serasera coin de coincée et des droguées en politique

1. ravalotgv ( 18/04/2009 16:32)
hihihihihi
répondu par ravalotgv le 19/04/2009 12:25
2. Noue ( 18/04/2009 16:36)
politikan'inona indray io zao ee??? :^) :^) :^) :-D :-D
3. ravalotgv ( 18/04/2009 16:40)
politika manenjika ny vvvdin i noue
4. Noue ( 18/04/2009 16:42)
5. ravalotgv ( 18/04/2009 16:49)
io de matahotra sahady :^) :^) :^)
6. pikatti ( 18/04/2009 16:51)
ka elaha kosa manao resaka tsy mazava tsara :-D :-D :-D
7. ravalotgv ( 18/04/2009 16:55)
mazava amla leizy zany :@ :@ :@ :@ :@
8. pikatti ( 18/04/2009 17:03)
coincé sy drogué zany raha ny tena marina :-D :-D :-D
9. rakaroka ( 18/04/2009 18:16)
8O 8O 8O :roll: :oops: :-w :-w :-$ 'zany an :roll: :roll: :-w :-w :-$
Mihevera tena ry mpisera isany :wink: :-D :-D :-D =)) =)) =))
10. Havantsika ( 18/04/2009 18:23)
soa ihany fa miavaka tsara ny olona mahafehy tena sy manana saina mazava, kanefa be koa no mbola mirediredy tsy mety manaiky na dia efa midona amin'ny rindrina aza.
Isika afaka manao resaka positif sy constructif e!
11. xxx ( 18/04/2009 18:31)
hihihihihi ve foto-dresaka tsy naleo nalefa tany @ hatsikana tany io,tena coincé sy drogué :roll: :roll:
12. rakaroka ( 18/04/2009 19:13)
tsy zara tokoa moa misy ity mbô hanalana ny "halahelo sy ny hanina ny tanindrazana rehefa tsy afa-manoatra koa. Ka lé polifika koa anie toa tampin-dalan-kaleha izany...Toa tsy hita be ihany fa mampiraviravy tanana toa izao
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :@ :@ :@ =(( =(( :snif: :snif: :cry: :oops: :!:
Dia ny sasany moa manenjika sy manaratsy ny vahiny sisa mba atao fa ny gasy izany dia tompony mangataka atiny foana fa tsy mahaseky ny vahiny @ fitantanana ny taniny mihitsy knou , ka mifanalavitra be koa moa ny train de vie fa tsy tgv , dia eto sisa hanalana azy e !
:-D :-D :-D
13. xxx ( 18/04/2009 19:40)
hihihihihi
14. ravalotgv ( 19/04/2009 12:25)
:* :* :* :* :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4686