efa hainareo mintsy ny manao pirate ry sitlo an , dia misahy milaza enao fa t@ lundi io ?
aza dia variana mandefa vao2 tsy marina fa mahamenatra e, dia ny any ampita @ zao dia mino 2 foana koa satria tsy mba ny loha no misaina fa ny rambo
voamarina anie zao fa ny pro ra8 ihany no mitifitra satria ny capsat efa tsy teny e, ary ra balle réelle no tena @ miaramila tsy 1 fotsiny no maty teo fa maro2 oh t@ 7 février , fa ny loha ampiasaian fa tsy ny .....ho a