le Président Marc Ravalomanana est de retour à Madagascar

1. Noue ( 17/04/2009 08:04)
Communiqué TIM-Europe : le Président Marc Ravalomanana est de retour à Madagascar

http://www.topmada.com/2009/04/17/communique-tim-europe-le-president-marc-ravalomanana-est-de-retour-a-madagascar/#more-4899


Andry Rajoelina n’a donc jamais pu savourer sa victoire. Décrié à l’intérieur du pays de manière croissante dans toute l’Ile par des dizaines de milliers de manifestants légalistes, par les fonctionnaires, par les opérateurs économiques et méme par ses anciens alliés, il est également déconsidéré par la communauté internationale qui a rapidement qualifié le coup d’Etat « d’innaceptable ». Marc Ravalomanana est toujours considéré comme le « Président institutionnel » par l’Union Africaine, l’Union Européenne, la Communauté des Etats d’Afrique Australe (SADC) et en particulier par l’Afrique du Sud, la France et les Etats-Unis.
novalian'i mion ny 17/04/2009 11:19
2. BOYSGOSS ( 17/04/2009 08:15)
Zavatra tsy azo hiodivirana io ary sarotra be ho an'i Filoha Marc RAVALOMANANA ny hamela izao firenena efa niarindoha ny toe-karena no hialana ary avela ho viravirain'ny ireo olona mpanao barofo.
Azony natao ny tsy niverina ary raha ireo fananany simba ireo azony namidy tamin'ny Amerikanina izay efa nanome sosokevitra azy ny tamin'izany.
Saingy ny fitiavan-tanindrazana no tsy namela azy ary indrindra ny vahoaka maro an'isa izay tantsaha ny 80%, zah alou faly mihintsy hoe tantsaha Malagasy lasa mba maharaka ireny teknolojia ireny (manana portable, mahavidy DVD, TV Couleur, mahavidy motoculteur, manana omby vavy be ronono).
Ary na ohatrinona vidin'ny kilaon'ny vary zah mbola hividy na dia 2000 Ar ary ny kilao ny vary ho fitsinjovana ny tantsaha.
Mihevitra ve ny TGV fa misy vary hoaniny eo raha "demotivé" ireo tantsaha ireo fa mora loatra ny vidimbokatra. Manafatra ary no atao fa tsy ampy ny eto.
3. manelatra ( 17/04/2009 08:25)
MBA MIERITRERETA VAO MISAFOAKA , EFA FAHINY ELEBE NY FANJAKAN'NY BAROA

IZAO TSY AZO HANAOVANA IZANY INTSONY

HO AVERINA AMIN'NY TOERANA MISY AZY IREO MALAGASY MANANA TOE-TSAINA LOMORINA
4. xxx ( 17/04/2009 08:26)
ARY AZA MISEHO MIBAIKO HOE jereo eto NY ALIKAN IALAHY BAIKONA FA IZAY TSY HIJERY
5. Noue ( 17/04/2009 09:23)
tsisy fanerena ary tsisy didy jadona tahaka ny nataon'tgv io ka raha tsy te hijery ianao dia anao zany koooo :-D :-D :-D :-D :-D io ve dia maha rombotra tahakizao ?? :-D :-D :-D :-D :-D
6. mihitsy ( 17/04/2009 09:50)
mandainga zany la gazette?
ampiesonin' dadanareo nareo de minoa fotsiny ihany e, ts efa ampy ve zay 7 taona nanaovany anareo ho fitaovana zay e
ahirato ny maso

7. Oay ( 17/04/2009 09:58)
xxx:

ARY AZA MISEHO MIBAIKO HOE jereo eto NY ALIKAN IALAHY BAIKONA FA IZAY TSY HIJERY



mémé be za fa tsy aiko, otrany hoe misy mandrovitra izany ilay afisy vao avy napetaka!
8. Noue ( 17/04/2009 10:07)
9. mihitsy ( 17/04/2009 10:38)
Le nouveau Premier Ministre est apparu entouré de militaires. Cela est de bonne augure lorsque certains veulent faire croire que l’ensemble de l’armée était impliquée dans la tentative de coup d’Etat. M. Rakotonirina a affirmé que sa nomination est basée sur une proposition des parlementaires Malgaches

za ve no jamba fa toa tsa nahita maramila zany aho e
10. mion ( 17/04/2009 11:19)
tena jamba MIHITSY i mihitsy , tena kôndrana , i radidy aza mbola mahita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051