izato ataon'ireo tim milaza azy ho mpanara dalana e!!

1. bazylou ( 17/04/2009 18:37)
milaza fa hamparitaka eraky ny faritra fa tô tsy hita akory.
Ny ao BIRA aza moa dia mpiasa'ny TIKO ny 80%, izay karamaina 100 000fmg / jour.

Amiko aloha rahaizao no misy fifidianana entre ravalo et TGV, (election organisée par une entité neutre), dia ho resy be dia be i levalo

:* :*
répondu par ravalotgv le 17/04/2009 21:45
2. BeraMuc ( 17/04/2009 18:41)
Aza mamfy lainga ry Bazy, tsy misy karamaina izany ny ao BIira na iraimbilanja aza ...
Rehefa tsy mahita tenenina dia mangona fa ITY VAVA (A)NGE RE N NY OLONA E!!!
I TGV tsy ho lany eo mihintsy na hanova ny consitution aza fa aza manofinofy,
ny taolambalony angaha ....
3. xxx ( 17/04/2009 18:55)
ary firy % ny tgv ao bira ry bazy lou? :-D :-D :-D
4. halloween ( 17/04/2009 18:58)
Raha izah mihits aloh ry zareo Tim reo de ny miov Filoh sy miova dada no ataoko fa de hitsako tsy misy eo
5. xxx ( 17/04/2009 19:01)
raha elah zany fa zao aloha tsy elah! de nenay dada ihany :-D :-D :-D
6. halloween ( 17/04/2009 19:05)
dada faty efa ho vita ketsa sy ho vovoka de hivern ho vovoka ve ???
7. xxx ( 17/04/2009 19:07)
Na omena gratosy aza ny vary sy ny menaka boriko ny ahy raha i mahazo vato 10% i TGV. Na tsy nahita TV sy tsy nihaino radio aza ny ol mahay daholo ny akon'ny fanakorontanana nataony.
8. xxx ( 17/04/2009 19:07)
tss, aleo ny tantara no hitsara ra wui a! hoitantsika eo, nareo toa be taimbava fotsiny ato kou! :lol:
9. halloween ( 17/04/2009 19:09)
tsisy ra wui eo fa halloween ty e !! mamo ve nareo e!
10. xxx ( 17/04/2009 19:16)
:-D :-D fa nareo ve mihevitra anay ho tgv e :-D :-D :-D , nareo anie vao nitsiry izahay efa roa(2) ravina e! :-D :-D
11. BeraMuc ( 17/04/2009 19:18)
Mbola tsy nisy partie politique nanana traikefa toy ny TIM tamin ny tantara n i Madagasikara apres 1972

Mbola tsy nisy fitondrana Malagasy nanana traikefa matotra sy nahavita zavatra bestaka, izay mampiaky ny eran-tany, ra tsy ny fitondrana apres 2002. Vakio ny MAP sy na rapport rehetra mis en public au niveau Unite Europeenne, Banque Mondilale, ONU, USA, Allemagne, Japon, etc...
Mila mahay teny anglisy aloha an !!!
Aza reraka mijery ny pejy liee amin France anefa, satria mazava ho azy fa tsy hahita

Mba hataovy kely ny fampitahana ny 3 mois apres ny nandraisan i Ra8 ny fitondrana tamin 2002, sy ny 3 mois n i Radomelina tamin ny Coup d etat: ny zavatra simba, ny fiainan ny vahoaka andavanandro sns ...
Na ny zaza menavava voateraka omaly alina aza, mino aho mahatsapa sahady ny effet n ny coup d etat !!!!



12. xxx ( 17/04/2009 19:22)
:-* :-* :-* :-* :-*
13. BeraMuc ( 17/04/2009 19:46)
Misy olona tena ambany niveau mihintsy ato amin ity forum ity an !!!

Rehefa mba niangaran ny vintana ny natosiky ny fahalalana hoa ka afaka mampiasa internet dia mba hararaoty ny fikatsahana infomation au plus large possible e

Betsaka anie ny malagasy mba maniry ny hampiasa internet fa tsy haha-manoatra e

Ohatra kely: au niveau banque mondiale hahitana ny vola niditra taty Madagasikara depuis 1975 ka hatramin izao ...

Fanontaniana: Nankaiza daholo ny vola niditra tamin ny andron i Deba

Valiny: Izy mivady ireo mihaina mitovy niveau amin ny mpanankarena tandrefana ao Neuilly sur Seine ireo
14. Mirananirina ( 17/04/2009 20:10)
iza no tena manara dalàna e????????????tsy misy,aleo izay no ilazako azy
15. ravalotgv ( 17/04/2009 20:48)
mety hisy tifitifitra rahampitso
sniff
tchhhrouffff
16. fijo ( 17/04/2009 21:03)
misy efa ataon"'ny frantsay mamafa ny T...fotsiny ,mbol alafrantsa ihany no antenaina hampisondrotra ny firenena
17. ravalotgv ( 17/04/2009 21:45)
snifff tchrouffff
ovaina zavatra hafa
8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465