Sylla Jodasy

1. Noue ( 15/04/2009 16:55)
fa mba lasa oa ny heritreritro eee! qu'est-ce qu'il est devenu ?? mba nahazo toerana tao @ haute autorité de trahison ve?? satria izy koa moa dia tena anisan'ny namadika=traitre, sady tsy menatra akory nitonatonana teny @ 13 Mai! sa ve dia tahotra fotsiny raha oe ho vitan'i tgv pushiste io ny fanonganam-panjakana dia ni-sauvé ny peau-ny izy??? satria tsy ahazo 4x4 sns intsony eee! dia mba inona zao hono ny toerana nomen'i tgv azy ao eee?? zao efa in-2 no nisy nanapoaka grenade ny tranony nefa toa tsy heno oe naharovan'ny capsat mutins sy ny HAT izy???
répondu par pikatti le 16/04/2009 01:01
2. xxx ( 15/04/2009 17:38)
hilatsaka president @ 2011 i sylla izay no mba faniriany,hicontre an'i ra8 saingy tsy nety le fika fa rava ampanidinana,dia iny nanaraka an'i tgv iny.
3. Noue ( 15/04/2009 17:46)
dia azo lazaina fa tena zany no atao oe votsidroa
4. xxx ( 15/04/2009 18:06)
efa tsy izy intsony sylla raha ny resaka politika eto madagasikara,miezaka manara drenirano sisa
5. rabingogilabanga ( 15/04/2009 18:06)
iza marina tokoa no jodasy :
I Sylla namadika an'i Ravalo, sa
I ravalo namadika ireo nanao ny ainy tsy ho zavatra nampiakatra azy teoi:
-ny zanadambo
-Voninahitse
-Fidy
-Pety
-Raveloson thiery
-Zazah ex vice-PM
-Radavidson
-Monibou Ismael
-Rolland ratsiraka
-Zakahely
Lahiniriko
-Rajemison
-sylla
-Mamizara
-Rambeloarijaona jean seth
-etc...

-Etc...

6. Oay ( 15/04/2009 18:12)
Tantara efa nivalona wa fa aleo ny ho avy no hatrehana.

Ne soyez pas des passéistes

Aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy nobanjinina!
7. xxx ( 15/04/2009 18:33)
o ry rabingo an ,asaivo milatsaka ho fidiana ireo olona laza elahy ireo dia dia ho fantatr'elahy ny valiny hoe iza no jodasy
8. Noue ( 15/04/2009 18:58)
Oay:

Tantara efa nivalona wa fa aleo ny ho avy no hatrehana.

Ne soyez pas des passéistes

Aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy nobanjinina!
eny eee! fa mba nahazo toerana tao @ HAT ve ve izy???


9. fijo ( 15/04/2009 20:32)
rabingo,mba azonao lazaina eto ve ny antony nandroahana ireo olona maro voalazanao ireo.???ry zaza ohatra,ny zanadambo,ry voninahitsy;ry pierre tsiranana,rah atsy hilaza hafa tsy ireo aho.
10. pikatti ( 16/04/2009 01:01)
samy nivadibadika teo dahola rangah tony ny teo a,ary samy nfamely teo daholo é=))
i andry namadika an'i R8 ,R8 namadika an-i sylla , sylla namadika an-dR8,=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745