Tsy maintsy amidy Madagasikara fa tsisy vola
1. hery
(
12/04/2009 07:19)
Dia araka io article efa miparitaka etsy sy eroa io dia efa nahazo 10.000 Ha ny DRT, sady amin'izay sapin no ambolena eo amin'ilay izy. Fantatsika fa manimba tany be ny sapin.
Dia roboka tamin'ny fivarotana tanindrazana koa izany i Andry Rajoelina satria tsy misy vola. Izay sisa no farahevitra mba tsy hikomian'ny vahoaka afaka 3 volana... kanefa tsy vao mainka hikomy ve ny vahoaka amin'izao? Toa ny fomba lazaina fa ratsy nataon-dRavalo ihany no averimberina.
http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html dia tehirizo ho an'ny taranaka.

novalian'i Noue ny 13/04/2009 12:38
3. Mirananirina
(
12/04/2009 08:19)
tratry ny paka Hery a,marina izany e,sady be ny mpividy izao an.Tany be harena io.Fa tsy haintsika ny maka azy.
4. xxx
(
12/04/2009 08:33)
f'angaha moa manana droit an'izany i tgv e,transition io,izany hoe hikarakara fividianana fa tsy misy programa hafa ,si non mety mbola ahavita zavatra ratsy eo io,mangalatra maxi dia mibaraka :-D :-D :-D te hanao aminy eo e ,
5. xxx
(
12/04/2009 09:02)
i tgv efa niteny fa izy tsy hanao president izany mihitsy satria fantany fa tsy ho lany izy no tsy ampy taona,ka aza gaga fa mbola ho maro ny zavatra ho amidiny eo ,adala tompo e hihihihih
6. TEGEVE
(
12/04/2009 10:53)
anaka isany tratra ny paka daholo
izao zany le hoe mandrora miantsilany ,ny ato @ tgv rehetra dia mizara be ihany ,lany ny vola sady noana ny vahoaka,efa lasanay an-keriny ny vatsy nomanin'ny filoha hajaina Ravalomanana,
manontany i Andry ny hamelomana ny Malagasy
dia io fivarotana tany io no hitany,tsy manaiky an'izany anefa ny ato @ foibe,saingy tsy zakany ntsony fa mba te-hiala haingana koa izy fa io no nanalany ny fitondrana ara-dalàna
(l) (l)

7. sitlo
(
12/04/2009 11:31)
Ho an'izay tsy mahalala:
DRT : les Dérivés Résiniques et Terpéniques
30 rue Gambetta - BP 206 - 40105 DAX CEDEX - FRANCE
DRT : les Dérivés Résiniques et Terpéniques
30 rue Gambetta - BP 206 - 40105 DAX CEDEX - FRANCE
8. TEGEVE
(
12/04/2009 11:39)
anaka sitlo,io no tambiny t@ famonjena ny TGV tao @ ambasady frantsay,tsy misy afa tsy ny fivarotana tanindrazana @ renimalala,
neninena tongotra aman-tànana daholo ny ato @ foibe fa ny tombontsoa ny tenany manokana no jereny
efa betsaka no mamaly mivantana an'i Andry ato kah ,tsy maharitra io
(l) (l)
neninena tongotra aman-tànana daholo ny ato @ foibe fa ny tombontsoa ny tenany manokana no jereny
efa betsaka no mamaly mivantana an'i Andry ato kah ,tsy maharitra io
(l) (l)
9. xxx
(
12/04/2009 11:46)
[size=16px]vive Andry Ranjoelina,[/size]
c'est un français au cas où tu sais pas an!!!!
Il ne vend pas Madagascar, [size=13px]les français sont des malgaches[/size] maintenant!!!!!
Seulement, les malgaches ne seront jamais français ;-)[size=16px]
vive les malgaches[/size]
choix ny gasy ny nampiakatra étranger ho mpitondra azy, seulement c'est un français et ça fait drôle!

