Fanontaniana am Rahery ?
1. essera
(
23/04/2009 08:42)
Tena misy miteny irery ato am forum ato a ? Ohatran'izy ihany no mandefa an'ilay sujet dia izy ihany no mamaly ?
Tsy haiko na izay ilay nalefan-draHery eo ambany io koa fa ohatran'ny mapmé. Tsy mahita ho tenenina intsony ny sasany. Mampiady baolina sisa.
Za aloha aloha mbola misy ho tenenina bobaka mits raha vao milamindamina eo ?

novalian'i ravalotgv ny 23/04/2009 18:35
2. ifiona
(
23/04/2009 08:45)
aza miteny ntsony fa ny anao ny eo ihany no miverina efa ho efa-bolana lasa izay.
:lol:
raha tsy zany ve nanjary haiko tsenjery lé hoe: tsapaho ny heriko... sns
:roll: :roll: :roll:
:lol:
raha tsy zany ve nanjary haiko tsenjery lé hoe: tsapaho ny heriko... sns
:roll: :roll: :roll:
3. essera
(
23/04/2009 08:48)
Ity Ifiona ity mitsapa ny herin'i Essera mihitsy ka dia andao ary. Sujet iray ho anao manokana. Ary aza misy miditra am ty mihitsy nareo ry zalah fa hilalao kely izahay sy Ifiona a.
4. Oay
(
23/04/2009 08:52)
Tsy hiditra za ra-essera fa mila mikozy kely fotsiny hoe tsy mahazo eson-teny i ifiona, tsy kopy akory izy hoe iza no niteny an'io teny io voalohany! vita anareo ny resaka fa raha hamaly ana i ifiona d efa io nosokafako io ilay ady hevitra fa eto d sahy miteny za fa ESSERA NO KACHI déjà!
5. ifiona
(
23/04/2009 08:56)
Oay:
Tsy hiditra za ra-essera fa mila mikozy kely fotsiny hoe tsy mahazo eson-teny i ifiona, tsy kopy akory izy hoe iza no niteny an'io teny io voalohany! vita anareo ny resaka fa raha hamaly ana i ifiona d efa io nosokafako io ilay ady hevitra fa eto d sahy miteny za fa ESSERA NO KACHI déjà!
Zay no tsy arak'i Oay fa fantatro tsara fa ra8 anie no niteny an'io, dia zay no tsy azon'i Oay hatramin'ny voalohany hoe aleo hihomezana sisa izy ty, fa ny an'i Oay dia efa hita mibaribary zao fa ny hanaratsy ny olona hatramin'ny farany no tanjona, koa raha tsy vendrana ohatranao aho ry Oay, efa fantatr'ra essera tsara zany fa izahay laozanay mifananihany sisa any @ mail okay
mazava?
ary zay dinika ataonao any tsisy hirarahiako an'izany satria ny anao hita be zao fa raisina amin'ny maha ratsy azy foana ny hevitra aroso raha vao hoe momban'i ra8 zay. Efa voavaly tao ambany tao koa moa io dinika io ka anjaranao ndray mandinika hoe diso tafahoatra zany fankahalanao an'i ra8
hay tokoa moa i Oay tsy mivelona afa tsy amin'ny ESON TENY, tsy mahagaga raha izao sisa no fisainana
6. essera
(
23/04/2009 09:04)
Diso kosa Ifiona e. Tsy mbola mahalala ny position an'i Oay hoe objectif ny resany :
Apetrany ny hoe :
A/ Ravalomanana :
1/ Points positifs
2/ Points négatifs
B/ Andry TGV :
1/ Points positifs
2/ Points négatifs
Tsy miaro an'i Oay a fa izay no resany rehetra2 ato amin'ny dinika ato. Ary zah aza ndraindray misy tsy mifanaraka amin'ny saiko ny teneniny kanefa raisiko d tsakotsakoiko d ahitako mangirana na we tazomiko hatram farany ny hevitro satria tsy convaincu aho. Izay no dinika kosa akia ? Io ndray ndry fa hikoretaka eo a. Efa hoe efa ho avy Dada wa.
Izay no fiainana ry Ifiona. Philo am lé thèse/anti-thèse/synthèse.

