MOBILISATION

21. sitlo ( 24/04/2009 13:39)
soanja:
Ny teny fisolelahana angamba mety diso ny fitenanako azy ka mahalasa adala anareo eto. Fa ny tiako lazaina dia raha io no misy dia iafiako izany satria mahatoky aho fa hisy ny fifidianana tsy ho ela izay hahafahako mampihatra ny zoko sy ny fidian'ny foko mba ho filoha.

O ry Sitlo mba nianatra ihany ianao. Aza dia variana milalao teny fa izao masaka atolory!!!

TSY MANKASITRAKA AN-DRA8 AHO NA HANAO AHOANA NA HANAO AHOANA FA ZAVATRA HAFA OMENA VAHAOLANA FA TSY NY FIVERENANY!

Yep, izaho indray no milalao teny eto? Ataoko fa nazava tsara ny resakao tamin'iny.

Ary ity hoe fifidianana hampiharana ny zonao. Angaha moa tsy izay no nahalany an-dRavalo tamin'ny 2002 nampian'ny 2006. Sa hoe rehefa tsy tianao ilay lany dia esorina amin'ny basy mba hisian'ny fifidianana tsy ho ela?
22. soanja ( 24/04/2009 13:44)
sitlo:

Ka efa izay no zavanisy fa angaha misy mankasitraka izany fa izay nisy dia nisy. Iny efa vita! Iny efa Efa!
Ny hiodinana amin'ny filaminana izao no tokony imasoana!
Lalaovy ao ny teny e! Rehefa leo ve ianao tsy hadonanao amin'ny rindrina ny lohanao!

23. xxx ( 24/04/2009 13:44)
zao é, tadidiko tsar nareo reo an, t@ andron'ny 7fév, niteny oé, zao ny adalana refa té hitolona. tsy norahrahinareo akory reo maty teo ambotsrohitra.
saingy ankehitriny nivadika ny rasa, ka ny avy ao aminareo ndray no misy maty. d mitabataba nareo.
TSY MANAMBANY NY MATY AHO.

fa amiko, na t@ 7fév, na zao, tokony reo mpitarika reo no misy maty, misy maratra. fa tsy ny olo-tsotra, zay etanim-po mafana lotra ftsn no hofatifaty eny. taiza reo mpitarika t@ 7fév????? taiza reo mpitarika @zao????

tongava saina ré ry adala isany à. nareo iany no milaza ao ambadika ao, oé tsy ahazo n'inn n'inn @io ngé ny vahoka é, ny tolona io, na t@ 7fév na ny @zao.
ary zao koa, sika eto tsisy makeny na ny ray aza. aoka raha hanolotra hevitra, mba hevitra tsara aroso. ny ataon'ny radiomada aza efa tsy fidiny @ fampianaran olona hanao coktail molotov, ny fanetanana ny vahoka hitondra fitaovam-piadina.
mba tongava saina é.

ary farany, averiko iany fa
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA MANARAKA EO= TSY HIOVA AKORY SIKA GASY.
inn antony??? tsy manana mpanao politika tena izy sika, fa natosiky ny vitana daolo fotsiny. tsy i andry rajoelina, tsy i alain andriamiseza, tsy reo tanora miseho azy ho lohany @zao fotoan reo akory no hanova zavatra. mbola any @ zafindohalika-tsika any, vo mety hisy zany.

ka MOBILISER-o eo iany ra-noue ny vaoka mampalaelo à. vonoy iany. nisy resaka t@ dinika teto ndray mandé oé, ny isa tadiavin'ny sadc tokony idirany eto hono, d rah tsy misy maty miotra ny 1000 tsy mety. mbola lavitra ny isa rah zany tokoa, ka
MOBILISER-o ra-noue à!!!!!!!!!

24. Noue ( 24/04/2009 13:53)
soanja:

TSY MANKASITRAKA AN-DRA8 AHO NA HANAO AHOANA NA HANAO AHOANA FA ZAVATRA HAFA OMENA VAHAOLANA FA TSY NY FIVERENANY!
tsy azon'i soanja mahintsiny angamba ny zavatra tiako lazaina @ io oe MOBILISATION io !!! sa tsy nojerevanao ilay sarin'olona maty ireo??? mon but c'est de mobiliser ny olona manana fo mitempo satria mino aho fa tsy rariny zao eee!!

25. xxx ( 24/04/2009 13:58)
ka tsy ny tiany soanja no atao fa zay laniny be sy ny maro na tinao na tsy tinao ny hiverenany raha tiany be sy ny boboka dia izy no eo rehefa tsy moa zany dia zay lany eo fa tsy tgv maka seza @ basy akory
26. kasimodo ( 24/04/2009 14:00)
Tsara le mobilisation fa izao: ataoko angamba fa tsy tsara ho an'ny Malagasy intsony ny feverenan-dra8(---> Hiteraka korontana be izany). Tkony ho tonga saina iska eh!! aza manaiky ho fitaovana politika intsony
27. xxx ( 24/04/2009 14:01)
Io owa lay efa noteneniko , efa tokony hiditra amin`ny dingan`ny TOLONA MITAM-PIADIANA sy ny MILISY amin`izay , dia raiketo amin`izay ny ASA ALIKA fa tsy tokony hiandry MPITANDRO FILAMINANA HAMONO NY VAHOAKA akory ary tsy IZAO FATIM-BOTO TE HAKA FANJAKANA REHETRA IZAO AKORY DIA HO EKENA DAHOLO NA DIA EFA ATAONY MIHIN... AZA !!!
28. xxx ( 24/04/2009 14:04)
xxx ; zany mihintsy oa tokony raiketina ny ady rehefa zay no ahatsara zvt fa tsy tazamina fotsiny ry charles tsy vanona io
29. Mirananirina ( 24/04/2009 14:16)
Sitlo an,toa mipoka daholo izany loha izany e,vono fotsiny izao
30. Djhamhal ( 24/04/2009 14:21)
c'est trop ! le sary voalohany !
31. xxx ( 24/04/2009 14:22)
zà zao maita, fa rah demonstration no atao, d tokony handé eraky ny faritra niaviany reo deputé eo ambojatovo reo, ampian'ny senatera. d mamory vaoka any, d @zay hita tsara oé tena ny vahoka malagasy retra2 tokoa no mial ny fiveran'i dada.
tadidiko matsy, t@ andron'ny tgv, B mitsy le nilaza teto, fa tsy ny vahokan'tanà akory no ilazana fa vahoka malagasy. ary marina zany. jereo ngé é, nisy spectacle teny antsonjobe, nisy teny @ bypass, nisy tao antsahamanitra. tokny feno doly reo toerana reo.

