Tsy maintsy miverina Ra8
1. essera
(
20/04/2009 06:58)
Salama daholo,
Tena efa lasan-ko vavany sisa ilay prezida fahiny ka dia mamely ny \"Ho avy aho, ho avy\". Dia ny mpanara-dia rehetra amin\'io :
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
Soa ihany fa mbola betsaka ny manantena foana fa mba torohevitra ihany hoe : \"Aza dia mandany andro intsony ry zalah miandry azy fa izay eto aloha atrehina amin\'izay\".
Raha nisy tena henjana ange tamin\'ny androny tsy nisy ohatra ilay tenin\'ilay deba taloha hoe : \"TSY HIALA AHO E\". Fa tandremo fa tsy misy azo tsinontsinoavina ny zavatra rehetra miseho. Io ilay singam-bolo mandavo ny vositra e. Dia efa mitsoaka ve ianao dia mitady hiverina indray. Tokony hoe teto dia efa niteny hoe : \"TSY MISY MIALA EO RASTA\".
Eritrereto ihany sao lany andro ry mpiondana namana isany.

novalian'i essera ny 20/04/2009 08:10
2. penguin
(
20/04/2009 07:37)
Aza mihevitra ny hilamina ry donto tgvendrana a. Miozongozona ary tsy tafapetraka fa mandeha miantso vahoaka eran'i Madagasikara no lahasa ataonareo izao. Efa tiam-bahoaka ko mbola aletika anaty saim-bahoaka ny ady sy fisaritahana.
3. rabaradaka
(
20/04/2009 07:49)
Ny marina de zao dadatoa : tsy maintsy ho avy Ravalo fa ny daty no tsy hay. Ny fantatro dia eo ampandaminana ny relations diplomatiques avec La France izy ka mila toky tsara avy amin'i Sarkozy vao tonga
4. essera
(
20/04/2009 07:58)
Zan oe ts mahatoky tena tson ilay olona tena sévère ka mila toky an am Sarkozy.
Dia tsy ny vahoaka eto Antananarivo irery penguin no atao hoe malagasy na dia vendrana aza izahay hi hi hiiiiiiiiiiiiiii.
Dia tsy ny vahoaka eto Antananarivo irery penguin no atao hoe malagasy na dia vendrana aza izahay hi hi hiiiiiiiiiiiiiii.
5. halloween
(
20/04/2009 08:03)
Essera :-* ==rabaradaka =alao ho avy i dada letsy fa zahay ko mba maika handray azy fa tsy nareo TIM ihany !! penguin =fanatika loatra ianao ka mety hanaraka hatramin'ny aindehiben'i dada raha mbola mi insiste ny fiverenany ihany ianao ,,,!!nefa tsara hafarana haingana ihany izy fa mila azy mafy ny efitrano keliny, sy ny bracelet-ny !! fa izao : nareo Tim mety hitsena ampitomaniana fa izay hitsena azy ampiravoravoana satria tonga i dada ,,omena vangovango volafotsy ,,fa izao: teneno haingana letsy izy refa eny Ambohijatovo mba hody haingana hoe a! efa sasatry ny miandry azy zahay TGV !
6. essera
(
20/04/2009 08:10)
halloween a : Aza koropahana le akoho ala fa manjary tsy azo. Tsy maninona izy na tonga tsy hitantsika aza ny nidirany rehefa tena mitady fa betsaka ny dossier-ny efa eo ambony latabatra.