rah tsy misy ny sampona de mety ahazo 50milllios d'euro HAT

1. halloween ( 15/04/2009 20:19)
farafahatsiny hono de mety ho amin faran'ny volana no ho azo ny fanampiana ho azon fanjakana amin'ny frantsay raha ny vaovao maika sy secret azo avy ao ambony ao ! voalaza fa raha tsara fiasa aminio vola io ny fanjakana dia ho ampitomboina sy hiditra apres 15jrs ny manaraka ,raha tsy mahafapo ny mpanome kosa ny fampiasana ny vola dia hiemotra 45jrs ny fanampiana ,ny vola ho an'ny FID kosa dia ho avoaka ihany afaka 90jrs raha vopetraka aminio ny ttsy rehetra mifandraika amin'ny asa hatao
novalian'i pikatti ny 16/04/2009 01:16
2. fijo ( 15/04/2009 20:24)
vola arian angamba iznay ko
3. xxx ( 15/04/2009 22:23)
ny frantsay aza kikina,ny vola omena an'ny dom tom aza tsy ampy,ka aiza izany vola izany :-D :-D :-D
4. xxx ( 16/04/2009 00:06)
Aza manao izany ianao ry xxx akamako, fa raha manome 50 million kosa izy ka miverina 1.000 million io afaka iray volana ve tsy handrotsaka izy.
5. pikatti ( 16/04/2009 01:16)
lisany ve adala fa vola inona zany klé,ampitombona hono ,vola ahitsoka no tena marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554