lasa nitsoaka any paris i mialy

1. xxx ( 23/04/2009 16:53)
notarihin'i mialy tgv hametra pialana fa hoe efa mitady hivadika ny capsaty fa tsy ampy vola nifanarahana t@ coup d'etat, dia iny izy lasa nitsoaka any france iny fa hoe miandry kely koa i tgv dia ho transfereny an'i pierrot ny pouvoir araka ny fifanarahana miafina nataon'izy roalahy ireo
source fiable
novalian'i mion ny 24/04/2009 05:32
2. Noue ( 23/04/2009 16:58)
ny capsat koa anie tsy satry ny mivadika ee! nga hono lany ny saosy nividianana azy ireo tao ee??? mbola ho aiza nefa no anjoha an'ireo tgvendrana ireo eee !!
3. xxx ( 23/04/2009 17:18)
manja kosa aloha mialy e tena vendrana mihitsy tgv nandefa an'iny any france,ataondry ry zalahy mamay aty ny dermosin'iny
4. ravalotgv ( 23/04/2009 17:35)
manao be iny sady mahazaka partozy sady mihaninkazo

sniff
tchroufff
tadidiko tany ampianarana tao ambadikin hazo
sniff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

azafady rahery sao hidinao amiko eo ny varavarana fa tsy ampy dozy za

sniff
5. Havantsika ( 23/04/2009 18:47)
Ny Malagasy tompom-pahefana taloha mitsoaka andraikitra sy tsy te hanaiky ny zavamisy no misy. Aza ny vadin'ny Filoha no atao resaka fa tsy niafina izy matoa nisy nahita sy narahin'ny GP deserteur.
Aoka isika hifaninana amin'ny tsara fa tsy hitsoaka adidy hanasoavana ny tanintsika
Aza maka lesona ratsy amin'ilay dada nitsoaka andraikitra, rehefa vitany ny sitrapony dia navelany hifanaritaka teo i Neny sy ny ankizy rehetra. Ary nomeny fo ny ankizy sasany tsy hanaiky ny fifandaminana hamerenana am laony ny fiainana tsy misy dada intsony, fa efa nahazo vady kely any Afrika any ....
6. nancy ( 23/04/2009 19:07)
Efa tonga hono e. De voatoraky ny lafarinina. tokony nasiana atody sy voatabia mitsy ry reto fa lafarinina ve ho ampy raha izay olona novonoiny izay....

Noue:

ny capsat koa anie tsy satry ny mivadika ee! nga hono lany ny saosy nividianana azy ireo tao ee??? mbola ho aiza nefa no anjoha an'ireo tgvendrana ireo eee !!



7. Havantsika ( 23/04/2009 19:22)
Raha indry no teo amin'ny toeran'i Mialy ka hotorahina lafarinina - atody.. ? dia ahoana. Iza no novonoin'i Mialy. Tsy ny basy ihany no fitaovam-pamonoana fa ny teny ratsy sy ny ozona. Halan'Andriamananitra ireo.
Zaho aloha mirary ny soa ho anareo rehetra e! mahaiza mandinin-tena daholo.
8. fijo ( 23/04/2009 19:33)
nomendry zalahy lafarinina le sip amanja le,kyyyyy fa tsy olna afa reveko ihany ka
9. locl ( 23/04/2009 19:41)
Avelao izy handeha fa ela loatra, au moin koa mba moramora ny misoroka ny hafa e!
10. ravalotgv ( 23/04/2009 20:26)
fijo:

nomendry zalahy lafarinina le sip amanja le,kyyyyy fa tsy olna afa reveko ihany ka


TENA TSY FARINE IO FA LE VOVOKA MILAY ATAO SNIFFF DE MILAY BE

SNIFFF
TCHROUFFF



:@ :@ :@ :@ :@
11. patrick2002 ( 24/04/2009 01:02)
Efa tonga hono e. De voatoraky ny lafarinina. tokony nasiana atody sy voatabia mitsy ry reto fa lafarinina ve ho ampy raha izay olona novonoiny izay....

izany no mba toe-tsainy ravalomananiste ,nampisotroan'ny Ravalo amanin'osy koa dia maty aminy ,mahereza eh!
12. nancy ( 24/04/2009 01:39)
Ary ny toetsain'ny tgvistes?
Oay lelike, ianao no nisotro ny amanin'i mialy.

[/quote]
izany no mba toe-tsainy ravalomananiste ,nampisotroan'ny Ravalo amanin'osy koa dia maty aminy ,mahereza eh!
[/quote]


13. miangalyandria ( 24/04/2009 04:30)
Ny hevitra no ampiadiana fa aza nareo no miady sy mifanaratsy eo. Amiko izay hampandroso no firenena izao no tokony hojerena, manomboka amin'ny fifampidinihana na dia isika samy isika ireto aza
14. xxx ( 24/04/2009 05:05)
"patrick2002":
izany no mba toe-tsainy ravalomananiste ,nampisotroan'ny Ravalo amanin'osy koa dia maty aminy ,mahereza eh!
mba tsivalahara koa ity patrick2002 ity! ianao no efa zatra nisotro an'izany dia tazomy ho anao zany eee!!!!
15. mion ( 24/04/2009 05:32)
lazain'i nancy fa lelika indray i Oay
Ary ny toetsain'ny tgvistes?
Oay lelike, ianao no nisotro ny amanin'i mialy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941