Midonaka ny tànana. Mitsipaka tgvendrana

1. karavasy ( 20/04/2009 14:15)
Tsy maintsy miala elah ry tgvendrana f'aza faly amin'ny tsy napa a. Mbola mitohy ny tifitra fa tsy hay na mbola any an-danitra saingy ny midonaka efa hita.
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:07
2. xxx ( 20/04/2009 14:18)
efa amoron-tevana io é, efa hidoboka kely sisa, ora no hisaina.
3. tsiafoi1 ( 20/04/2009 14:19)
Ny fanontanina mi-resiste ve ny vahoaka sa niparitaka?
4. penguin ( 20/04/2009 14:20)
Tsy maintsy esorina tgvendrana fa manalabaraka ny TANY ENTIN'NY VENDRANA
5. xxx ( 20/04/2009 14:28)
16:30 - Des manifestants bravent la répression et brandissent à genoux le drapeau Malagasy devant les militaires

16:30 - Bilan provisioire : 1 mort touché à la téte devant l’INSTAT d’après Radio Fahazavana et des blessés par balle. Orange parle de 2 morts.
6. molota ( 20/04/2009 14:50)
Romboyiiii @zay ry zalah aa!!!Col Noel Rakotonandrasana»

Efa itanay sy azonay zao ny info momba an’i Col Rakoto nadra sànà.
Mipetraka eny Ivato eo akaikin’ny Base ivato .
Nahazo affectation disciplinaire , zay no nahatonga azy lasa tao @ capsat, fa h@ zao dia mbola mipetraka eny ivato.
Manana zanaka vavy ray 14ans mianatra ao @ Donbosco ivato, Nehemia no anarany.
Mbola manana zanaka hafa koa fa io ny renseingement azonay.

Miomana ry minisitra fa ho avy zahay miaraka @ angady sy ny arona…
7. zoam ( 20/04/2009 14:58)
omeo daholo ny- lisitry ny mutin ireo hikarakarana azy,ny zanany ny vadiny aiza izy no mibosy sy nysisa e
8. xxx ( 20/04/2009 15:03)
Ireto mutins ireto mihitsy no tena mila amboarina kely !
9. molota ( 20/04/2009 15:04)
reto avy aloha no tena anEléments CAPSAT :
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FIDIMALALA (RAS) - aide de camp Andry RAJOELINA
-18è Promotion - Lieutenant Colonel ELACK (EMGAM/INSPECTION) - Ambohitsorohitra
-11è Promotion - Colonel RAKOTONANADRASANA Noël - ex Chef de corps 1 RFI CEM
-11è Promotion – Colonel NDRIARIJAONA André - CEMGAM
-19è Promotion - Commandant ANDRIANASOAVINA Charles (EMGAM/DLD) - Ambohitsorohitra
-23è Promotion- Capitaine RABENJAMINA Thierry
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FOMANA 117
-17è Promotion- Commandant RODRIGUE
-19è Promotion – Commandant LILISON - Gendarmerie Nationale /Officier adj Groupement Tsi/didy
-20è Promotion - Commandant ETOVOSOA (CPO) - Sécurité BSP
-20è Promotion - Commandant KOTO Paul (Stagiaire Ecole d’Etat-Major)
Peloton Spécial - Lieutenant Colonel SONDROTA (EEM)
-19è Promotion- Commandant SOLOFONIRINA Léon Claire (EMGAM/DDR)- OMBIMANGA
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RAKOTOSON Jocelyn (RECAMP)
-Adjudant Major RABOANARIJAONA Léon (CAPSAT/EMIV)
-Adjudant Major ETIENNE (1RTS BI SPORTS)
-Adjudant Chef GREGOIRE (CAPSAT/CITAM)
-Adjudant RASOLONDRAZANA Rémi (CAPSAT/TAM)
-Adjudant MERMOZ (CAPSAT/CITAM Adj CDT Charles)- Sécu HAT
-Sergent Major EMILE Jacques CAPSAT/CITAM
*Colonel MAHAFINARITSY (officier suspendu)
*Commandant ABDILLAH (officier radié de l’Armée)
Eléments Gendarmerie Nationale :
-11è Promotion - Colonel RAZAFINDRAKOTO Bruno (EM GN Fort Duchesne)
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RABE Jules
-19è Promotion- Commandant LILISON (OA Groupement Tsi/didy)
aran'ireo Capsat lohan'ny:
10. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:07)

Fantatry ny devoly fa kely sisa ny androny, de mandrovi-tsihy mafy izy ireo : Jereo anie ireto ataony e (Akatona ny radio sy télé Mada, tifirina ny vahoaka, hanao contre-manif Alain Ramarosaona @'ny alarobia, ferana ny andro azo anaovana manif eo Ambohijatovo, ho samborana ny mpitari-tolona eo Amboja e, de aza gaga raha mety tsy ho hita Manandafy e, de inon koa ny manaraka ????....

NA HIRARAKA HAMOTO ZANY TANY AZA NY RA ALATSAKAREO TGV, de TSAROVY, FA NY FANDRESENA DE AN'NY VAHOAKA.

ALEO HALAN'ANDRIANA TOY IZAY HALAM-BAHOAKA

EFA AKAIKY NY FANDRESENA

ROSO NY TOLONA TSA MIMPODY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2561