ary inona hoa ny atao hoe YOGA ?
21. Mirananirina
(
16/04/2009 13:57)
yoga=sport,izay no azo itenenana azy,betsaka ny manome cours yoga izao na aiza na aiza.
23. fahamarinana
(
16/04/2009 14:20)
diams:
zany tsy midika hoe adaboy ny finoandry an
:arrow: njy an ! iny koa no tsy hitako ! Za angaha nieritreritra hoe hanadaboka,io aza mbola tsy hay akory fa mba fanontaniana re e!...Misaotra namaly klou :wink: (l)
25. rakaroka
(
22/04/2009 21:01)
Yoga : :roll: :-w :-$ karazana "art de vivre", teknika hanatsarana ny tena
(vatana sy saina @ panahy !
Avy @ sanskrite yug na "tohy (lier, unir) na "concenter son attention ou utiliser et mettre en pratique"
Ny boky referansy "complet" angamba dia ny "Light on yoga Dipika"
Hoy i Faha hoe "ary raha mivavaka ve tsy mahazo ny résultat : tsy mahazo satria misy "zavatra atao" iray vao maninteraka "tel ou tel..." fa tsy tonga tonga @ izao ny maintenance de notre corps et esprit , mental , satria mila "fikojana" . Ohatra misy karazana mouvements maaaaro atao @ yoga ary mifandraika @ "maintenance" de tel ...vitalité" . Ohatra ny exercice expiration sy inspiration dia nahafahana mifehy ny "souffle", manampy Bbbe @ aeration'ireo "organes" ao an-tratra, manome "vitalité plus" an'ireo. Ka tsy hitovy mihitsy kosa aloha ny toe-batan'ireo nanao fanatanjahantena sy ny tsy nanao izany ! Dia maro ny "position" @ yoga no prévention @ aretina isan-karazany !....

26. fahamarinana
(
23/04/2009 03:00)
:arrow: Rakaroka : misaotra indrindra akia nanome fanazavana ++ kokoa ! Mazava amin'izay ! :-* (l)
28. rakaroka
(
23/04/2009 19:59)
Ny hafatro fotsiny ...Mila atrehina ny fiainana ahatomombana azy tsara! ...
Ny fomba fiatrika izany tsa mitovy : Matetika dradraina safobemantsina fotsiny ny hoe "Tsy misy tsy vitan'ny vavaka ohatra"...Asa re fa maaaro ihany izay vavaka nasandratra izay 'nefa raha zohina...dia mbola toa misy "toetra takiana amintsika angamba vao mihaino vavaka Atra :?: " Na misy ny miteny hoe Atra tsy anderin'ny hafa andriko. Ka isika wa no "andrasana" :-D :-D :-D
Misy fiteny maaaro @ fampianarana Xtiana ankehitriny tokony tsy aely "FAHATANY" satria maha -"Passif" fa tsy "actif" le izy. Ohatra ny hoe "Raiso I Jesoa" tokony hazavaina misimisy kokoa satria tsy hita loatra izay handraisana azy rehefa zohina!
Ohatra koa ny "MINOA FTSN IHANY" . Anefa ilay fomba hiheverana ny finoana dia samy manana ny azy.
=> Koa izany no mahatonga fa ny zavatra "tsotra" iainana mazava tsara "pratiquén'ny heverina fa tsy mpino dia ahitana vokatra mivaingana.
Ohatra iro manao "kung-fu izao" mitaiza ny vatany , discipliné tsy tsiriritin'ny
gasy Xtiana loatra anefa aleoko aza rizareo @ tanjany toa izay gasy maro milaza fa xtiana anefa farofy noho ny tsy fahampiana sakafo , sport, ary mbola miboboka zava-mahadomelina koa etsy an-daniny ! asa...ve hoe eo ambany fahasoavan'Atra dia "mizotra @ fiainana baroa sy baranahana tahaka izay manjaka any an-tanindrazana ankehitriny ?...

29. Havantsika
(
26/04/2009 20:24)
Fantaro ny zavatra rehetra hazony mafy izay tsara. Tenin'Andriamanitra io azonao ampiharina eo amin'ny fiainanao.
Tandremo tsy ho voafitaka, fa misy ny sport tsy madio e! ny yoga dia type de religion orientale ary misy degré io arakaraky ny hisondrotanao aminy no hahafantaranao fa mifanohitra tanteraka amin'ny religion chrétienne tena izy io .Fikarohana sy témoignage izay nahalala sy afaka tao no zaraiko aminao
Ao amin'ny Baiboly ny marina rehetra, raiso ka vakio dia tadiavo ami'ny fonao Jeso kristy fa Tompo sy Mpamonjy tokoa Izy
30. diamondra27
(
27/04/2009 11:47)
rakaroka: ka izany indrindra akia a! misy ny olona mivavaka fa tsy hainy ilay vavaka ataony na koa hoe tsy maharitra amin'ny vavaka ataony izy dia tsy mahita valim-bavaka , na koa tsy hainy ny atao hoe valimbavaka satria tsy mifanaraka amin'ny attente-ny
havantsika: marina ny voalazanao ary mbola ampiako ihany koa aza satria rehefa lasa lalindalina ianao dia anjaranao ny mitady ny mpianatrao, mitady olona mba hiditra ao amin'ny fikambananao
Amin'izay fotoana izay dia tsy maintsy misafidy ianao na hitory ilay tena fahamarinana na tsia.
Marina fa sport physique sy mentale ilay izy fa hummm izay no nolazaiko tery ambony tery mantsy an'i fahamarinana(ps) hoe: tandremo sao dia mifindra religion

31. rakaroka
(
27/04/2009 17:36)
'zaho dia manamafy ny voalazan'i Ika hoe "ny tsy ampy finoana no "matahotra lava" dia tsy mba sahy mandalina ny "soan'ny hafa fa maka loza ho azy avy hatrany! Dia lazaiko marina fa misy "postures" maaaaro t@ Yoga kosa aloha nanampy ahy "direct" kosa e ary le izy aza anie nazavainy antsipiriany ny mechanism izay azo heverina ho scientifika ihany koa aza. Ohatra ny "posture "salabbha" midika "valala" aide la digestion et soulage les troubles gastriques et aerophasique . Dia rehefa tsy metimety aho, au lieu de handany vola any @ radoko dia mampaninn ahy moa ny manandrana iny :roll: :?: J'ai rien à perdre a: au contraire nahita "fika" maro hi-soulage-na
ny "maux" madinika isan-karazany aho! Avantage ho 'ahy izany fa raha nihanna t@ vavaka ftsn tsy tafa fa variana mi-interprete ny "eritreritr'Atra lazaina fa tsy takatry ny sain'ny olombelona . 'za anefa mila mi-resolve tel ou tel avec résultat "tangible" sady tsy hino aho hoe ho isaina fa heloko ny mitsabo ny tenako toa izany !