MANAO VAVAN'NY MATY AN-DRANO SISA le8VENDRANABE

1. manelatra ( 17/04/2009 07:55)
RAHA MBA NANDEHA TSARA VE NY NATAONY DIA HANDANY ANDRO HIVOVO ETO IZY E ! izay fotsiny no ahitna fa voamafy tao

EFA TAFAHAHITSOKA ANY ANTY LALINA MANTSY KA NY FOROM SISA NO HANAMBOARANA NY MORAL

TSY MANINONA FA EFA RESY IREO

MAZOTOA MIVAZAVAZA FA KELY SISA NA NY FOROM AZA TSY HO AZON'NY EKIPANDRA8VENDRANA INTSONY FA HIARAKA HKATONA AMIN ilay toerana hivoriany lava ao io raha mbola tsy mahay miaina:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
novalian'i essera ny 17/04/2009 09:11
2. penguin ( 17/04/2009 07:59)
Tsy maintsy miala ny TGVendrana na hitomany na hikiakiaka. Tsy mandeha ny asam-panjakana izao ary porofoy fa ny mpikarakara vola ao amin'ny Finances no tsy hajanona satria loza ho an'i TGVendrana raha tsy mandray karama eo ny mpiasam-panjakana.
ONGOTY TGVENDRANA.
3. ELEFANTA ( 17/04/2009 08:02)
aza asiana mafy izahay fa efa resy e! raha hikatona io dia ho tanteraka ny guettorisation ry randrosany isany

hitsikafona ao avokoa ny lambamalotonay masina dà marina
4. xxx ( 17/04/2009 08:04)
ny lohandrapenguin ongotana rehefa tsy hita izay hiainana
5. Noue ( 17/04/2009 08:05)

Andry Rajoelina n’a donc jamais pu savourer sa victoire. Décrié à l’intérieur du pays de manière croissante dans toute l’Ile par des dizaines de milliers de manifestants légalistes, par les fonctionnaires, par les opérateurs économiques et méme par ses anciens alliés, il est également déconsidéré par la communauté internationale qui a rapidement qualifié le coup d’Etat « d’innaceptable ». Marc Ravalomanana est toujours considéré comme le « Président institutionnel » par l’Union Africaine, l’Union Européenne, la Communauté des Etats d’Afrique Australe (SADC) et en particulier par l’Afrique du Sud, la France et les Etats-Unis. =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. ELEFANTA ( 17/04/2009 08:11)
o ry noue a ! aza aseho loatra ny hatezeranantsika fa na dia resy aza dia mitsikia foana
efa hifarana ihany izy ity . :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
7. ELEFANTA ( 17/04/2009 08:14)
Mbola asaintsika mitsabo tena aloha le8vendrana fa raha safotra eny ampikabariana eny io hanahirana rapeng a! ny diabety anie tsy misangy e !
8. xxx ( 17/04/2009 08:18)
EFA MITOMANY SY MIKIAKIAKA I RAPENG FA AVELAO DIA IO KOA FA EFA ONGOTANY NY LOHANY AOKA IZAY RY RETO A :oops: :oops: :oops:

ONGOTY KOA NY VAVAN'PENGVENDRANA FA MIREDIREDY ETO LAVA :(
9. BOYSGOSS ( 17/04/2009 08:31)
Misaotra anao Hery t@'ny namoronanao ity SIT WEB ity ka nahitana zao forum zao satria hahafahan'ny tsirairay milaza ny heviny satria zany no demokrasia, naha izany aza anefa saonjo iray lohasa tsy ilaozan'izay hamarara ka misy ny sahy manozona izao forum zao ho faty tahaka ilay olona vao manelatra fa tsy tsy nisy elatra nefa dia b vava sy b fanozonana sahady
10. essera ( 17/04/2009 09:11)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-04-2009 10:04:33
Lohateny : Re : MANAO VAVAN'NY MATY AN-DRANO SISA le8VENDRANABE
ny lohandrapenguin ongotana rehefa tsy hita izay hiainana


Mba asio volony kosa ranga sao d mahafaty izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1155