Ny niandohan’ny fampirafesana- Kolontsaina Angano Bara.

21. mmmhh ( 23/04/2009 14:15)
ny kolotsaina bara tokoa, tsy maninona na manambady firy na firy ny lehilahy, ary ampifankahalalana ny vevivavy vadiny hoe iry sy iry avy no vadin'i X,
fa izy fotsiny ilay lehilahy tsy mahazo miangatra an, rah mahazo zavatra iray ny vadiny iray, tsy maintsy mahazo koa ny vadiny iray, tsy maintsy atao mitovy @ iny mintsy fa tsy misy tombo sy hala,
rah mahazo collier volamena i Rasoa, dia omena collier volamena koa i Raketaka fa tsy hoe kavina ny an'i ketaka,

Fa ny mampiavaka azy @ fomban'ny gasy sasany, ny azy abaribary hoe ireto avy ny vadin'i Rakoto ary mifankafantatra daholo izy mirafivavy isany,

fa ny sasany miafina any, mamboly fitiavana any ambadika, mijangajanga,

fa hono ho ah, ireo ny bara na ny olona manao fomba tahaka an'ny bara tokoa ve azo lazaina fa tsy mijangajanga satria ampahalalany ny vadiny avy ny rafiny?
22. soanja ( 23/04/2009 19:35)
mmmhh:

Ny teny hoe mijangajanga dia nanomboka tamin'ny fisian'ny baiboly tao Madagasikara sy ny fampivoizina ny fomba fiaina Kristianina. Tsy fiteny any anindra-tany mihitsy io fiteny io raha tsy efa taty afara.
Zany hoe raha hiteny ianao hoe mijangajanga ve ny lehilahy na vehivavy toy izao dia ho gaga ry zareo hoe inona no dikan'io teny io?.

Misy fiteny any avaratra atao hoe Misengy. Io fiteny io dia misy itovizan'ny amin'ny teny hoe janga. Ny misengy dia ho an'ny vehivavy/ lehilahy tia miodikondina sy mandramby lehilahy ary azo lazaina fa mivarotra tokoa ny fitaovam-pananahany. Tsy dia tsara izany ny dikan'io raha dinihina.

Fa ny hoe mampirafy koa dia tsy dia tsara ny fisehony saingy betsaka tokoa ny mampiasa io teny hoe fa manam-bady maro no tena fiteny.

Misy karazany ny vady teo amin'ny Malagasy ary samy manana ny anjara-toerany avy amin'ny fiainan'ilay rangahy sy ny fiarahamonina.

Noho izany dia tsy ratsy izany arakaraky ny fijerinao ny fiainana. Raha vao miditra anefa ny resaka Finoana sy fivavahana Kristianina dia ratsy avokoa izany.

Misy tantara be dia be tokoa amin'ny kolontsaintsika Malagasy momban'ny fananana vady be dia be. Misy ny mahatsara azy ary misy tokoa ny mampalahelo ny zavamisy. Rehafa malalaka dia entiko eto ny fomba hafa.

23. cutie ( 23/04/2009 22:49)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 23-04-2009 15:37:04
Lohateny : Re : Ny niandohan’ny fampirafesana- Kolontsaina Angano Bara.
Cutie ,

Misafotra= misalombona= misarona= miditra ao anaty drap.

Miharo safotra dia miaramisalombona, miditra ao anaty drap miaraka na mifankahita/ mifandray ny vatana roa ao anaty lamba hirakofana.

hay ve e
za koa tsy misafotra ka :-D
24. soanja ( 24/04/2009 03:47)
cutie:

Hampalahelo ihany zany Koditra kooo!!! lanin'ny bibiolona ao an-tokotany ao??

