Hoy ilay hira iray izay hoe: omeo toky aho
21. fahamarinana
(
23/04/2009 03:10)
:arrow: rakapy : :-D :-D eka ozy ! Ny anao kosa mba mazava fa tsy tahaka izay daholo ny rehetra ,sa ?
Rakaroka : Asa akia fa mieritreritra aho hoe ilay taona koa ve no mikoty e! Ohatra rehefa be be taona ilay vhv dia tena mitaky izay toky izay,raha mbola tanora dia mandeha ho azy hatrany !Asa raha diso ny fomba fijeriko na tsia ! (l)

22. diamondra27
(
23/04/2009 08:31)
rakapy : tena marina iny ka
hhahaha saika tapaka ny tsinaiko , tsy hitondra vevavy eny am pilopitra zany ise ry rakapy a! toa misy an'io frazy io nge tenenina e

23. rakapy
(
23/04/2009 16:21)
Hoy i Fahamarinana
Io matetika ny antony tsy hanomezan'ny lhl tokitoky fahatany @ vhv. Satria matetika dia sarotra be aminay ny hanazava io @ vhv ,satria mety handratra azy ilay teny na koa avadiky ny vhv hoe "tsy tia ahy izany ianao matoa tsy sahy manome toky?"
hoy Diamondra27.
Izay aloha dia marina e!, Tsy mba nanam-panirinana ny hiakatra pilopitra ny tenako fony mbola mpitovo ka hanam-bady. Satria dia hita fa toky fitaka be no lazaina eo @ iny fotoanan'ny mariazy iny. Mba ahafaly ny andaniny sy ny ankilany angamba no tena tanjona???
Ohatra ve hoe ;Afaka fotoana vitsy ao aorian'ny mariazy. Vao fantatrao fa Orera kay ny vadinao??/
:-D :-D :-D
Dia hoe efa nanome toky aho ka dia hitia azy hatramin'ny farany!
rakapy : eka ozy ! Ny anao kosa mba mazava fa tsy tahaka izay daholo ny rehetra ,sa ?
Io matetika ny antony tsy hanomezan'ny lhl tokitoky fahatany @ vhv. Satria matetika dia sarotra be aminay ny hanazava io @ vhv ,satria mety handratra azy ilay teny na koa avadiky ny vhv hoe "tsy tia ahy izany ianao matoa tsy sahy manome toky?"
hoy Diamondra27.
tsy hitondra vevavy eny am pilopitra zany ise ry rakapy
Izay aloha dia marina e!, Tsy mba nanam-panirinana ny hiakatra pilopitra ny tenako fony mbola mpitovo ka hanam-bady. Satria dia hita fa toky fitaka be no lazaina eo @ iny fotoanan'ny mariazy iny. Mba ahafaly ny andaniny sy ny ankilany angamba no tena tanjona???
Ohatra ve hoe ;Afaka fotoana vitsy ao aorian'ny mariazy. Vao fantatrao fa Orera kay ny vadinao??/
:-D :-D :-D
Dia hoe efa nanome toky aho ka dia hitia azy hatramin'ny farany!
24. diamondra27
(
24/04/2009 13:17)
rakapy: andray kosany e,le faniriana nge de oe mandrakizay le fitiavana e!ka raha tsapanao fa tena samy tia izao kosa dia maninona no tsy aroso le mariazy
Asa aloha fa ankehitriny tokoa ny olona rarakaraka ny hanaovany mariazy dia afaka herintaona na volana maromaro dia misaraka ry zareo nefa hono hoe efa niaranipetraka ela le olondroa. Ka ny effet-ny mariazy ve no mahatonga izany sa le vevavy no miseho hoe satria ty vita mariazy amiko de ahy irery am zay kanefa am zay ndrindra le bandy mbola te hanohy foana le fahazara-tenany miaraka am namany sns miboraingy
Tadidiko le dinika teti izay hoe mpivady ry zareo nefa de tsy mba miaraka manao fety fa le bandy manao zoma manifika miaraka amin'ny namany any de le kala mijanona ao an-trano foana.
Rakapy: mety tsy ampy resaka tsara kosa le olona ngamba mahatonga izany retraretra zany satria tsy hoe ny fanaovana mariazy no hampiova ny relation.
Raha azoko manko dia io no tena atahoranao

