Iza no namorona ny fidinana andalambe teto é!
21. bozyboleta
(
16/04/2009 12:36)
:"Maninn i Ravalomanana izay filoha lefitrin'ny antokompinoana FJKM izay Kristianina no tsy nety nanaiky ny famelankeloka faobe" kanefa d efa voalaza fa mamela izay nanao ratsy taminao.
Io fampifangaroana ny fivavahana @ resa-politika sy hadalan'olombelona io foana no fahadisoana.
Ravalomanana filoha lefitra tao @ FJKM satria dia mpino sahala @ mpino rehetra koa izy ka manana adidy @ Fiangonana. Tsisy idiran'ny maha-Filoham-pirenena azy angamba hatreto.
Ravalomanana tsy nanaiky ny famelankeloka faobe satria misy lalàna mifehy ny firenena ary natao hampihatra izany izy @ maha-tompon'andraikitra voalohany eo @ firenena azy, fa tsy hanao baranahiny sahala @ zao misy zao ka avoaka daholo ny gadra na mpamono olona aza.
Tsisy ilàna lalàna sy fitsarana raha avela heloka daholo ny mpanao ratsy satria izay no didin'Andriamanitra.
22. Oay
(
16/04/2009 15:16)
bozyboleta:
Io fampifangaroana ny fivavahana @ resa-politika sy hadalan'olombelona io foana no fahadisoana.
io d marina tokony tsy afaka mitondra fiangonana intsony ny mpitondra fanjakana satria manjary mifangaro ilay izy satria ny prézidà d an'ny Malagasy rehetra na mino na tsy mino.
bozyboleta:
Ravalomanana filoha lefitra tao @ FJKM satria dia mpino sahala @ mpino rehetra koa izy ka manana adidy @ Fiangonana. Tsisy idiran'ny maha-Filoham-pirenena azy angamba hatreto.
Io fampifangaroana ny fivavahana @ resa-politika sy hadalan'olombelona io foana no fahadisoana.
Naveriko ilay voalaza an'i bozy tery ambony tery akaiky loatra ilay contradiction.
bozyboleta:
Ravalomanana tsy nanaiky ny famelankeloka faobe satria misy lalàna mifehy ny firenena ary natao hampihatra izany izy @ maha-tompon'andraikitra voalohany eo @ firenena azy, fa tsy hanao baranahiny sahala @ zao misy zao ka avoaka daholo ny gadra na mpamono olona aza.
Tsisy ilàna lalàna sy fitsarana raha avela heloka daholo ny mpanao ratsy satria izay no didin'Andriamanitra.
Izany hoe manomboka eto izany d tsy mipetraka intsony ny maha Kristianina an'i Ravalomanana eo anivon'ny FJKM anazy satria tsy maintsy mampihatra ny lalàna izy an!
Noho izany rehefa mampety anazy d filoha lefitrin'ny antokompinoana izay milaza fa Kristianina izy ka io fiangonana io d manao izao vavaka izao: "mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay ..." vavaka nampianarin'ny Tompo io ary iraisan'ny mpino rehetra!
Bozy mbola averiko fa efa voalaza fa aza manompo Tompo roa!
Betsaka loatra ny olona efa niresaka tamiko teto fa raha tsara ny fitadidiako d bozy tsy Kristianina, ialako tsiny raha misy fahadisoana!
Noho izany ry bozy d tsy misy ôtran'ny fampisarahana ny asa ny fiangonana @ asan'ny maha mpitondra firenenana a!
Momba ny hoe tsy tokony hisy ilana ny lalàna raha avela daholo ... tsotra ny valiny : Aleo ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara midika io fa i Kristy d nanaiky ny fanarahandalana rehefa aradrariny ilay lalàna ka natao ho an'ny rehetra fa tsy hoe izao no mampetipety ana d tairiko, hay moa izay ny fanaon'i Ravalomanana taitaitra tonga d mandray fanampahankevitra eny ampanidinana kanefa i bozy t@ nipréparé ny thèse-ny d nanao fanadihadiana naharitra d nandamina tsara ny asa vao vita ny fanohanana anazy!
24. Oay
(
17/04/2009 08:28)
fijo:
io fa mivadik asilipo sahady ny oay ôôooo
Ô ry fijo a! Tsy ny fametrahana fehezan-teny anakiray akory no mamparanintsaina ny olona! Jereo daholo ny mpanao politika matanjaka fa ce sont de bons orateurs! ka raha hofintininao @ fehezan-teny iray ny momba an'i Oay d ozy izy hoe :"Mba asehoy izay hevitra fa aza lany andro manenjika isa"
Momba ny hoe mivadika silipo! d tsy hisy satria soloina ny silipo fa tsy avadika hihihi...
Fa raha ny momba ny politika d izao indray: "Rehefa milamina ny tany d eny ambony latabatra no hifampitady" d manantena i Oay fa hifankahita eny isika satria samy manantsaina!
Ary mbola averiko fa za tsy TIM sady tsy TGV fa ny sur ary efa nolazaiko hatramin'ny voalohany d "Raha vao mamela malalaka ny fanehoankevitra sy ny fitantanana ara-toekarena i Ravalomanana d afaka miara-miasa izahay satria mbola averiko fa @ ilay toerana kely mba anananay d efa maro ny namanay TIM no nihantso fa tsy mampety anay ilay manarandrenirano fa izahay koa mba manana izay tianay lazaina satria tsy nateraka ho mpametaka afisy izahay fa nateraka hitondra izay ny fananarana azonay t@ ray amadreninay!
