Vadin'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
41. soanja
(
15/04/2009 22:19)
fahamarinana:
:arrow: Soanja o ! : za oah mbola miandry ny manaraka fa alefaso aloha jereko ! :)
rasoabakobako:
fa izahay kosa tsy maintsy mijoro ho vavolombelon'ny finoanay, toa anareo ihany koa
:arrow: Tsy hoe tsy maintsy akia fa tahaka ny hoe mila arovantsika i Kristy nefa anie Izy no miaro antsika e ! sa diso aho eto ?....Amiko manokana izay an (l)
Fahamarinana o, Mbola be ny ho avy raha sitrapon'Andriamanitra ny hizarako azy aminareo ka! Ny diavolan-ko lava ny kilalao mbola ho ela, raha isika no eto dia hiara mitafa sy mifanatapatapa-kahitra eto. Tsy ho toriteny velively sanatria satria hinoako fa efa mafy orina daholo ny finoantsika.
Mivavaka isanandro aho hijerentsika ilay Andriamanitra hinoantsika amin'ny lafiny tsara foana. Tsy ahita fanaratsiana an'Andriamanitra avy amiko ny eto satria ny tiako entina eto NY FITIAVANY IZAY TSY MANAM-PETRA!
Misaotra an' I Fahamarinana aho mahita fomba tsara tokoa handraisana ny resako eto. Maromaroa tokoa anie ny toa andry!
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
42. fahamarinana
(
16/04/2009 12:53)
Soanja:
NY FITIAVANY IZAY TSY MANAM-PETRA!
:arrow: Itovizantsika mirahavavy tanteraka ! Ekeko zato isan-jato ! :D :-* (l)
43. soanja
(
16/04/2009 15:16)
fahamarinana:
Soanja:
NY FITIAVANY IZAY TSY MANAM-PETRA!
:arrow: Itovizantsika mirahavavy tanteraka ! Ekeko zato isan-jato ! :D :-* (l)
Misaotra koa amin'ny hugs!
(l) (l) (l)
44. diamondra27
(
16/04/2009 15:34)
o leretsy e tena mahery le lilith ah , na ny masony aza tena aoka fotsiny
sao dia misy mahita ny sarin'i Eva nareo
ra vo misy vhv independante sy sexuelle zany de taranak'i lilith fa ra vao sipa milamina , maontina be de taranak'i Eva

45. diamondra27
(
16/04/2009 15:37)
tsara dia tsara aloha ny mahay le histoire fa zao raha ny fampianarana azo hatramin'izay dia hoe: aoka tsy hanampiana sy hanalana izay voasoratra ao anaty baibioly
ity koa izany le tonga am le resaka da vinci code
tadidinareo ve fa hoe misy bokin'ny filazantsara tsy voasoratra ao anaty baiboly etc etc....

46. soanja
(
16/04/2009 15:55)
diamondra27:
tsara dia tsara aloha ny mahay le histoire fa zao raha ny fampianarana azo hatramin'izay dia hoe: aoka tsy hanampiana sy hanalana izay voasoratra ao anaty baibioly
ity koa izany le tonga am le resaka da vinci code
tadidinareo ve fa hoe misy bokin'ny filazantsara tsy voasoratra ao anaty baiboly etc etc....
Diam salut indry. Tsy entina hanampiana ny baiboly akory ny hitondrako an'io fa mba hiresahana ny zavatra hitan'ny olona sy hinoan'ny olona hafa any misy ifandraisany amin'ny baiboly. Io myth io dia isan'ny Midrash. Ny Midrash dia fikarohana sy fanadihadihana ny teny voalaza ao amin'ny Torah saingy eritreritr'olombelona fa tsy hoe avy amin'ny faminaniana na ho fanampin'ilay voasoratra. Tsy tenin'Andriamanitra velively io resaka Lilith io.
Na izany aza dia hilaza amindry aho fa betsaka ny teny na andalana nampiana tao amin'ny baiboly. Ohatra dia ny Mark 16: 9- 20
Mazotoa.
:-* :-* :-*
47. ikaretsaka
(
16/04/2009 22:53)
tsy ny ao anaty baiboly mihitsy no hoe tsy azo ampiana na analana ry diams a... fa ny hafatra ao @ bokin'ny deteronomy !
ka nahatonga an'i lotera nanala ireto:
Tobia, Jodita,Fahendrena, Ekleziastika (siraka), Baroka, F Machabees voalohany sy faha 2 - Sombiny @ bokin'i Estera (10:14 ka hatramin'ny 16:14) ary Daniel (3:24- 90; 13; 14).

