projet daewo hevitra tsara

1. ravalotgv ( 12/04/2009 14:54)
tena hita fa hevitra tena tsara mihintsy ny tokony nampidirana ny daewo teto madagasikara satria izy ireo dia afaka manome asa ssy vola ho an ny malagasy fa saingy i tgv no mody nanaratsy ilay izy fa tsy nahazo fihinanana betsaka tao lery sady jaloux ny projet nataon ny tim. Ianareo ve mihevitra fa raha nanaiky io ny fitondran dravalo dia tsy hisy tombony ho an ny malagasy nefa eto madagasikara no miseho ny raharaha. Tsy navela aloha hanomboka ny investissement dia rehefa tonga eny antsasadalana dia ovaina ny règle. Misy fambolena ataon izy ireo palme sy katsaka ary caoutchou raha ny fahalalako azy. Dia mino ve nareo fa rehefa maniry daholo ireo dia ovaona ny règle dia afaka hanao inona izy ireo. Dia avela ho faty eo zany zao le tany sisamborana tsy hisy mpiasa fa aleo ho lo toy izay ampiasaina ny hafa ahazahoana tobotsoa. Afaka notazomina ho antsika ireo rehefa nandroso fa sa ve ireo olona eo zao reo no tsy nahita fika izao aza tsy misy kaly de efa mipepeka ny gasy aleo tsy ambolena ny tany fa jerevana fotsiny eo eee aleo mitolona hanala ny tim dia mivanivany sy manendaka ihany aloha no atao. Misaotra ny tgv sy ny tim amizao fikorotanana eto madagasikara izao satria ianareo roa tonta no mahatonga izao fa tsy misy hoe ny iray na ny iray. Dia ho hita eo ny manaraka rehefa voalohany @ fahantrana ny malagasy dia manapoaka champagne ny investisseur satria hidina ny vola ampidirina ary ho betsaka ny zavatra mbola ho azon izy reo maimaimpoana rehefa tena tery ny gasy. Dia ho hita eo ny tohiny. Misy ny sasany tonga dia manao hoe mpivarotra tanindrazana. Tanindrazanareo daholo angaha i madagasikara. Ny avy eo tananarivo milaza fa avy eto tananarivo ny tanindrazanay, ny avy any toliara milaza fa toliara no tanindrazanay ka zany hoe tanindrazana entre parantezy fotsiny io rehefa tsy mahazo interet fa rehefa misy interet dia avy ary anan zay na avy ary anan. Dia mbola betsaka koa ny gasy fohy saina sy tery saina tsy mahalala izany hoe fivoarana. Raha raikitra teo ny daewoo firy ny gasy hiasa ao sa kosa manao immigration ny coreana ka izy ireo rery no miasa mino aho fa tsy hisy angamba izany. Jereo ny karana, efa firy taona izy ireo no teo ary misy mividy tany sy trano nahoana no tsy niteny hatramizay. Ary mino aho fa misy manakaikikaiky ireo chiffre navoaka ireo ny ampahany volan izy ireo satria izy nahavita nametsifetsy ny gasy ary tsy nisy nahasahy niteny ny gasy hatramin izay ve. Izao ndray dia ny vazaha no hotafihina tsy ampahafirin ny malagasy akory izy ireo. Jereo koa ny immigration ireo sinoa etsy behoririka fotsiny no jereo. Tsy misy gasy miasa ve ao @ izy ireo naninona no tsy noroahana koa izy ireo fa tookony nolazaina hoe mangalatra ny asan ny malagasy satria misy malagasy mahavita izay ataony. Aiza re izy zany ry malagasy eee dia mbola mipoaka indray ny champagne faharoa no sady mihomehy ry sarkozy sy akamany. Raha vao misy frantsay na iray aza voakitika eo dia hohitanareo koa ny hanjo anareo. Interet ho azy ny handefa casque bleu avec autorisation de tirer eto madagasikara. Dia mbola mipoka koa ny champagne satria afaka mitondra materiel izy ireo mody hanaovana lalana dia asiany base indray ao dia afaka mitrandraka volamena ao izy satria tsy azo hidirana fa base de l onu eto madagasikara. Asa na ny gasy no manao revingadra na mnagadra tena nefa tsy mahavita tena. Sao ianao mihevitra fa misy hiraharahian ny firenena mikambana anao. Tsisy dikany raha tsy misy interet ka mba diniho ihany ary raha mbola mikorotana dia korotaniny satria ahafahan izy reo mandray adidy mihoatra ny malagasy. Dia eo nareo sy ny tany tsy ahatao ninin nareo afka hafiriana anefa. tsss manamboatra fanjaitra aza mbola tsy vita ka ze kely ananana no potehina. tohizo hatrany fa tena ratsy ny nataon i ravalo ary ratsy koa no ataon i tgv ndana mitokona etsy ambohijatovo ndana mankeny amin ny 13 mai dia eo ny tranonareo fa ry zareo ary miandry fotsiny ary tsy ory aratsakafo sy arapanahy izy ireo fa ny malagasy ho lasa 4mi no betsaka . Mbola aiza re zany ry gasy ee lavo daholo n hevitra fa angaha ny gasy raha araka ny fahitana azy vendrana nefa tena tsy hay koa na mahay fa raha izao miseho @ izao taona izao aloha dia inoako fa rivotra daholo. Hoy ilay malagasy zay aleoko ny gasy no maty toy izay zaho nefa izy koa malagasy hahha mahereza nareo

