Tsy mila manaiky ny barofo izao tontolo izao satria tsy miverina fiainana any an'ala izy ity ka misambotra fahefana amin'ny barofo sy sandry. Nangiana saingy tsy maintsy miseho. Miala tgvendrana.
Sareka be vava dia ny Mpampianatra azy no midona aminy. Tsy TIM irery no miaro ny ara-dàlana fa ny vahoaka rehetra nagina hatramin'izay.
HOZONGOZO, HOZONGOZO ary ONGOTO fa hiala mora. =)) =)) =))
Ya, efa manozongozona amin'ny fomba mihaja NY RENY ary miala io fa mpandroba fahefana. Izay lanim-bahoaka no tohanan'y VEHIVAVY. Miala tokoa izy na ahoana na ahoana. =D> =D> =D>
Ireo avy SG na DG izay nampandeha ara-dàlana ny Ministerany ireo izay nosolona na hosoloin'ny TGVendrana jereo fa ireo ihany no mahaodina ny "machine administrative". Na Ministra aza ny an'i TGVendrana tsy miodina ny asa ary azo hamarinina eny antoerana izany. MIALA HAT