MOBILISATION

41. halloween ( 24/04/2009 18:38)
ppffffff !! za ve zany e ??
42. xxx ( 24/04/2009 18:47)
ie elah mihitsy!!
43. Noue ( 24/04/2009 19:35)
"Oay":
Marina ny an'i Noue d fanampiny koa d ny mahalasa saina d hoe :"olona tsy mpanao fihetsiketsehana fona no misy mitifitra"
zay anie no tena olana eee!
44. fijo ( 24/04/2009 20:31)
amiko manokana ,aloha,raha toa ka hoe "nandeha nanatona lapa,na toby miaramila,ka tany no voatifitra,dia adalana izay amiko.ary za tsy malahelo rah aizay no nahafaty ,na aseho sary eto aza.ary na zafy no mitarika,na tgva na proravalo,ka hoe hanafika toby ohatra dia maty izay maty any.olany iny.

fa raha toa izao hoe "olona nanidy tsena no tifirina toa io,heloka eo anatrehan'ny firenena io amiko"

tamin'ny 1991 aho tsy tia ratsiraka,fa nanameloka an'i zafy tamin'ny 10 aogositra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069