:-D :-D :-D
25. cutie ( 25/04/2009 14:06)
avelao ho laniny ao fa mitady ho be tetika mantsy :-D
26. soanja ( 25/04/2009 17:04)
cutie:

avelao ho laniny ao fa mitady ho be tetika mantsy :-D

Rehefa tena mangerongerona kosa aloha ny bibiolona dia tsy maintsy hitsirika ihany aho sady hanontany azy hoe mahazo miditra izy fa tsy misy ankiaro safotra n'aiza n'aiza , sady asaintsika mitsoka afo manatono ny vomanga???

27. ni81 ( 26/04/2009 07:48)
Loza fa angamba tena lanin'ny bibiolona ilay Koditra fa tsy hita tsony efa firy andro zay! :lol: :lol:
28. ikaretsaka ( 26/04/2009 08:10)
Jerijereo ihany ry ni sao ngazana ny tanimbolinao nanaovan'i Koditra latsak'alina tao a
29. ni81 ( 26/04/2009 08:21)
Jerijereo ihany ry ni sao ngazana ny tanimbolinao nanaovan'i Koditra latsak'alina tao a
:-D :-D :-D
30. Koditra ( 26/04/2009 08:22)
bilakarenjy:
Ary tena hafa mihitsy kay ny fisehony t@ izany fotoan'andro izany sy @ izao fotoana izao .Mihodina marina ny tany ka .
@zao fotoana zao tsy zanahary intsony no antsoina fa polisy sy zandary dé any Antanimora no anamboarana trano sy misafotra :-D :-D
31. Koditra ( 26/04/2009 08:27)
Soanja - Cutie : Efa oe mba manontany fotsiny zà. Na zany aza dé tsy olana na tsy mirakotra drap aza zà fa eo ampovoany fotsiny. :lol: :lol:

Ika : ary elah kay lé tazako nahita anà alina teny antanimbolin' Ni81 iny t@ sasakalina iny a.

Ndao @zay isafotra ry Ni a.
32. ni81 ( 26/04/2009 08:30)
Torana mihitsy fa tsy safotra angamba! :-D :-D :-D :-D
33. Koditra ( 26/04/2009 08:43)
Aza matahotra fa za mahay mikosoka ra torana ka, refa matsiaro tena d ovaina ndray lé kosoka. :-D :-D
34. ikaretsaka ( 26/04/2009 08:48)
Aza kosehina fotsiny fa dilory mihitsy e
35. ni81 ( 26/04/2009 08:53)
Aza kosehina fotsiny fa dilory mihitsy e
ka tsy vao maika ho loza? :lol:
36. Koditra ( 26/04/2009 09:03)
Tsy mety sy tsy mifanaraka @lay lohahevitra ry Ni fa kay mo tsy maintsy tanimbolin'olona 2, tsy maintsy mbola manafika tanimbolin'olona 1 afa kay zà zany. Tanimbolin'iza no tinao hotafiako?

Ika : Fa avy nanafika tanimbolin'iza elah nahatazana anà alina iny?
37. ikaretsaka ( 26/04/2009 09:05)
Za mizara draps ho an'ireo te hisafotra fotsiny ka
38. ni81 ( 26/04/2009 09:07)
Tandremo fa sao mandeha @ tanimboly misy KALO e! Zay vao tena raharaha be no hanjo anao. Aiza no ahita dadarabe manala kalo? :-D :-D
39. Koditra ( 26/04/2009 09:38)
ikaretsaka:
Za mizara draps ho an'ireo te hisafotra fotsiny ka
Tsy ratsy ndray iny a! =)) =)) =))

Ni81 : Poika! t@ zany tsy mbola nisy anzany kalo zany. Sady na misy aza toa misy famantarana apetraky ny tompony ireny tanimboly misy kalo ireny.
Aza miteniteny fa ny tanimbolin' Fahama no amboariko :-D :-D
40. fahamarinana ( 26/04/2009 09:56)
:arrow:koditra : Maninona ndray Fahama hoe ry Koditra ??? Fahama avelao fa efa mipetrapetraka an ! :-P (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5167