sà aona ozy nareo @zay?

MANINONA KAY E, MANINONA TSY NY FIJERENA ZAY TENA HAMPETY NY FITONDRANA AO AORINA NO EZAHAN'NY TS11 @REO MPANAO POLITIKA REO TADIAVINA?
nareo V tsy mahatsapa, fa matoa nisy reo ambojatovo reo @ao fotoan, d satria votampin'i dada ny vavany? d zao vo manararaotra miemnomenona eo.
naninona i alain andriamiseza reny ohatra no nivoka tampoka tany? d nareo V mino, fa nety taminy tsara mitsy ny fitondran'i dada??

MOBILISER-o ra-noue àààààà

otskssoooooo
32. Noue ( 24/04/2009 15:55)
xxx:

Io owa lay efa noteneniko , efa tokony hiditra amin`ny dingan`ny TOLONA MITAM-PIADIANA sy ny MILISY amin`izay , dia raiketo amin`izay ny ASA ALIKA fa tsy tokony hiandry MPITANDRO FILAMINANA HAMONO NY VAHOAKA akory ary tsy IZAO FATIM-BOTO TE HAKA FANJAKANA REHETRA IZAO AKORY DIA HO EKENA DAHOLO NA DIA EFA ATAONY MIHIN... AZA !!!
ny mampalahelo fotsiny dia toa tsisy mivakl na tgv na rondef @ zao vono isan'andro zao fa ny fatin-tsezany ihany no mameno ny lohany

33. diamondra27 ( 24/04/2009 16:00)
mandefa sary otran'zao zany no mobilisation mety am Noue

asio fanazavana miaraka ihany fa misy tsy mahazo ny tianao lazaina

mety hoy ny sasany hoe ndao hi-mobiliser hamaly faty ry reto a!
hummmm tanjemo zany a!
34. Noue ( 24/04/2009 16:19)
Noue:

tsy azon'i soanja mahintsiny angamba ny zavatra tiako lazaina @ io oe MOBILISATION io !!! sa tsy nojerevanao ilay sarin'olona maty ireo??? mon but c'est de mobiliser ny olona manana fo mitempo satria mino aho fa tsy rariny zao eee!!

35. diamondra27 ( 24/04/2009 16:39)
fa le olona nifafa ny kihony iny izany tsy mba asiana mobilisation akory ve
iny koa nge toa sady nisytrou mitsy ny kihony no maty e

ka le olona retra ry NOue refa manana fofon'aina dia manana fo mitempo daholo fa mobiliser-na hanao inona ho'aho no tianao hatongavana?
36. Noue ( 24/04/2009 16:56)
Djhamhal:

c'est trop ! le sary voalohany !
tena trop marina!! ny olana dia ireo voatifitra dia ny lohany foana no tena voa !!

37. xxx ( 24/04/2009 17:19)
bazylou:

zone rouge koa io e!! looll eny ry andevon le8 isany!! :-D

t@ andron'i ra8 ve nisy nitifitra teny @ arabe(emmonat)akoatrany teny 7fevrier,izao no tena habibiana
na mivalona aza ny tantara tsy maintsy matinay ireo andevolahy ireo ,
3lahy izy
Rakotonandrasana noel
Ndrinarijanao Andre
Commndant charle andevolahy p
38. Oay ( 24/04/2009 17:21)
Noue:

Djhamhal:

c'est trop ! le sary voalohany !
tena trop marina!! ny olana dia ireo voatifitra dia ny lohany foana no tena voa !!

Marina ny an'i Noue d fanampiny koa d ny mahalasa saina d hoe :"olona tsy mpanao fihetsiketsehana fona no misy mitifitra"
Vao teo indray izao no voalaza t@ vao² fa teny anosy be d nisy 4X4 fotsifotsy tonga d mitifitifitra fotsiny tsotra izao!
Gaigy be ny asan'i satana @ ilay zarazarao hanjakana fa mila mivavaka ny mpino an'Andriamanitra fa tsy maintsy horesy io ary tsy maintsy hohita ny marina.
39. halloween ( 24/04/2009 17:48)
hoy i Noue

tsy aiko oe fa mba olombelona ve ireo capsat mamono isan'andro ireo ???

ary le faty olona amanjatony teny Am/tsrohitra angah atao ririnindasa ry Noue sa io olon tokana io mbola be vidy noho n'ny ireo 200maty teny ??
40. xxx ( 24/04/2009 18:24)
le teny aminy zône rouge ve ra wui??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078