10. Mirananirina
(
12/04/2009 12:33)
choix ny gasy ny nampiakatra étranger ho mpitondra azy, seulement c'est un français et ça fait drôle!
Manofy ve ianao sa ahoana,taiza ny VAHOAKA MALAGASY no nametraka azy teo???????????? :x
izy no nangalatra nanao COUP D'ETAT niditra teo.Miteniteny foana.
les français sont des malgaches maintenant!!!!!
Seulement, les malgaches ne seront jamais français
Tena mivadika mihitsy ny rasa :) NY GASY NO FRANCAIS TALOHA fa TSY NY FRANCAIS MIHITSY NO MALAGASY,izay no nahazoany nationnalité Française
12. pikatti
(
12/04/2009 14:19)
xxxmisy voan'ny jamala sahady ato zany ,mpilelaka vazah koa angaha ny dadan-dragah=)) =)) =))
13. ravalotgv
(
12/04/2009 14:31)
hevitra mety tokoa raha amidy madagasikara satria ny gasy tsy eto antoerana aza mba mividy ny any ivelany ko no rehefa hoe olona avy any ivelany no mividy dia ahoana no mivazavaza nareo
14. pikatti
(
12/04/2009 14:39)
amidio ny tanin'ny dadabenao fa tsisy manakana zany ravalotgvendrana :-D :-D
15. Mirananirina
(
12/04/2009 14:54)
amidio ny tanin'ny dadabenao fa tsisy manakana zany ravalotgvendrana
Hita hoa ry pikatti,raha anao personnelamidio fa tsy olana fa tsy ny tany ny Malagasy( public)akory.
16. xxx
(
12/04/2009 15:45)
tony no nanaenjehana ny fitondrana teo nefa zao d hoe toa mety ihany, hita mihitsy aloha fa tsy nihanatra fa nandany andro t@ DJ
(Antananarivo 12 avril ) Affaire Daewoo. Blomberg relate que la HAT n'est pas contre les projets de style Daewoo, mais remet en cause la manière dont cela a été traité.
(Antananarivo 12 avril ) Affaire Daewoo. Blomberg relate que la HAT n'est pas contre les projets de style Daewoo, mais remet en cause la manière dont cela a été traité.
17. Noue
(
12/04/2009 15:48)
xxx:ka zany no atao oe didin'be sandry eee !! sa oe zany no atao oe democratie tgv ???
f'angaha moa manana droit an'izany i tgv e,transition io,izany hoe hikarakara fividianana fa tsy misy programa hafa ,si non mety mbola ahavita zavatra ratsy eo io,mangalatra maxi dia mibaraka :-D :-D :-D te hanao aminy eo e ,
18. xxx
(
12/04/2009 17:46)
NIVAROTRA AMPAHATELON'NY GASIKARA MITSY RAVALO TEO TSISY NITENY KA IZAY TANY KELY IO NO MAMPIVAZAVAZA ANDRAHERY MANAKOROTANA FIRENENA ETO
19. Noue
(
12/04/2009 17:56)
nivarotra ahoana eee! tena hita oe tsy maharaka vaovao koa ianareo zany aaa!
http://www.moov.mg/ecoNationale.php?articleId=487171
dia nefa ny nataon'i tgv dia ity
http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html
Mpandefa : Noue [ Valio ] 11-04-2009 15:13:10
Lohateny : hay ve ee !!
somary variana kosa aloha aho raha nahita an'ity eee
Le 21 mars dernier, Andry Rajoelina, Président de la transition à Madagascar a déclaré annuler le projet de la Daewoo.
kay tsy tgv akory no ni-annulé an'io satria
la filiale de la société Daewoo Logistics annonce l'arrét définit de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar.
"Pour votre information, nous tenons à vous partager que DAEWOO logistics a le regret d'annoncer l'arrét de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar pour différentes raisons :
satria hono oe
la Tanzanie a offert une offre plus intéressante que Madagascar et de ce fait, le projet est annulé malgré les tests déjà entamés à Morondava et Maintirano.
donc tsy tgv mahintsiny no ni-annulé an'io ary io resaka io dia nisian'ny adi-hevitra goavana teto nefa kay tsy mbola nisy oe raikitra io na ahoana , tsisy sonia natao akory!
http://www.moov.mg/ecoNationale.php?articleId=487171
dia nefa ny nataon'i tgv dia ity
http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html
20. KALACK
(
12/04/2009 21:11)
Madagascar ahoana hery fa 10.000ha fotsn io a ,,,, sady iza moa no nandroba sy nanao tantely afadrakotra ny vola rehetra tao iza ??? tsy TIM ihany ve ?? hatrany amin FER , USAID ,FED ,FAO ,nopetahany dahol alohan'ny nitsoahany ,,,, de mihevitr ny hivern eto M/car ts hanonitr anireo ve ???