7. ifiona
(
23/04/2009 09:08)
essera:
Io ndray ndry fa hikoretaka eo a. Efa hoe efa ho avy Dada wa.
Mba jerijereo kely hoe ny dinika taloha ireny fa mila rafraichissement de mémoire kely enao ry essera. Nanomboka oviana moa za no nikoretaka?
Nareo sy Oay dia mitovy ihany: MIAINA AMIN'NY ESON-TENY. Kanefa zéro manatody.
essera:
Izay no fiainana ry Ifiona. Philo am lé thèse/anti-thèse/synthèse.
Thèse/anti-thèse? tena mbola tsy nahita mihitsy aho aloha enao mba nitanisa points négatifs t@ TGV.
Ka aza be resaka amin'thèse sy antithèse eo fa tsy zazakely akory ny aty.
Ny anao aloha dinihana vao miseho mananatra ny hafa.
8. essera
(
23/04/2009 09:22)
Vao miha tsy azon'Ifiona ry zalah. Entim-po be mihitsy izy. zah ange manana ny position-ko e. Fa jereo tsara hoe iza no mila manao rafraichissement kely ary : vakio fa vao eo aloha kely eo aho no niteny hoe i Oay no manao an'io fomba firesaka io.
Zah manana ny position-ko sao d ts tadidy ka tsy zah no hanimba ny position-ko.
Azavaiko elab ty raOay vao ho azon'i Ifiona raha izao fa tsy haiko raha manana méthode hafa nareo mba azahoany an'ilay iz raim. :-D :-D :-D :-D
Thèse/anti-thèse? tena mbola tsy nahita mihitsy aho aloha enao mba nitanisa points négatifs t@ TGV.
Zah manana ny position-ko sao d ts tadidy ka tsy zah no hanimba ny position-ko.
Azavaiko elab ty raOay vao ho azon'i Ifiona raha izao fa tsy haiko raha manana méthode hafa nareo mba azahoany an'ilay iz raim. :-D :-D :-D :-D
9. Oay
(
23/04/2009 09:31)
Tsy misy olana ry ifiona na zero manatody na ahoana a! ny zava-misy aloha d afaka mi-tenir téte ny manampahaizana toa anareo i Oay!
Faharoa i ifiona moa nilaza fa tsy Saraha fa zanak'i dada t@ fanahy masina ka d averiko fa i Oay indray d tsy manaiky ho zanak'iza na iza hafa tsy ilay dadany nanao anazy sy ilay Andriamanitra Ray!
Valiko kely ianao @ hoe i Oay d ny hanaratsy an'i Ravalomanana fona no ataony aleo azava fa raha tsy mbola tafapetraka ny repoblika vao² d tsy mbola vita ny fandravana ny jadona noho izany d tsy mijanona ny fanentanana ny Malagasy ny mba hahamailo anazy satria tsy mbola vita ny tokony natao!
Farany mbola averiko fa za tsy manohana fanjakana jadona sy nalaina teny andalambe, d raha tianao hofantatra d za nandà hatrany ny hiaraka miasa @ Ravalomanana satria fantatro ny fisainany feno avonavona sy tia manambanimbany olona (manararaotra za miteny hoe mbola nataon'i ifiona koa ilay toetran'i dada manambany olona @ filazana fa zero manatody i Oay)!
D efa fantatrao kosa angamba fa za tsy miaro TGV fa miaro ny hevitro, fa mbola averiko fa za tsy milahatra midina andalambe maka fanjakana na TGV io na TIM

