Izany hono eee
1. Noue
(
18/04/2009 06:07)
dia variana aho namaky Tribune fa tena marina mahintsiny ny voalaza ao
Si tous les hommes du monde
Voulaient bien se donner la main
Alors on pourrait faire une ronde…
Que nous offre ce monde de brutes ? Une vue imprenable sur un zoo, avec ses politiciens-girouettes (qui à force de retourner leur vestes, finiront par retourner leur pantalon si ce n’est leur caleçon),
ses vieux routards de la place du 13 mai,
ses généraux et ses bidasses, ses putschistes,
ses adolescents attardés et les vieux dinosaures,
ses juristes défroqués ou improvisés,
ses gros bras aux petites cervelles,
ses grosses cervelles à la voix très enrouée,
ses ayatollahs des forums internet,
et autres spécificités du folklore local.
http://www.madagascar-tribune.com/La-poussiere-et-le-roc,11730.html
asa re mba rahoviana ihany no mba ahita fahasambarana Madagasikara?

novalian'i pikatti ny 18/04/2009 17:08
3. xxx
(
18/04/2009 07:45)
Marina mihitsy io. Jereo fotsiny ra8. efa nanao dictature dia mbola mitady hiverina amin'ilay seza nakifika. Ny fahatokisam-bahoaka tamin'ny dia nohitsakitsahiny tamin'ny tany ka naleony nilefa niaro ny tenany.
5. BOYSGOSS
(
18/04/2009 08:28)
xxx:
Marina mihitsy io. Jereo fotsiny ra8. efa nanao dictature dia mbola mitady hiverina amin'ilay seza nakifika. Ny fahatokisam-bahoaka tamin'ny dia nohitsakitsahiny tamin'ny tany ka naleony nilefa niaro ny tenany.
Eh ! mora2 ny vava ra-Neny fa sezan'io fa ny an'i TGV sy ny ekipany ilay akalana kely itsy.
7. gasmlay
(
18/04/2009 10:40)
ary mbô aiza i dada ry mpametaka afisy tô tsy tonga akory :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
8. Mirananirina
(
18/04/2009 11:08)
Raha tsy misy ny afisy ,tsy misy ny vaovao e?????????Apetaho foana Noue a
11. Oay
(
18/04/2009 12:01)
Mirananirina:
aiza izany fa tsy hitako ry gas a
Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
12. Mirananirina
(
18/04/2009 12:30)
Hoy i Mirananirina:
aiza izany fa tsy hitako ry gas a
Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
tena efa tsy la.....................mihitsy ve nareo sa ahoana e????????????? :lol:
13. pikatti
(
18/04/2009 13:01)
misaotra Noue ,ilaina foana ny mahita zay vaovao hita any ho any
i salopard mbola nanendy kisoa :-D :-D :-D
i salopard mbola nanendy kisoa :-D :-D :-D
16. pikatti
(
18/04/2009 15:53)
k'aza meky là ol ty à, iabanay be taktik fa tsy vendrana avao,karaha lohana angidina io tgvendrana :-D :-D :-D
17. Noue
(
18/04/2009 16:45)
misy miteny tsy fantatra indray ato zany :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D