TGV=FRANCE+BEN LADEN

1. delapre ( 21/04/2009 06:39)
zao é!tsy haiko ianareo na mety hitovy hevitra @ko fa tsy i renimalala ihany no ao ambadik'ity raharaha manga eto @ tanana ity fa ao koa i BEN LADEN.tsy mananihany za fa mba diniho tsara koasa anie.Ekeko fa na inona ho lazaiko na inona dia ao foana i renimalala.Tsara ho fatatra aloha fa aorian'i Ra8 ny Amerikana.ary izay no tena tsy hitiavan'ny lafrantsa anazy satria izy nanjanaka anao indray no tsy rarahianao.Normaly kosa aloha ra Tztra i France é.Nefa tsy dia ilay hoe diplomatie irery ihany no tena nohimasoan-dRA8 fa ilay hoe FAMPANDOSOANA AINGANA SY MAHARITRA.ary izay no nahatonga an'i Pdt nitady fanampiana etsy sy eroa mitety izao tontolo izao mba AMOAHANA an'ity tanindrazantsika malala ity izay ao anaty fahantrana tanteraka.Ary isika rehetra andamba dia nahalala an'izany fanampiana rehetra sy marobe sesehena izany.Nefa fantatrareo tsara fa ny Amerikana sy lafrantsa sy ny Arabo dia sakay sy V.....fa ny tena porofo teneniko anareo dia izao,nahoana no ny lasantsy foana no midina ny vidiny.Raha henjana i TGV manin raha ny vidim-piainana mihitsy no ampidinina atao mitovy t@ andron'i Dada.Satria i Madagasikara tompoko isany ô dia tsy ao afrika atsimo intsony no maka solika fa miakatra kely eo ambony eo @ Golf eo fotsiny no maka solika satria eo no akaiky ny Arabo indrindra.Iza no nidaroka baomba an'i Nagashaki?Ny Amerikana é!nefa iza no nanarina azy?Ny Amerikana ihany é.Nefa i Japon zao no tafiditra ao anatin'ny Firenena matanjaka indrindra.Oviana ianareo no nahita an'i Arabo mba nandroso izany?Ka ambava homana am-po mieritreritra.Fa isika izao dia tsy miady @ olona toa antsika intsony fa miady @ fanahy ratsy,koa tafio hery ary ny fanahinareo mba tsy ho azon'ny fakam-panahy ianareo.Masina ny Tanindrazana ary ny Tolona tsy maintsy mandresy.Homba antsika mandrakariva anie ANDRIAMANITRA.
novalian'i ravalotgv ny 21/04/2009 07:52
2. xxx ( 21/04/2009 06:50)

Marivo saina loatra ianao, tena serieux aho miteny aminao ity. Izao ve no mba ataonao hoe analizy. :( Mampalahelo.
3. tsiafoi1 ( 21/04/2009 07:26)
TOTAL + SHELL an'i Frantsa - JOVENNA an-dry Karana Ben Laden sy ny tariny. Na de efa nidina ambany be aza ny vidin'ny solika eran-tany, Nahoana ireo no tsy nampidina vidina solika mihitsy, raha fony teo @'ny fitondrana ny Filoha Ravalomanana ??? Valiny : Satria te hanakenda an'i MAGRO @'ny vidin'entana, fa efa nofehezin'ny MAGRO daolo manko ny PPN sy ny tariny rehetra.

Tsy nahita irika intsony ny orinasan-dry Ben Laden rehetra (afatsy SIPROMAD sy MAKIPLAST), fa efa nanomboka voafehin'ny malagasy tera-tany (MAGRO - BLUEPRINT - TIKO - IMADA - JOCKER...) ny bizna rehetra. Hany herin'izy ireo nividy maivan-doha mba hamadika tanindrazana. Tsy asiana analyse na kabary be fa mandehana mijery tsena sy miditra grande surface, de jereo ny marchandises mivelatra rehetra eny, fa entana vahiny sy an'ireo orinasa vahiny daholo sisa no mivelatra eny (sauf Savonnerie tropicale). IZA IZANY NO NAHAZO TOMBOTSOA TAMIN'INY COUP D'ETAT INY = Valiny NY VAHINY.

Vao nitsangana indray ny TIKO OIL, niditra actionnaire @'ny fitrandrahana petrole any Bemolanga, izany no natao de mba hahafahana mifehy ireo compagnie petrolier vaventy ireo, de niafara @'izao fanapotehana ny tompony izao ny tantara. Vokany = Manjaka tokana ny vahiny fa efa lavo ilay mba hany malagasy tokana afaka hifaninana.

TSY HITSAHATRA NY TOLONA ARY TSY MAINTSY MANDRESY, TSY AVELA HANJAKAN'NY VAHINY NY FIRENENA.
4. ravalotgv ( 21/04/2009 07:26)
sao de mba lasa lavitra loatra zany ainganareo izany

raha ny hita mibaribary dia samy gasy mpanambolaz izao no miady ary na misy aza vahiny na renimalala na dadamalala dia samy gasy ireo miady sy mifamono ireo aleo hifampitifitra sy hifamono fa miala oazy reo ben laden sy tgv sy tim reo rehefa samy leo

snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. tsiafoi1 ( 21/04/2009 07:43)
ravalotgv a, de heverinao fa voyage touristique aza ve ny nahatongavan'izany Ambassadeur frantsay eto amintsika izany, nefa hatrizay tsy nisy, juste au moment avant, ny fangalan'i TGV ny fitondrana!!! Ahirato ny saina fa aza jambaina, de izao dradrain'i lery hoe hampidinina ny vidin'ny solika eee... Koa na ho ataony 01Ariary aza ny 1l, tsisy problème aminy intsony fa efa azon-drizareo ambongadiny ny fitrandrahana an'i Bemolanga (production 2010), efa éliminé ny mba hany gasy tera-tany (TIKO OIL) afaka hifaninana ka hanelingelina azy ireo.

Mandehana miditra grande surface de ataovy ny évaluation tsotra, aseseho ny rayons rehetra fa entan'ireo orinasa karana ben laden (SIPROMAD - MARONJANA - SALAMA - MAKIPLAST -STAR....) sy importés (UE - Indo-pakistanais - Indonesie...) sisa mameno ny tsena. Ahirato ny saina fa aza domboina.

MITOHY NY TOLONA ARY EFA AKAIKY NY FANDRESENA FA TSY HISY HANAIKY FANJAKAN'NY VAHINY ZANY ETO
6. ravalotgv ( 21/04/2009 07:52)
tonga lery de niresaka t@ le boay kely 4mi iny de lasa raha ny fahalalako azy

'' Est ce que les malgaches ont besoin des frakais''

snifff
tchroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.035