara toa azy
6. fijo ( 24/04/2009 20:57)
za kosa tsy manaiky izany hoe lapam panjakana ,ka andeha hoalaina sy tafihana izany.amiko misy toerana misy hajany,ary mila harovana.rehefa te hilahatra dia eny an dalana milahatra.
7. rabingogilabanga ( 24/04/2009 21:09)
fijo:
fa taiza aho no mbola hitanao namporisika ny ady teto??????,
ny zavatra tsy ekeko ,dia ny fanohanana ny fanonganam panjakana.fa amiko na i ratsiraka aza no mbola tafaverina eo,ka fifidiananano hiverenany eo ,dia keko.

milamm:
mahakasika ny rehetra ny hevitra matoa aposaka ity ka raha izaho aloha dia mitsivalana tanteraka le resaka ratsy iraka sy ny namany noho ireo famonoana ankitsirano izay mbola tsy nahavoasazy azy hatrizao,manjary raraka an-tany ny ra-ny tsy mana-tsiny ary hosihosen'ny tsy valahara toa azy


miteny ratsiraka ianao, jereo fa io sahady milamm fa tsy d'accord aminao, de ahoana??? hifanasa vangy eo indray ianareo sy milamm, de ireo izay manana izany toetsaina izany any madagasikara, hifanasa vangy ihany koa, dia firy indray ny ho faty ???

dia atao hoe hiverina Ravalo, dia hisy koa ny hilahatra, dia hisy koa ny ho faty, toy izao misy @ fortoanan'ny HAT izao, dia hatramin'ny oviana no toy izany.

ka tsy resaka ara-dalana, sy tsy ara-dalana intsony ny resaka, efa depasser io, satria raha hiresaka an'io ny avocat eo ambony latabatra, efa misy ny maty eny andalambe, NE RAJOUTONS PLUS LA POLEMIQUE à LA POLEMIQUE, cherchons la solution, une sortie par le haut
8. milamm ( 24/04/2009 21:12)
ka efa nifanaovana ihany nge le izy ry fijo ,i andry TGV de nalefandratsy iraka koa nanao fanafihana @ alalan'ny CAPSAT naka Ambotsirohitra sy Iavoloha fa le aina latsaka mihitsy no tsy azo ekena ,ary indrindra fa ilay tompon'andraikitra mbola miriorio ary manohy ny asa ratsiny aiza no hisian'ny fandriampahalemana @ zany de avy eo mbola hilatsaka koa TSIA mivandravandra no omeko an'izany
9. fijo ( 24/04/2009 21:14)
ny fanohanana ny hevitra tsy fifanasana vangy.aza hafangaro.mety samy manohan any aradalana izahay,fa tsy mitovy ny fandraisanay izany.za tsy mitaky hoe tsimaintsy i XXX no eo.fa amiko rehefa lanim bahoaka de avelao ho eo.ka rah aizay ve no hiadivan ahevitra dia lazain af amanasa vangy???izay no maha forum azy
10. milamm ( 24/04/2009 21:16)
an3 diso be i rabingo,ny mifanazava azo atao tsara ,izay no antsoina hoe mifanakalo hevitra fa tsy mifanditra na mifanasa vangy,ilaina izany na @ politika koa aza satria izay no fahalalahana arahim-panajana,manaja ny hevitry ny hafa aho nefa kosa tsy voatery hanaiky foana izay voalaza fa maboraka ny hevitro tsy amin-tahotra de toy izay koa ny hafa ,cohabitation ngamba no filaza azy ?
11. rakaroka ( 25/04/2009 07:44)
Ny ahy ny tsy azoko dia heverin'i Fijo fa izao angaha vao nisy ny "antsoina hoe "fanonganam-panjakana?" , ary nitovy tsy nisy valaka FOOOOAAANA,
'taoko ny lapam-panjakana foana no no-ciblén'ny olona ?...
Ny "marche 10 Aout Iavoloha taoko" zone rouge tsy azo naleha koa ange e !
NITooooooovy tanteraka hoe "miala Ratsiraka3 Dia nitifitra koa ny miaramila t@ izay.
Ka ho ahy efa lalàn'ny fiainana ilay izy Ra-Fijo an, tsy éksépsion akory 'ty miseho ka aza dia atao mahatohina e! :^) :^) :^)
12. ravalotgv ( 25/04/2009 08:15)
de iza ndray zany zao no ho filoha satria nitifitra ny miaramila izao
sniff
tchrouff
sao de mba i ra FIJO

sniff
tchrouff
omeo tapatapany sy vaoniny any aloha ra fijo aa

:@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.054