Saika nomeko rariny ihany kanefa. . .

1. essera ( 21/04/2009 08:49)
Raha mijery ny adihevitra ao ambany ao aho dia mahita an i Raboysgoss miakatr'afo be ohatra ireny in reny. Tsy ao intsony ny momba an-ndragah fa mieritrereta. I boysgoss mpidradradradra ho ara-dalàna no tsy tan-dalàna ankehitriny fa efa mamporisika amin'ny acte de pillage.
Ary voamarina eto ihany ankehitriny hoe iza no tena mpanao sy mpanendrikendrika. Tandremo ihany fa ianao ilay mpiteny lava io hoe "be sandry ao ambany ao io no maty aloha fa tsy arak'io vavanao io". Ny sandry tsy misy saina dia mitovy amin'ny matos be tsy misy mpitondra.
Anontanio an'i Guy Rivo no vokany raha tena be sandry sy saina marina.
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:50
2. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:55)
Tsy ankidera sandry fa ny saina ampiasaina raha de jamba ny maso sy ny fo:

TOTAL + SHELL an'i Frantsa - JOVENNA an-dry Karana Ben Laden sy ny tariny. Na de efa nidina ambany be aza ny vidin'ny solika eran-tany, Nahoana ireo no tsy nampidina vidina solika mihitsy, raha fony teo @'ny fitondrana ny Filoha Ravalomanana ??? Valiny : Satria te hanakenda an'i MAGRO @'ny vidin'entana, fa efa nofehezin'ny MAGRO daolo manko ny PPN sy ny tariny rehetra.

Tsy nahita irika intsony ny orinasan-dry Ben Laden rehetra (afatsy SIPROMAD sy MAKIPLAST), fa efa nanomboka voafehin'ny malagasy tera-tany (MAGRO - BLUEPRINT - TIKO - IMADA - JOCKER...) ny bizna rehetra. Hany herin'izy ireo nividy maivan-doha mba hamadika tanindrazana. Tsy asiana analyse na kabary be fa mandehana mijery tsena sy miditra grande surface, de jereo ny marchandises mivelatra rehetra eny, fa entana vahiny sy an'ireo orinasa vahiny daholo sisa no mivelatra eny (sauf Savonnerie tropicale). IZA IZANY NO NAHAZO TOMBOTSOA TAMIN'INY COUP D'ETAT INY = Valiny NY VAHINY.

Vao nitsangana indray ny TIKO OIL, niditra actionnaire @'ny fitrandrahana petrole any Bemolanga, izany no natao de mba hahafahana mifehy ireo compagnie petrolier vaventy ireo, de niafara @'izao fanapotehana ny tompony izao ny tantara. Vokany = Manjaka tokana ny vahiny fa efa lavo ilay mba hany malagasy tokana afaka hifaninana.

TSY HITSAHATRA NY TOLONA ARY TSY MAINTSY MANDRESY, TSY AVELA HANJAKAN'NY VAHINY NY FIRENENA.
3. essera ( 21/04/2009 09:10)
Vao novaliako ao ambany ao tsiafoi1 dia ampiako eto, saingy somary résumer-ko angamba.
Tena tsara dia tsara ilay hoe ny teratany ny toe-karena, fa tsy tsara ary tsy ekena kosa ny hoe :

[center]MALAGASY IRAY NO HANAO AMPIHIMAMBA NY SEHATRA REHETRA ETO MADAGASIKARA[/center]

ary ny tena loza dia hoe :

[center]POTEHIN'IO MALAGASY IRAY IO IZAY TERATANY MIFANINANA AMINY KA AMPIASANY NY FOMBA MAMOEHATRA REHETRA[/center]

Fantatsika io fa mety hoe mody akipy fotsiny ny maso raha hoe tsy mahafantatra
4. Mirananirina ( 21/04/2009 10:15)
POTEHIN'IO MALAGASY IRAY IO IZAY TERATANY MIFANINANA AMINY KA AMPIASANY NY FOMBA MAMOEHATRA REHETRA

Ny fantatro aloha hatramin'izao dia tgv 8O
5. coucou2 ( 21/04/2009 10:38)
essera:

Vao novaliako ao ambany ao tsiafoi1 dia ampiako eto, saingy somary résumer-ko angamba.
Tena tsara dia tsara ilay hoe ny teratany ny toe-karena, fa tsy tsara ary tsy ekena kosa ny hoe :

[center]MALAGASY IRAY NO HANAO AMPIHIMAMBA NY SEHATRA REHETRA ETO MADAGASIKARA[/center]

ary ny tena loza dia hoe :

[center]POTEHIN'IO MALAGASY IRAY IO IZAY TERATANY MIFANINANA AMINY KA AMPIASANY NY FOMBA MAMOEHATRA REHETRA[/center]

Fantatsika io fa mety hoe mody akipy fotsiny ny maso raha hoe tsy mahafantatra

Fatatra tsara mihitsy izany lazainao zany, kanefa mandainga zay malagasy nilaza fa tsy nahita soa tamin'ny produits vita malagasy na dia ianao io aza.




6. coucou2 ( 21/04/2009 10:40)
Fatatra tsara mihitsy izany lazainao zany, kanefa mandainga zay malagasy nilaza fa tsy nahita soa tamin'ny produits vita malagasy na dia ianao io aza.


7. Oay ( 21/04/2009 11:39)
coucou2:



Fatatra tsara mihitsy izany lazainao zany, kanefa mandainga zay malagasy nilaza fa tsy nahita soa tamin'ny produits vita malagasy na dia ianao io aza.





Ka izao ry coucou2 a! ny olana d t@ androndratsiraka d tsy nisy nohaninana sy hovidiana.
D t@ androndravalomanana indray d nisy fa anzy irery ihany d ny sasany izay mba tehanao nanaovana toera tsy zaka.
Noho izany ny zavatra tadiavina d hoe aleo anao daholo izay tehanao d hohita eo fa rehefa malalaka io d ny vahoaka no hiadana satria midina ny vidinjavatra satria betsaka ny mpifaninana!


8. bazylou ( 22/04/2009 00:08)
ie poinsa tsara io , sady efa niteny an'io koa i tgv !!! ka ny ti m anie no very fifhinana eo e!! :-D :-D
9. pikatti ( 22/04/2009 01:50)
bandy mitapy koa kay le essera tsy fantany akory le bizna zany miverena leity mianatra zany hoe economie zany fa tsy ao elaha zany :-D :-D :-D
hevitra bazily moa iny d'efa tsisy raisina fa resa-jaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801