48. ndenn
(
23/04/2009 09:57)
Hevitra hafa tsy mifandray @ hevitry ny maro ity teneniko ity .
Hatramin\' ny niforonan\' ny atao hoe tany \" Globe terrestre \" ;raha mahalala ianareo dia alaivo sary an-tsaina ary ampitovio @ voasary ny bikabikany .Araka ny fanadihadiana nataon\' ny astrophysiciens maro nisy hatramin\' izay nielim- patrana eran\' izao tontolo izao dia ,planete tsy nisy afatsy rano salée no bikan\' ity tany ipetrahantsika ity aman-tapitrisan- taona tsy voafaritra lasa izay ,ranomasina nandrakotra matieres minerales sy visqueuses ( vivantes et inerte en méme temps , dia nisy ny reactions chimiques en chaine ka nipoiran\' ny proliferations bacteriennes sy acariennes ary ny evolutions \' ny cellules souches tao anatiny tao ,sy ny sisa tsy mbola voafaritra mazava hatramin\' izao .
Vokatr\' ireo reactions marobe ireo dia ebulition interne nahatratra 80 milles degré no tao anatin\' ny tany tao ,Magma no fahafantaran\' ny maro azy @ izao androntsika izao ,ary ny éruption voalohany indrindra teto@ ity planete ity dia niteraka ny fisian\' ny antsointsika hoe tany maina anivon\' ny ranomasina ,
ka niforonan\' ny natao hoe GONDWANA ,ny tiako ho marihina eto dia io no mère continent nisy voalohany indrindra teto an-tany, ary niova sy nisaratsaraka lasa continent maromaro izy @ izao fotoana izao .Dia ny continent amerika , asia,afrika,eropa ,oceania, ny pole nord sy ny sud .
Marihina fa ankoatry ny aina fantatsika dia misy hery hafa tsy mbola voafaritry ny sain\' olombelona maro no miaraka @ ireo processus existentiels ireo , ny natiora en general izany ( matière organique ,minerale ,ny anti matiere ,sy ny tsy mbola voafaritra koa).
Ny @ zava-manan\' aina misy eto ambonin\' ny tany sy anaty rano ary ny any ambanin\' ny tany dia azo alaina sary antsaina ny niforonany sy ny nipoirany hatramin\' ny nisian\' io processus evolutif io ka mbola mitohy hatramin\' izao fotoana izao .
Raisiko ohatra ny olombelona ; composition materiologiques et biologiques :
Ny tenan \'olombelona dia misy ireto élément ireto ( izay mbola voafaritra sy hita hatramin\' izao ) Oxigene ,Carbone , Azote , Hydrogene ,Calcium ,Phosphore ,potasium, soufre ,sodium ,chlore ,magnesium ,manganese zinc ,cuivre ,iode , cobalt ,nickel ,aluminium ,vanadium ,molibdene ,titane, etain,brome , fluor ,bore arsenic ,silicium.
Ankoatr\' izany dia ny composition biologique animale sy vegetale manodidina ny olombelona dia en interaction tanteraka @ fisian\' ny erana iraisa- miaina eto an- tany .
Ny resaka instints moteur \'ny élément naturel dia miankina @ centre de capacité de reflexion cerebral sy intuitionnelle ary capacité mobile ananan\' ny élément tsi11 misy eto an- tany .
Ny resaka momba ny fisian\' ny zava- manan\' aina voalohany nisy teto an- tany no resaka eto dia ,raisiko aloha ny fisian\' ny biby atao hoe Primeathosore izay biby niforona noho ny incubation atmospherique nitranga tamin\' ny vanimpotoana Gondwanais ,des millions d\' année taty aoriana dia ringana izy ireny noho ny fiakaran\' ny hafanan\' ny tany sy ny fipoahan\' ny euption volcanique maro . Ary anisan\' ireo especes niforona tamin\' ireo reaction chimique isan- tsokajiny ireo koa ny biby sy ny zavamaniry ary ny voromanidina ,sy ny biby andrano .Anisan\' izany ny espece bipedre dia ny olombelona sy ny nitovitovy aminy .Ka raha miresaka an \'izany olona voalohany nisy teto an- tany izany dia azo valiana amin\' ny teny mazava angamba araka ny hevitro hoe ,tsy iray na roa fa maro ny olona niara niforona tao anaty periode de mutation biologique niseho .Tsy manda ny finoan\' ny sasany aho @ maha mpino azy na tsia ,satria samy manana ny orientation sy ny conception naturelle ananany isika rehetra , ary ny fanahy no maha- olona hoy ny fitenenan- drazantsika izay ,ka amiko dia tsara sy tsy misy maharatsy azy tokoa ny mahafantatra ny anton-javatra nihavian\' ny tontolo ,tsy misy tonga lafatra ny ety antany fa kosa en evolution perpetuelle . Misaotra anareo namaky ny teny tiako holazaina .