10. essera
(
23/04/2009 09:36)
Tena raha tsy mazava amin'io kosa ry Ifiona dia efa ianao mihitsy no tsy te hiresaka aminay sy Oay. Antsoy ny naman-dry fa mijaly eo ndry a ...
11. ifiona
(
23/04/2009 09:56)
dia faly ery ve hono essera amin'izany hoe bandy roa be zao efa goaika antitra dia tsy mahita valiana amin'ny ankizy iray toa anay? eisseey ry goaika antitra isany e :-D :-D :-D
ny mazava amin'izao ry essera dia tsotra ihany a! Oay= essera, miafina ambadika eson-teny nefa tsisy mahavoa!
ny mazava amin'izao ry essera dia tsotra ihany a! Oay= essera, miafina ambadika eson-teny nefa tsisy mahavoa!
12. Oay
(
23/04/2009 13:12)
ifiona:

izao hoe tsy mahavoa izao kosa d efa fanambaniana tsy azo sarotsaromana intsony é! fa d mahatsiaro an'ilay vavan'i dada t@ ilay mpamiliny (Chauffeur) izay aho, izao mantsy ilay tantara:
_Dada: ahoana lety ny fahitan'elah an'io automobile io?
_Chauffeur: Tena tsara le izy prezida a!
_Dada: voavidin'elah angaha io?
Efa hita ve fa soafera d ahavidy Benz!
D lasa ny saiko eto manao hoe efa hitan'i ifiona ve fa tsy mahavoa i Oay kanefa d mbola mila tenenina ihany!
Na izany aza anefa d apetraka ny fanontaniana manao hoe:
Izahay ve no tsy mahavo sa ny mpampianatra no dondrona tsy mahay manazava ka tsy maharesy lahatra anay!
13. ifiona
(
23/04/2009 13:41)
ny an'i Oay aloha dia izay occasion rehetra hanaratsiana an'i Ravalo dia hararaotiny an! na dia zavatra tokony tsisy hifandraisany aza dia vitan'i Oay ihany ny mampifandray azy! gaigy be koa zany ko
zao no mahasamihafa azy mantsy. Ny anareo dia eson-teny amin'ilay nanazavako azy tetsy ambanibany satria samy mahalala ny tsy fitiavanareo an'lery.
Dia hoy aho oe: nga nareo irery no mahay eson-teny?
zao no mahasamihafa azy mantsy. Ny anareo dia eson-teny amin'ilay nanazavako azy tetsy ambanibany satria samy mahalala ny tsy fitiavanareo an'lery.
Dia hoy aho oe: nga nareo irery no mahay eson-teny?
14. Oay
(
23/04/2009 13:55)

Efa nazavaiko ao ambany ao io lazainao fa tsy fitiavako an'i Ravalomanana io fa mbola averiko fa tsy i Ravalomanana no tsy tiako fa ilay fomba fanaony: Manambanimbany olona, miavonavon-teny, manao ny hafa tsy hozavatra.
Fa mbola averiko fa misy misy ihany ny namako ao @ TIM ary teknisianina fa ny mampalahelo rehefa miresaka amin'izy ireny ianao d izao fona no lazainy :"mafy loha tsy azo atoro io Ravalomanana io"
D tadidio anefa fa Tsy misy dondrona ohatran'izay tsy mety hatoro ary ny fitondrampanjakana tsy vitan'olona irery fa ekipa mirahina no mahavita asa tsara.
Aiza ve ry ifiona ka ilay député ray amandrenin'ny mpianatro izay niaraka nisakafo tamiko d mba nisy zavatra tsy nety izay nataon'ny mpiasan-dravalomanana tamin'ny fianakavianay tany ambanivohitra d mba niresaka t@ ilay député za d zao no navalin'ilay député: IZAHAY ANIE RY OAY OLONA NAPETRAKA é, d mbola nampiany hoe raha hiresaka anizany aminy za d sady hovery ny sezako no hovery ny asako.
Ny mahatonga ana miresaka an'ireny zavatra kely mba fantatro ireny d entina hilazana amintsika hoe nanao jadona i Ravalomanana ka mila ovaina izany satria tsy mahatsara antsika ny fametrahana fitondrana jadona eto Madagasikara.
15. ravalotgv
(
23/04/2009 18:35)
tsy tsara atao filoha i essera sy fiona fa manjary mitarika vahoaka ho vonoina koa
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@