vita tompoko
:@ :@ :@
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 10:06
2. Mirananirina ( 12/04/2009 14:58)
1 km,tsy voavaky :( :(
3. rapresi ( 12/04/2009 15:09)
vita tompoko

Soa ihany
4. pikatti ( 12/04/2009 15:12)
gazety fopla rangah ty zany a, mba misaina fa olon-dehibe,ny contrat retra misy clause daholo fa elah ve mihevitra fa bado noho elah ny investisseurs é=)) =)) =))
5. xxx ( 12/04/2009 15:21)
hay nony tonga teo @ seza vao nahatsapa fa tsara lé projet, hahaha!!!!aiza re zany é teo nenjehina ny olona nikarakara lé projet zao indray vao mahita fa toa tsara ihany,
(Antananarivo 12 avril ) Affaire Daewoo. Blomberg relate que la HAT n'est pas contre les projets de style Daewoo, mais remet en cause la manière dont cela a été traité.
6. Noue ( 12/04/2009 15:42)
lavabe loatra ka kamo hamaky aho :-D :-D :-D :-D :-D
7. andrywui ( 12/04/2009 17:52)
Fintimpitino hono les le kozy amn manaraka fa migrevy koa ny mpiserasera tsis mety hamaky a!!!!
8. Noue ( 12/04/2009 17:58)
joyeuse paques wiwi :) :-*
9. andrywui ( 12/04/2009 18:14)
Joyeuse paques Noue !!! slt !! aiza le sary ooo!!!
:* :-* :* :* :-* :* :* :* :-* :-* :* :* :* (l)
10. KALACK ( 12/04/2009 21:09)
mampalahelo le TIM lé ,,, mirediredy sy mialona marina sisa fa 2.500fmg ny kg amin vary ,,,, de 12.500fmg ny litre ny menaka ,,,, zavatra tsy vitandravalo mandrapaha izy maty izao io zany
11. pikatti ( 12/04/2009 21:53)
KALACK=andrywui poizina no fanomezana nomeny ry le doma ty a, tanin'ny bofin'elah hamidy , zavatra tokony nomem-potsiny reny zavatra azo norobaina reny,saingy mila vola ny vahoaka madinika ny TGVendrany dia manararaotra ihany,aza mba vendrana ihany :-D :-D :-D :-D
12. bazylou ( 13/04/2009 00:24)
eritreritra izany ry ravalotgv an!!! DUPE sy azo fetsena ny gasy satria maty noana ary ho faty noana !!!!
13. pikatti ( 13/04/2009 10:06)
tsy dupe zany ny gasy fa ty fitondrana ty zao no dupe hatramin'zao é,ary tsy ny gasy ny hifidy ny ho noana fa fa ty fitondrana ty no mahanaona azy ,zany ve lesy de tsy fantatr'elah ,kiiiiiiiiii :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0712