ARE TI NA : Antoko politika vaovao, ho ela velona e!
1. salopard
(
14/04/2009 22:10)
Ka arak'io tantarain'ny malalako NOUE etsy ambany io, dia tsy manainky an'i TGV koa ny AREMA, mitsangan ary ny antoko mpanohitra vaovao , matanjaka satria be vola nangalarina daholo ny sefobe-a-ny:
ARETINA : AREma sy TIm NAongana
mbola haongakonganay eo indray izy roa ireo fa alao hanao ,...
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry malala-noue a!
snif...
tchouf....tchouf...

novalian'i ravatorano ny 16/04/2009 05:58
2. xxx
(
14/04/2009 22:12)
tsy maintsy misy komika kely foana raha vao i salopard no miteny,lasa mpanao hatsikana ato @ serasera ela raha mitohy izao
snif tchouf maba misy kely ve any e :-D :-D :-D

3. salopard
(
14/04/2009 22:19)
misaotra zoky XXX a, aiza moa fa mba vao miana-mandeha e!
le dôzy no mila omen'i toi , anipazo ny club raha misy any e! , fa ny toraka vonikazo? mety ihany saingy,
ny voninkazo mora malazo ,
fa ny dôzy mahasitrana tazo,
snif...
tchouf...

6. Garfield
(
15/04/2009 06:48)
Aretina ho an gasikara oa ireo hahahaha,aretina cancer na sida mihitsy aza fa tandremo sao tafaverina eo ireo =))
7. ravatorano
(
15/04/2009 08:10)
ka izay mihitsy no tsy azoko amin'ireto mpanao politika tsika ireto eh
ny mpifahavalo taloha afaka miaraka ankehitriny ary mpiaraka taloha d mety ho mpifahavalo atsy ho atsy !
aleo marina miditra amin 'ilay antokon'i le ika hoe Olona Leo Politika :-D
ny monima kamivimbio zao niaraka tamin'ny arema hatramin'izay ary nitana toerana be mihitsy aza tamin 'ireny andron'ny fitondrana "mena" ireny.izao anefa dia minoa ahy ianareo fa ho mpifahavalo ara politika zareo ireo satria ny arema mandà ny HAT izay Ingahy Monja roindefo no praim ao !
ny tim sy ny arema defa sakay sy maso nefa izao mety hiaradalana indray
aza hadino fa i pety sy voninahitsa ange ka tena nifangarika mihitsy tamin dry zalah reo mbola samy deputé reny ary efa saiaka nifanao boxe tao tsimbazaza aza fa nisy nanasaraka nefa dia fivoriambe nataon'ny solombavam-bahoaka izany nefa izao salaka sy ravim-bo** mihitsy !
ny undd sy ny crn aza izay nirafy tamin'ny arema efa ela no nifanome tanana koa dia toy izany ny politika ry zareo fa aza atao mahagaga ah

8. Oay
(
15/04/2009 08:54)
ravatorano:

Les politiques ont leur raison que la raison ne connait pas!
11. ravatorano
(
16/04/2009 05:58)
ka ilay seza tsy nentina hampivoarana ny firenena fa vao maika aza loza fa nampidirana azy amin'ny fahantrana hatrany !
:x :x :x
:x :x :x