Isaky ny mitety faritany dia ny fandrangitana sy ny fizahozahoana ho mpandresy ny fikan'i andry tgvendrana. Mila faingana satria resaka fampihavanana no modiana aroso nefa fampisarahana no tanterahina. MIALA TGVENDRANA.
Mitohy ny tifitra fa tsy hay aloha na resaka tifidanitra daholo izany rehetra izany na ahoana. Ny tazanay ety fotsiny dia ny hazakazaka manodidina an'Anosy iny ary nisy setroka kely nipitika aza hatrao anaty ranon'Anosy io. Manampy anareo izahay hoe MIALA HAT SY TGVENDRANA.