Tsy maintsy amidy Madagasikara fa tsisy vola
21. pikatti
(
12/04/2009 21:49)
KALACK=andrywui tsisy dikany mihitsy zany lazain'elah zany fa resaka hosopotaka fotsiny ,ny TGVendrana no namely an'reo ,reny no mpandroba ary hita fa mandroba vahoaka foana hatram'izao no mbola ataony ndray koa
22. Hinagasy
(
12/04/2009 22:46)
Ny fijeriko azy dia tsy defendable mihitsy ilay hoe mivarotra tany, tahaka ny saika nataon'i Ra8 . Ka matoa amiko ny olona sasany mbola miaro izao dia na dia tena tsy mahatakadavitra fa tena tampina amin'ny fanompoana olona, na mihinana miaraka amin'ny TGV, na mahazo toerana ny fianakaviana. Fa ankoatr'izay dia tena tsy azoko! Aoka hazava fa tsy TIM aho satria mantsy izay foana ny an'i TGVistes rehefa misy manohatra ny heviny!
23. tafondro
(
13/04/2009 09:12)
Ohatra vitsivitsy ireto ho an\' ireo marivo salosana sy tsy ampy fahalalàna :
Palestine ,cachemire ,Baniamolènge ( Rdc congo) ,serbie ,sri lanka ,mayotte ,cote d\' ivoire ,kenya ,swaziland ,lesotho ,armenie ,georgie ,abkazhie ,alaska ,ethiopie , erythré , afrika atsimo ,corée du sud ,taiwan , hong kong ,colombie ,afghanistan , irak ,iran ,liban ,somalie ,soudan ,liberia ,cuba , île de la reunion , ile de jean de neuve ( tany malagasy) ,mozambika ,tanzania ,casamance ...
Ny point commun ny @ ireo firenena ireo ? RESAKA TANY .
Izay malagasy maniry ny hivarotra ny tanindrazana eto ,dia tsara aloha raha mandeha manao sesintany ny tenany aty ivelany ,ary handinika ny tena mahatonga ireo ady mahatsiravina eran\' izao tontolo izao .

26. Noue
(
13/04/2009 12:38)
xxx:dia omeo eto ny porofo fa aza mamely tsaho eee
NIVAROTRA AMPAHATELON'NY GASIKARA MITSY RAVALO TEO TSISY NITENY KA IZAY TANY KELY IO NO MAMPIVAZAVAZA ANDRAHERY MANAKOROTANA FIRENENA ETO