I Ravalo no mbola Président hoy ny HCC

1. saranga ( 23/04/2009 11:29)
Manahy amin'ny famonoana azy ireo ny membre de la HCC de tsy sahy namoaka hevitra fa araka ny voalazan'ny président HCC tao amin'ny Radio Fahazavana de Ravalo no mbola Président.
Matahotra ary eny antenda ny ain'ny HCC satria efa nandefa menace azy ireo i Andry fa ho samboriny raha miteniteny eo. Zany ve de hekentsika e !
novalian'i fanou14 ny 24/04/2009 06:12
2. halloween ( 23/04/2009 11:48)
Eny ary dia hataotsika ary zany oe Ravalo zany no mbola president ary !! de raiso ary ny Fitondrana Ravalo !! nefa ary aiza izy izao ?? tokony hipetraka hibaiko eo Ambohisirohitra anie zany izy , na eny Iavoloha e,, nefa de ahoana zany ??? izy ary tsy hita faty tsy hita velona koa !!! sa ve mety raha oe any ouganda izy no mibaiko ny fitatanana ny firenena ?? ony ry zalah ?
3. essera ( 23/04/2009 11:52)
Tena efa miakatra be ny hafanany sady midélire be fa iantsoy ambulance
4. Mirananirina ( 23/04/2009 12:06)
Ravalo no mbola Président.
Matahotra ary eny antenda ny ain'ny HCC satria efa nandefa menace azy ireo i Andry fa ho samboriny raha miteniteny eo. Zany ve de hekentsika e !

Ka izay no izy e,ny marina ,marina ihany.Dia o faty indray koa izany izy ireo :( :(
5. xxx ( 23/04/2009 12:07)
aza dia vendrana e izay no maha coup d'etat azy,tsy maintsy miverina eo ra8 raha mbola te hilamina ny tany tsy izay vahoka be an'i tgv mahatratra 3000 no handidy ny safidim_bahoaka 54%
6. ravalotgv ( 23/04/2009 12:07)
hihihihi aleoko maty ramalagasy toy izay za hoy ny hcc ko

sniffffffffffffff
tchroufffffffff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
7. xxx ( 23/04/2009 12:23)
ka maninona no nilefa rah mbola izy no prezida,

maninona no manao fihetsiketsehana an-dalambe rah mbola mahatoky tena fa prezida, maninona no eny ambohijatovo no mi-wawa,

8. namanabe ( 23/04/2009 13:05)
hampiesonin'ny ra8 ny saribakoliny , ka efa ny tenany aza tsy eo fa nitoratsoka any lavitra any dia ahoana aiza no hisy dada hitsoaka hamela ny zanany ho kamboty velondray raha tsy imongab angà :twisted:
9. xxx ( 23/04/2009 15:10)
raha tena lehilahy lisany ry tgvendrana avelao dada hiditra malalaka,maninona no fenoina miaramila,blendé mihitsy no atao eny Ivato, mody voinoiny dada lolo fotsiny aloha hoe ho avy za d efa mangovitra sy mipararetra ry sarim-bavy mianakavy, mbola ho avy izy fa aza taitra éla.
10. fijo ( 23/04/2009 20:12)
efa ambivitra ny HAT,ka manao izoa habibian aizao ho fara hetsika
11. fanou14 ( 24/04/2009 06:12)
ra président izy koa maninona no tsy tonga ,efa nilaza ny HAT fa afaka miditra soamantsara izy comme ça afaka tsaraina @ asa ratsiny ,dia zao mbola tratra teny amboanjombe ndray ny bois de rose ,ny marbre , ary raha mba nisy nandinika oh feno zavatra momba ny informatique tao mety ireny angamba lay tao @ supreme sy citic satria dia efa saika ho alaina koa mantsy io marché io fa tsy azony dia nosombainay avokoa, mahonena dia mbola milaza fa ara dalana fa inona loatra ny anareo no misaina sy mandinika e???? sa dia hoe zay hisian'ny korontana fotsiny tsotra zao ? dia iza ny ho voa mafy ? ny vahoaka iray manontolo ? ny mpanao politika miady anio dia miombona rahampitso , jereo @ zava misy fotsiny taloha ratsirahonana avec ra8 après niala dia niaraka t@ HAT , manandafy contre ra 8 avy eo izy ndray ny no notendrena 1er ministre samia misaina fa aza ataon' nireo goaka antitra kilalao eo fotsiny , dia samy manao taim bava ato @ sera 2 nefa inona vokany , fifankahalana , tsy fifanajana akory aza , ny sasany zany moa dia mahavita manao piraty mintsy , ny sasany mandefa vao2 tsy marina, ny sasany any ampita any zany moa tsy mahalala zay tena misy eto mada , dia misoho à la une nefa tsy ny vao2 marina no azo , mba niditra tao @ cite tiko za fa dia lainga zany , dia reny sary alefa reny tsy menatra akory mandefa sary pirate ,
manaraha vao2 tsara fa afaka fotoana fohy dia hipoatra indray manandafy dia hilaza izy fa samy tsy ekena na ny natoan'ny ra 8 na nataon' ny TGV dia izy @ zay no hitodra ny baolina ? dia ekenareo milaza fa ara dalana ve izany ???? ra i ra 8 tsy sahy hiditra eto dia izy @ zay no tompony ary efa zay no zavatra nokinendriny hatrizay ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565