25. rakapy
(
24/04/2009 16:23)
Hoy Diamondra
Mifankatia tsara izahay roa na dia tsy natao mariazy aza ka! Ny vadiko dia mitovy hevitra amiko ny momba an'io hoe " toky fitaka sy fandaniam-bola ny fanaovana mariazy"
Ny fifampisehoana sy fifampizarana fitiavana isa-maraina dia ampy hitetezanay ny onjan'ny fiainana aloha hatramin'izao. Izay ilay hoe "Ny atao no hita"
Izay aloha anisan'ny mampiteraka olana eo @ lhl sy vhv vao nivady. Amiko dia tsy tokony ho sarotiny ilay vhv nefa kosa tokony mahalala ny antoniny ny lhl. Ilay koa ny fahalalana ny fetra(limite) ny parteneranao ka tokony hajaina izany.
Au contraire aza! Efa an-taonany maro izahay roa no nifampidinika ny momba izany satria ireo RAD andaniny sy ny ankilany aza dia miandry mariazy. Nefa moa dia tsy maintsy ampanginina @ ilay hoe "ho hita eo e!" mba tsy hifampigizagizana. Nefa izahay roa tsy manana heritreritra ny hanao mariazy mihintsy.
Io koa miankina be dia be @ ilay fanabezana, kolotsaina, finoana, firazanana....azon'ireo couple teo @ fiainany e!
rakapy: andray kosany e,le faniriana nge de oe mandrakizay le fitiavana e!ka raha tsapanao fa tena samy tia izao kosa dia maninona no tsy aroso le mariazy
Mifankatia tsara izahay roa na dia tsy natao mariazy aza ka! Ny vadiko dia mitovy hevitra amiko ny momba an'io hoe " toky fitaka sy fandaniam-bola ny fanaovana mariazy"
Ny fifampisehoana sy fifampizarana fitiavana isa-maraina dia ampy hitetezanay ny onjan'ny fiainana aloha hatramin'izao. Izay ilay hoe "Ny atao no hita"
sa le vevavy no miseho hoe satria ty vita mariazy amiko de ahy irery am zay kanefa am zay ndrindra le bandy mbola te hanohy foana le fahazara-tenany miaraka am namany sns miboraingy
Izay aloha anisan'ny mampiteraka olana eo @ lhl sy vhv vao nivady. Amiko dia tsy tokony ho sarotiny ilay vhv nefa kosa tokony mahalala ny antoniny ny lhl. Ilay koa ny fahalalana ny fetra(limite) ny parteneranao ka tokony hajaina izany.
Rakapy: mety tsy ampy resaka tsara kosa le olona ngamba mahatonga izany retraretra zany satria tsy hoe ny fanaovana mariazy no hampiova ny relation.
Raha azoko manko dia io no tena atahoranao
Au contraire aza! Efa an-taonany maro izahay roa no nifampidinika ny momba izany satria ireo RAD andaniny sy ny ankilany aza dia miandry mariazy. Nefa moa dia tsy maintsy ampanginina @ ilay hoe "ho hita eo e!" mba tsy hifampigizagizana. Nefa izahay roa tsy manana heritreritra ny hanao mariazy mihintsy.
Io koa miankina be dia be @ ilay fanabezana, kolotsaina, finoana, firazanana....azon'ireo couple teo @ fiainany e!
26. ndenn
(
03/05/2009 18:17)
Ary raha ohatra ka raisina ho fioriranana tsy mari-pototra ary ny fanambadiana dia ahoana hoy ny sasany ? efa betsaka sy maro ny olana napetrak' io fanambadiana ioteto an- tany ka asa raha mba misy ahavaly ity fanontaniana ity ! Inona no tanjona @ fanambadiana , hiterahana hakana dimby sy fara , sa atao fanalana amoamo, sa hitadiavana fahasambarana mandalo ,sa hanajana ny fomba amam- panao ,sa fitadiaana tombotsoa tsotra izao ?
27. xxx
(
04/05/2009 00:19)
Izay hitondranao azy mety daholo rehefa tsy manelingelina ny hafa sy tsy manimba ny tontolo e!
28. ravatorano
(
04/05/2009 06:13)
aoka tsy hadino fa ny fanambadiana dia tsy maintsy olon-droa izany ka tsy maintsy tanjona iray ihany no katsahin'izy ireo amin'izay fifamatorany izay.Ny fanambadiana dia tsy fitadiavana zavatra mandalo fa kosa ny hitoetra mandrakizay no tena tanjona izany hoe ny olona roa reefa mpivady dia ho toy ny lamban'akoho ka faty no isarahana.
Ao anatin'izany fanambadiana izany no isian'ny fanana-janaka,ny fitadiavana tombotsoa ho an'ny fianakaviana manontolo(ray-reny-zanaka),ny fanajana ihany koa ny fomba amam-panao (fangataham-bady vodiondry sy tapimason'ananadahy - mariazy any ampiangonana nefa misy aza amin'izao efa tsy manao an'izay koa fa avy dia any amin'ny mairie).
Ny olana dia tsy maintsy misy foana ary lainga izany hoe mpivady tsy mifamaly izany (fa hoe tsy miady an satria izany ady izany efa lasa lavitra kokoa noho ilay fifamaliana) fa kosa anjaran'izy ireo izay mikatsaka ny tombotsoa hiombonan'ny fianakaviana ny mizara izany ary mampandefitra ny iray amin'izy ireo izay ahitana fahamarinana kokoa eo amin'ny hevitra.
Ny toky lazain i diams (na ny ankamaroanareo vhv) dia tsapa fa vitsy ny lhl manome an'io ary za manokana dia isany saingy za koa mandray ilay teny hoe : toky fitaka fa ny atao no hita ary koa miezaka foana aho hijanona sy hitia ilay efa nosafidin'ny foko ka nanakinako ny fanambadiako dia izay ihany !
:wink:

29. xxx
(
04/05/2009 22:54)
Izany ka lehilahy tia tokoa sady manaja tonkatrano. raha toa anao daholo ny lehilahy dia tsy nisy ny fampirafesana dia ho sambatra avokoa ny vehivavy
30. ravatorano
(
05/05/2009 07:06)
xxx< oka re marina ah
za tsy anjely latsaka antany koa nefa ah fa miezaka wa fenoy fihezahana ny fo sy saina ary fenoy fitiavana tsy mety ritra :wink:

32. ni81
(
05/05/2009 07:12)
Ny olana dia tsy maintsy misy foana ary lainga izany hoe mpivady tsy mifamaly izany (fa hoe tsy miady an satria izany ady izany efa lasa lavitra kokoa noho ilay fifamaliana) fa kosa anjaran'izy ireo izay mikatsaka ny tombotsoa hiombonan'ny fianakaviana ny mizara izany ary mampandefitra ny iray amin'izy ireo izay ahitana fahamarinana kokoa eo amin'ny hevitra.Ekena e!
Ny toky lazain i diams (na ny ankamaroanareo vhv) dia tsapa fa vitsy ny lhl manome an'io ary za manokana dia isany saingy za koa mandray ilay teny hoe : toky fitaka fa ny atao no hita ary koa miezaka foana aho hijanona sy hitia ilay efa nosafidin'ny foko ka nanakinako ny fanambadiako dia izay ihany !
33. kotobekibo
(
18/05/2009 21:56)
vavolombelon'ny mpiasa hono ny bainga e!
Hitanao @ fihetsiny eny ihany izy raha tia na tsia . ;-)

34. xxx
(
26/05/2009 12:36)
samy manana ny fahamarinany daolo reo voalaza reo
amiko de"tena ilainay vehivavy mazana le mba mahazo toky kely e" satria zahay refa tia de tena tia
nareo lhl nefa tsy sahy manome toky fa mialangalana fotsiny
mety nge ra mba milaza zay tena evinareo nareo e
zay no tena ilaina
marina koa fa ra vao ny lhl zay no manome toky de e e e mitandrema ry vhv fa misy zvtr ilainy fotsiny any zay ka tiany alaina de ataony daolo ny fomba rehetra azo atao azahoany azy
efa tratra a e!en plus le tsy milaza ny heviny ty tena mandreraka,tsy mba hananandry zareo lhl reo mintsy le franchise fa avelany hi deviné eo fotsiny sika
de tsy maintsy sika ny mandray decision,voalohany
grave e