DAKAORO SA TSIA ?
1. endrika01
(
19/04/2009 09:45)
Maro ny pro Andry Rajoelina,
Maro toy izany koa ny pro Marc Ravalomanana.
Soa ny manan-droa ozizy lay mpihira iraika zay.
Ka maninona moa raha manana PM double,de manana Depute double,
de toy izany hatrany @ Fokontany! double avy zany e,
de mbo ho lasa double kou ny karamam-panjakana e!
Fa raha izao no mitohy,de lasa tena any an-kady mihintsy no iafaran'ity
Nosy malalantsika ity!
Miverina Ravalomanana Marc,mandray ny toerany amin'ny
maha Filoha azy, ary i Andry Rajoelina no mpanolontsaina azy.
satria raha TENA MARINA FA HANARINA NY FIRENENA,HANAMPY NY
VAHOAKA HIALA AMIN'NY FAHANTRANA NO TANJONA ,ARY
HAMPANDROSO AN' i MADAGASCAR,
dia mino aho fa tsaratsara ampiarahana miasa aby ireo .
ny vahoaka tsy azo zarazaraina sy ampiadiana an-trano,ary samy manana ny tiany sy ny safidiny,ka ny vahaolana hoy aho dia tsy misy afa-tsy ny FAHAIZA-MIHAINON'IREO REHETRA MPITONDRA.
Hotrany hafahfa zany manko ny tena ,mamaky izay voalaza etsy sy eroa,indrindra lay resaka Didy vaovao mivoaka tampotampoka be zany,
toa hoatriny ny we mandrahona na mampitahotra izany!?,
asa; tsy haiko, na izaho no tsy ampy traikefa,fa tena sahirakirana kely zany,ny tena eo ampamakiana ireny didy aman-dalana vaovao ireny.
(le izy manko toa hoatrany hoe,mamely ankolaka zany )
:D
répondu par ravatorano le 20/04/2009 06:05
2. xxx
(
19/04/2009 10:00)
indrisy fa marina be ny fieritreretanao saingy moa manaiky an'izany ve i tgv ?
3. ravalotgv
(
19/04/2009 10:19)
mety milay ka double koa ny vidinjavatra
double koa ny vady
double koa ny criminalité
double koa ny horohoro
double koa ny exilés
double daholo ny rehetra
snifff
tchroufff
double koa ny môly be
:@ :@ :@ :@ :@ :@
double koa ny vady
double koa ny criminalité
double koa ny horohoro
double koa ny exilés
double daholo ny rehetra
snifff
tchroufff
double koa ny môly be
:@ :@ :@ :@ :@ :@
4. eightman
(
19/04/2009 12:03)
endrika01:
Miverina Ravalomanana Marc,mandray ny toerany amin'ny
maha Filoha azy, ary i Andry Rajoelina no mpanolontsaina azy.
satria raha TENA MARINA FA HANARINA NY FIRENENA,HANAMPY NY
VAHOAKA HIALA AMIN'NY FAHANTRANA NO TANJONA ,ARY
HAMPANDROSO AN' i MADAGASCAR,
dia mino aho fa tsaratsara ampiarahana miasa aby ireo .
Tsy mety izany fa raha mbola misy an'izany andry tgv zany eto madagasikara dia mbola misy frantsay . Ireo no efa nampahantra antsika hatramin'izay ary manakorontana sy mangalatra ny harenan'ny gasy ka raha hampandroso ny firenena malagasy ny resaka dia esry ao antsaina izay misy frantsay ao ambadika dia aza manaiki rebireben'ny olona amin'ny resaka demokrasia demokrasia izany fa izany no tsy zakan'ny sain'ny gasy ka tsy mampandroso azy .
DEVELOPPEMENT DE MADAGASCAR=FRANCAIS OUSTES
I dada koa tsy mila miverina raha tsy handroaka tanteraka ny frantsay fa nenay tsy sarisary fotsiny no ilaina fa tena izy!!!
5. Mirananirina
(
19/04/2009 13:08)
Soa ny manan-droa ozizy lay mpihira iraika zay.
Ka maninona moa raha manana PM double,de manana Depute double,
de toy izany hatrany @ Fokontany! double avy zany e,
de mbo ho lasa double kou ny karamam-panjakana e!
an,ana,an aoka ihany fa lasa double eo ko ny vady
7. Nirilala
(
19/04/2009 16:15)
Mbola mila hamarinina. Jereo aloha ny any @ faritany hoe betsaka ve ny pro-ra8 ary firy ny pro-rajoelina. Mety ho ao Antananarivo ihany io lazainao io no mitombina
8. soanja
(
19/04/2009 17:05)
Nirilala:
Mbola mila hamarinina. Jereo aloha ny any @ faritany hoe betsaka ve ny pro-ra8 ary firy ny pro-rajoelina. Mety ho ao Antananarivo ihany io lazainao io no mitombina
Mila fantarina tokoa ny fiandanian'ny rehetra satria samy Malagasy ary i Madagasikara an'ny rehetra. Misaotra anao mampatsiahy! Ahoana no hahatongavana amin'io no olantsika angamba izao, sa??
9. xxx
(
19/04/2009 17:52)
nareo ve mitapy sa mody mitapy e? any aminy faritany aza misy tsy mahalala akory ny fisiany tgv kou pro a pro, eto bira aloha ra8 95% e d ny ambiny arema fa tsy tgv
10. soanja
(
19/04/2009 18:52)
xxx:
nareo ve mitapy sa mody mitapy e? any aminy faritany aza misy tsy mahalala akory ny fisiany tgv kou pro a pro, eto bira aloha ra8 95% e d ny ambiny arema fa tsy tgv
resy ara-kevitra indray ny ato izany dia ny fanambaniana mandeha voalohany.
:-D :-D :-D
Ka i Bira izany no hitanao. Tsy misy mahalala na tian'olona i TGV na tsia. Fantatro aloha dia i Tulear tia azy. Aleo hilamina hizotra amin'ny fifidianana dia hita hoe iza no tiana sa tsy tiana izay mivoaka eo satria raha samy haminavina dia tsy hisy hanana ny marina.
Amiko tsy hisy ny filaminana raha hikiry hiady seza isika mianakavy.
11. ravatorano
(
20/04/2009 06:05)
marina ny voalazan 'ilay xxx io momba an'i antsirabe fa dia Ravalomanana no manjaka ao,ny any fianarantsoa indray raha tampon-tanana dia Tambatra noao sy tim saingy tsy misy TGV zany any fa zara raha azo isaina amin'ny tanana
Etsy antsimondrano aza vao herinandro no nangana ny tgv ka inoako fa ny antoko manohana ny HAT no tena misy any amin'ny faritany rehetra any ary afaka mifampitana amin'ny tim fa tsy ny tgv velively
Etsy antsimondrano aza vao herinandro no nangana ny tgv ka inoako fa ny antoko manohana ny HAT no tena misy any amin'ny faritany rehetra any ary afaka mifampitana amin'ny tim fa tsy ny tgv velively
